Тёмный

Ry tompo Andriamanitra \ Vetson-kira. 

jahmanjary
Подписаться 4,4 тыс.
Просмотров 102 тыс.
50% 1

misaotra é !!!!

Опубликовано:

 

17 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 12   
@bonhommefelicienfanasoava624
MIDERA SY MANKALAZANAO ZAHAY RY JESOA FA BE FITIAVANA TOKO IANAO AMEN
@christinepierre2771
@christinepierre2771 2 года назад
Mankasitraka tanteraka, fa tena nampahery tokoa....Tahian Andriamanitra mandrakariva anie ny tarika vetsokira....❤
@noahhoareau6570
@noahhoareau6570 День назад
1. Ry Tompo Andriamanitra Andriananahary Nasainao manohy ary mandavorary Ny zava-boaary eran-tany izahay : Mitory fitiavana lalina izany. Nomenao ho ohatra ilay Zanakao, misaotra e, Ka niasa, nisasatra teto aminay, misaotra e, Manjary asa masina izao ny asanay, misaotra e ; Mitory fitiavana lalina izany, misaotra e. 2. Matoky 'zahay fa mitantana ianao, Manoro 'zay asa sahaza ho anay, Satria sitrakao ny hahasambatra anay : Mitory fitiavana lalina izany. Ry Rainay Mpahary, tahio ny asanay, tahio e, Tahio mba ho mendrika marina anao, tahio e, Fa miaraka miasa amin'i Jesoa izahay, tahio e, Manomana tany sy lanitra vao, tahio e.
@HfhgGfg-bk9rn
@HfhgGfg-bk9rn 5 месяцев назад
Mamiko indrindra jesosy malala mankasitraka @ hira tsara 🙏🏻🙏🏻
@lanjaraveloarisoa1530
@lanjaraveloarisoa1530 7 лет назад
Misaotra anao zahay tompo oh AMEN
@sylvviannebutt5017
@sylvviannebutt5017 5 лет назад
fa manina re ny olona tsy mandefa piblication refa vetsokira
@VictoireRasoamanarivo-h5l
@VictoireRasoamanarivo-h5l Месяц назад
Misaotra. Anao. Izahay. ANDRiAMANITRA. O
@VictoireRasoamanarivo-h5l
@VictoireRasoamanarivo-h5l Месяц назад
Victoire’s Rasoamanarivo
@clarissarasoarivony2419
@clarissarasoarivony2419 3 года назад
❤️🥰🙏🏻
@volaraninaorelika
@volaraninaorelika Год назад
❤❤❤❤
@marcmaminirinamamout3024
@marcmaminirinamamout3024 3 года назад
Misaotra anao Tompo o
@joserafaly3764
@joserafaly3764 5 лет назад
MIDERA SY MANKALAZANAO ZAHAY RY JESOA FA BE FITIAVANA TOKO IANAO AMEN
Далее
Miara dalana -Vetson kira
5:34
Просмотров 215 тыс.
Mihelina avokoa
3:25
Просмотров 71 тыс.
moto tag - AirTag для Android
00:47
Просмотров 597 тыс.
would you eat this? #shorts
00:24
Просмотров 1,2 млн
--- Ventson-kira - Iaveh no mpiandry ahy LYRICS
3:52
ROSSY   \  NA DIA  ALAVITRA
4:12
Просмотров 25 тыс.
Haody ry Analamangako
3:36
Просмотров 415 тыс.
O ry Tompo tia anay
3:26
Просмотров 203 тыс.
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Просмотров 101 тыс.
Antsan'i Kristy - tohano mafy
6:18
Просмотров 1,4 млн
injao fa miantso ahy
6:16
Просмотров 564 тыс.
Telofangady || Faingàna Afindrafindrao::ANG
3:53
Просмотров 236 тыс.
Olombelona aho Tompo
3:09
Просмотров 1,2 млн
Vetsonkira   o izany diakoby daewoo 2k17
3:34
Просмотров 135 тыс.