Тёмный

ROLAND Ratsiraka-Manatsikafona ny aferan'i Mamy Ravatomanga [Opérateur économique] 

Mafana New
Подписаться 2,8 тыс.
Просмотров 29 тыс.
50% 1

Abonne-toi en cliquant ici: / @mafananew2770
ROLAND Ratsiraka Manatsikafona ny aferan'i Mamy Ravatomanga [Opérateur économique]

Опубликовано:

 

3 май 2022

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 37   
@lansikmantourneur8335
@lansikmantourneur8335 12 дней назад
Merci mampisokatra ny masonay vahoaka
@lolanagel6103
@lolanagel6103 12 дней назад
Aleo atsikafony any ..... Atsikafony ihany koa ny hafa Roland Ratsirakaà
@leilarakotoson9820
@leilarakotoson9820 8 месяцев назад
IANAO angamba honorable Ratsiraka Roland no anisany. Malagasy mba sahy mampiseho ho fantatriny mpiray Tanindrazana ny momba ny harena hatao tantely hafa drakotra. Mijaly mahantra ny mpiray Tanindrazana. Misaotra tompoko. Ti nao tokoa ti nosintsika ity. Mahereza ❤
@leroabalita687
@leroabalita687 Год назад
Belle révélation Rolland
@tinaserain3371
@tinaserain3371 10 месяцев назад
Raha hanaratsy olona aloha izy de tsy mety raha eto @ ity fandaharana ity! Tokony ny tenany no jereny fa tsy ny an'ny olona!
@AminaMamine-vo3wg
@AminaMamine-vo3wg 6 месяцев назад
J aime ambatovy nampihokatra reharehan tsika tAny mena mirehitra
@razafimahefaralimanana25
@razafimahefaralimanana25 9 дней назад
Zany ve de mbola hanotanina reo, miverimberina le anarana hoy n'y question nareo, efa mazava be ny tantarainy,
@harsoa2326
@harsoa2326 Год назад
Miarahaba tompoko 👋 Mozambique izao t@ 2022 nandefa letchis tsara kalitao tsy lafo ary maro. Ho tavela eo isika satria variana miady. *mila fanatsarana fa menatra be ny tonga amidy aty nefa lafobe.
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 Год назад
Mankasitraka indrindra Tompoko 🙏🙏🙏🙏
@desirealfred-jy5rk
@desirealfred-jy5rk Год назад
Na zahay Madinina aza mahay anjagny fa Mamy ravatomanga no fositra et Madagascar
@NorosoaNoro
@NorosoaNoro Месяц назад
Makasitraka ANAO Roland fa ny vahoaka mihaino ANAO Dia manohana ANAO ,rehefa Tonga n'y fotoana voatendry ny AO ambony de mitroatra ny vahoaka.
@pierrechristopheraharivelo530
Aza raisina aminy tsy fitiavavana aY fa misy marina ny zavatra resahany
@acharaz6926
@acharaz6926 Год назад
Ça tourne au vinaigre. Jusqu'à quand allons-nous laisser faire ?
@AminaMamine-vo3wg
@AminaMamine-vo3wg 6 месяцев назад
Zanaka Tamatave anao arovy tanintsika ankanga Sisa aniney io
@acharaz6926
@acharaz6926 Год назад
Ianareo manana fahefana sahy mijoro hatr@ farany ary ovao ny tantara fa aza mihanona fotsiny @ "dénonciation".
@rijaandriambolisoa3895
@rijaandriambolisoa3895 Год назад
Mahavarina ahy ity Roland R, député ange ianao fa tsy homme d affaire, zany mpanao politika Malagasy Alaina fotsiny l pouvoir fa bizna tena atao
@user-ed7qn5ph9c
@user-ed7qn5ph9c Год назад
Mampalahelo ity firenena ity,mila olombaovao isika ,olona sahy manova izao rehetra izao
@AminaMamine-vo3wg
@AminaMamine-vo3wg 6 месяцев назад
Kkkkkkkkkk
@jelenasadomaso4182
@jelenasadomaso4182 Год назад
letchis feno soufre aloha marina fa tena masina lay letchis tonga any ivelany.tena tsy mamy fa masina..latchis mis ravina io tsara ..ary mba andraso efa maventiventy am zay mba mamy letchis tonga any ivelany
@rijaandriambolisoa3895
@rijaandriambolisoa3895 Год назад
Manao jeu double ange Roland zany lazainy fa manao Maloto s'y mangalatra I ravatomanga nefa tsy azo henjehana fa juste mandoha amende, izay manao ratsy d tsaraina n'a iza n'a iza, fatsoralahy ity député ity
@jeanjohnary2863
