Тёмный

Ry Tanindrazanay malala ô || Weaver Trio 

Weaver Trio
Подписаться 421
Просмотров 8 тыс.
50% 1

🇲🇬 Ny hiram-pirenena Malagasy 🇲🇬dia tena fitoriana fitiavana feno, vavaka nasandratra efa hatry ny ela ho an'ny Malagasy sy Madagasikara. Marina fa mbola mahantra sy miady mafy Madagasikara, kanefa tsy manova ny maha tany tsara azy izany ary tsy hanova velively ny fitiavanay azy.
Ity hira ity dia anisan'iray @ ireo Feo sy Mozika tinay hisaorana an'i Madagasikara ny amin'ny maha fahasoavana ho anay azy.
Tribute to my Land, Tribute to my Country, Tribute to the Music I play for.
📌𝐑𝐲 𝐓𝐚𝐧𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚 𝐨̂ || 𝐖𝐞𝐚𝐯𝐞𝐫 𝐓𝐫𝐢𝐨
🎹Njaka RAKOTONIRAINY (kb)
🎸Hents ANDRIAMASIMANANA (bs)
🥁 Josia RAKOTONDRAVOHITRA (dr)
- Recording and Mixing : Jersy Razafindrabe ( Poum | E-Rec)
- Project Manager : Tojo Lytah
#Madagasikara_60_taona #Malagasy #Holy_Nation #Live_Love #Taninjanaka #Music_of_sens #Music_is_Life #Long_Life_Madagascar
#National_Anthem
#Weaver_Trio
#E_Rec
#Ry_Tanindrazanay_malala_ô
#Jazz_Malagasy
#Jazz #Jazz_Trio
#Malagasy_Musicians
#Malagasy_Artists
#Malagasy_Jazz #African_Jazz
#Stay_connected

Опубликовано:

 

15 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 8   
@pppppp2558
@pppppp2558 3 года назад
Izay izao Jazzcar, fa ataovy misimisy koa ry zalahy ny Jazzpel. Bravo be!!!
@maixantrabe3748
@maixantrabe3748 4 года назад
mankasitraka o
@weavertrio7894
@weavertrio7894 4 года назад
😊 Ianao no Hisaorana mihaino sy mankafy...misaotra e...🙏🙏
@lovaramaroson6695
@lovaramaroson6695 4 года назад
POWER TRIO
@weavertrio7894
@weavertrio7894 4 года назад
Thank you...😉🙏
@6nefo
@6nefo 2 года назад
Kanto e !
@kylerayner1619
@kylerayner1619 4 года назад
Tena manao zavakanto ianareo ry zalahy ;) Rahoviana no mivoaka ny raki-kira ? :)
@weavertrio7894
@weavertrio7894 4 года назад
Misaotra betsaka ranga a. 🙏🙏 Ho avy ny raki-kira eo piketrehana azy mihintsy...😊🙏
Далее
All the things you are || Weaver Trio
6:23
Просмотров 1,2 тыс.
БЕЛКА РОЖАЕТ? #cat
00:21
Просмотров 521 тыс.
RALAH' Trio 'Navy Zahay
5:45
Просмотров 40 тыс.
Any (Tritra) by Mad'in voyage
6:07
Просмотров 32 тыс.
Silent Prayer - Thapelo Khumisi
9:35
Просмотров 530
Ho an'i Zanak'i Davida
4:47
Просмотров 498
Ry Fanadinoana (Lyrics Video) - Ken
5:30
Просмотров 15 тыс.
Tsy Misy Soa Ho Ahy (Jimmy sy Soa) - Weaver Trio
2:51
Madagasikara Tanindrazanay GAËLLE TSIRININOFY
3:07
Просмотров 16 тыс.
Haody ry Analamangako || Weaver Trio
2:19
Просмотров 8 тыс.
RALAH' Trio "BEMIRAY"
4:43
Просмотров 78 тыс.
БЕЛКА РОЖАЕТ? #cat
00:21
Просмотров 521 тыс.