Rim-ka needs better promotion so the world can hear him,he is just too talented to be unknown.i am a Nigerian but madly in love with gasy vibes especially rim-ka and ceasar
Ny hiran'ialahy no anisany namotika ny kanto malagasy indrindra, rehefa tena mihira anefa ialahy dia tsisy feo fa zéro, tsy tononkira, tsy feo, tsy inon-tsy inona fa tsy misy hain'ialahy na ny kely aza, irariana mba tsy haharitra ela fa ho rava ny zavatra tsisy fotony toy itony