@jeanjohnary2863 Год назад
Double jeu tsy lasa lavitra fa ny zava doza dia ny oligarques
@judithsofia4627
@judithsofia4627 Год назад
Aza mi-bla bla Meur Roland Ratsiraka a mitovy ihany ianareo, ny anao resakin'ny very seaza
@dorotheerichard7632
@dorotheerichard7632 Год назад
Za aloha tena ts mihinana Io litchi makiana n'y souffre Io e Misy isafidianana n'y frais tonga par avion... Ihala vola ihany vé?
@louisleon4577
@louisleon4577 Год назад
Zany olona ratsy saina
@jeanjohnary2863
@jeanjohnary2863 Год назад
Simba ny tany sy ny fanjakana raha misy Oligarques .
@user-ed7qn5ph9c
@user-ed7qn5ph9c Год назад
Ny fisian ny tsy maty manota sy ny fahalovana no tena manimba ity firenena ity.mila.olomarina sy sahy ny fitondrana ny firenena
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 8 месяцев назад
Tsy mpanao politika fa manao fanahy m behivavy manana toetra manaratsy..aza manantena ahazo vatonam vahoaka fa toa lsa zaza saina ity andriamatoa roland ity ..
@user-wy8kd6qp9f
@user-wy8kd6qp9f 27 дней назад
Ka filohan'ireo MTS (Malagasy Tsisy Saina) ange io êêê!
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 27 дней назад
@@user-wy8kd6qp9f kkkkkkk
@maximeleonardandriamifidim1747
Maty kambo sahala amin'ny olo-marina be! Ahoana io charpente metallique eo @ Tunnel Ambanidia nataon'ny Colas io? Ohatr'inona? Atao inona?
@leroabalita687
@leroabalita687 Год назад
Les zmbaniandros ne méritent pas d être à la tête du pays
@haryhary6633
@haryhary6633 Год назад
Il faut un état fédéral à Madagascar comme ça existe en Allemagne, en Suisse et aux Etats Unis. Comme ça il n' y aura pas de problèmes de Ambaniandro, Borizano, Cotiers ,haut plateaux etc . Les pays les plus riches sont des états fédéraux.
@christianistasse362
@christianistasse362 Год назад
D"accord avec vous !. Mème du temps du Président Tsiranana. Les zambaniandro n'attendaient qu'une chose ! prendre le pouvoir pour eux et mettre les Tanindrana à Terre.: voyez le résultat aujourd'hui.!!! UN DESASTRE!!!
@leroabalita687
@leroabalita687 Год назад
Tu sais si les FRS en 75 a voulu que c un côtier qui reprend les rênes du pays c qu il avait raison et c t des vrais visionnaires figure toi 80 gars qui ont tenu tête à un régiment entier . Tu sais le général bigeard a l époque à dit à resampa et G Istasse de transférer la capitale à Diego il a senti venir la main basse des ambaniandros et tout suite après ils ont tourmenté 72 après les gardes rapprochés de resampa étaient en stage à l extérieur voilà mon gars l histoire du pays
@leroabalita687
@leroabalita687 Год назад
C comme l assassinat de Ratsimandrava paix à son âme crois tu que jumbo un tireur d élite hors paire comme lui allait raté sa cible ? Jusqu ici on a fait croire que c jumbo un côtier qui a assassine Ratsimdrava
@desirealfred-jy5rk
@desirealfred-jy5rk Год назад
Hanatra Ho antsika Coutier tsy tokony hamidy @borozagno lecthis ntsika manomboka iazao
@leilarakotoson9820
@leilarakotoson9820 9 месяцев назад
Zay ti zalà bezanozano ASA ra mahazo minana lethis tamatave na tsia. 😂 ra tsy mahazo de makany la réunion ngamba é. Sady Any maventy be no mamy. De mazoto minana zalà
Далее
БАТЯ И ТЁЩА😂#shorts
00:58
Просмотров 3,4 млн
EMISSION SPECIALE - ROLAND RATSIRAKA
2:18:19
Просмотров 6 тыс.
VIS MA VIE - Hassanein Hiridjee
2:33
Просмотров 6 тыс.
INVITE DU ZOMA 15 JUIN 2012 GAL RAVALOMANANA
1:34:36
Просмотров 21 тыс.
EMISSION SPECIALE RATSIRAKA DU 11 SEPTEMBRE 2013
2:16:13
Просмотров 165 тыс.
БАТЯ И ТЁЩА😂#shorts
00:58
Просмотров 3,4 млн