@@sandrorazafiarivony7987 zay mihitsy. ny feo ny inspiration ny fahaizana am organisation seho goavana tena hafa mihitsy zany Rossy zany. ny ambiance 100% fa vao niditra lalina amin'ny politika d tena simba. izy aloha olon'ny fo, tsy mahay manao zavatra à moitié. za manokana tsy mitovy loko politika aminy d tena mahita hoe dommage izy niditra lalina amin'io