Тёмный

Soa Ihany- Mireille 

AndriaR.E.
Подписаться 2 тыс.
Просмотров 113 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 27   
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Niova fo. Soa ihany fa voaovan' i Jeso. Téo Izy namindra fo s'y nanavotra. :-)
@fggghbb7660
@fggghbb7660 9 лет назад
Soa ihany fa teo jeso nanova ny fianako Amen
@fitempo007
@fitempo007 Год назад
Isaorana ny Ray ao ambony nanome talenta feno ny zanany. Misaotra anao amin'ity hira feno fiderana ny Tompo ity. Mankasitraka !!!!
@zandriniparani
@zandriniparani 2 года назад
Tsara dia tsara! Tena asany Fanahy . Avy ao am-po tanteraka.
@mananjarahoareau8473
@mananjarahoareau8473 7 лет назад
soa ihany fa tia mivavaka ny an.kamaroan_tsika malagasy, soa ihany tompo fa avaozinao isan'andro ny finoako.tahio MADAGASIKARA.
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 5 лет назад
Isaorana Andriamanitra Ny famindrapon' Andriamanitra no mbola mahatonga antsika toy izao
@rocstarefff6611
@rocstarefff6611 4 года назад
Soa ihany fa teo Anao Tompo o,ankehitriny voahovanao aho , Misaotra betsaka fa ankafiziko be le hira.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Kanto. Mankasitraka :-)
@razafiarisoarevamampionona9805
Soa ihany fa teo IANAO JESOSY !!!
@mamonjyy-asy9825
@mamonjyy-asy9825 9 лет назад
misaotra ny mpamoron kira,ny mpihira.tsara be.soa ihany toko fa teo Jesosy .
@josephramaroson5992
@josephramaroson5992 5 лет назад
Misaotra Mireille!
@theodoreblanchard4627
@theodoreblanchard4627 4 года назад
Misaotra betsaka @ lay fiderana fa tiako be,misaotra Tompo fa teo ianao la nanafaka ahy.
@jifryindu7825
@jifryindu7825 9 лет назад
soa ihany fa Teo hianao
@vassianocharlieeddy3474
@vassianocharlieeddy3474 4 года назад
Soa ihany fa teo ianao Jesosy!
@mamisoafitahianarandrianir815
@mamisoafitahianarandrianir815 7 лет назад
ankehitriny soa ihany voahovanao:soa ihany fa nisy Hianao.
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 5 лет назад
mankasitraky indrindra Tompoko fa tena tsy lefy laza zany hira zany.
@sanjimiraj1038
@sanjimiraj1038 7 лет назад
Tsara ny Tompo mandrakizay ny famindrapony
@pinouchejosiane3949
@pinouchejosiane3949 5 лет назад
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
@rakotosamimanana9886
@rakotosamimanana9886 Год назад
❤❤🙏🙏
@paulinetsiky6238
@paulinetsiky6238 8 лет назад
ity ny hirako fahazaza
@naryrakoto9366
@naryrakoto9366 6 лет назад
vao naheno an'ity hira ity ao de noezahiko notendrena sy nohiraina,tsara be na ny vocal ny na ny tonony na ny feony
@JeannetteRalison
@JeannetteRalison 5 месяцев назад
16/03/24 AMEN
@rakotoarisonharijaona3552
@rakotoarisonharijaona3552 8 лет назад
tsar é lay hira
@fazemanuel3145
@fazemanuel3145 9 лет назад
God ils not limit
@paulinetsiky6238
@paulinetsiky6238 7 лет назад
nilomanosako avokoa ireo zava mora lo soa ihany fa teo Ianao so ihany soa fa voaovanao
@rivorakotomalala6003
@rivorakotomalala6003 3 года назад
Misaotra betsaka @ commentaire miabo rehetra ataonareo ato Jesosy hiaro hatrany ity nosintsika ity
@ravololonirinarabarimalala6761
Dommage fa taraiky lay paroles dia tsy afaka manaraka tsara lay hira tompoko
Далее
Mireille -fanoloran tena
3:31
Просмотров 72 тыс.
Ambany elatrao :: tononkira Jocelyn Ranjarison
5:28
Просмотров 2,2 млн
Butch REACT to Creative way to fix damaged tile!
00:46
ВОТ ЧТО МЫ КУПИЛИ НА ALIEXPRESS
11:28
IZY - Henika | Cevam church
5:08
Просмотров 1,2 млн
Fihirana  FFPM Hira paska
27:33
Просмотров 85 тыс.
MELKY - BEST OF (VIDEO COMPILATION)
38:40
Просмотров 235 тыс.
Ho an’i Neny - Johane ( Poopy ) 2024
5:19
Просмотров 23 тыс.
Tontolo andro - Rija Rasolondraibe (Tononkira)
5:07
Просмотров 490 тыс.
ISAORANAY (Bessa)  - Cover Ginà-Malala-Ando
5:04
Просмотров 134 тыс.
Isaorako Anao :: Karmela
6:53
Просмотров 1,7 млн
Mialy RAKOTOMAMONJY  - "Tiako loatra"
4:26
Просмотров 2,6 млн
Rija Rasolondraibe - Nalainao Avy lavitra loatra
5:27
tahak'izay - Poopy (Njakatiana)
7:18
Просмотров 18 тыс.
Butch REACT to Creative way to fix damaged tile!
00:46