Mandresy mitovy @ ex-ko , de malahelo be za ref mijery anaz mihomehy , sinon en parlant an'i Goth , io bandy io tena grave , tena pure talent le fampihomehezana , chapeau bas ho an'leiry
Contextual be @ audience eto Tana na villes hafa ny hatsikana hatanao. Efa tena lasa lavitra be. Nefa, mahita aho fa betsaka ireo tantsaha tsy mahazo izay ambaranao. Voan ny raFrancis enao @ io point io.
Tsy de matotra loatra ireo SVan ireo fa mitsilikiliky na de tsy de mampihomehy aza . mila alefa miofana mandray vahiny @ reny tele ireny fa tena tsy izy mihitsy