Тёмный

Tamin'izay // Olombelo Ricky 

Indraindray
Подписаться 870
Просмотров 43 тыс.
50% 1

Tamin'izay - Olombelo Ricky

Видеоклипы

Опубликовано:

 

23 дек 2015

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 13   
@herifiniavanasitrakiniavoa8845
@herifiniavanasitrakiniavoa8845 Месяц назад
❤️❤️ tamnzany andro zany eh
@mirantsoasheurlyrazafindra1886
@mirantsoasheurlyrazafindra1886 20 дней назад
manembona eeee
@nirianarazanajafy6098
@nirianarazanajafy6098 4 года назад
Nohiraiko mangina ireo lasan’omaly Nantsoiko tamin’ny hira izy Tsy nety namaly Fa na rahoviana omaly sy androany Mba tiako hojijina hatrany aminao hatrany aminao any eee. Nefa anie.... Tamin’izay andro izay e Tsy tadidiko ho’aho ny daty Fa nodoranao izay vita Toa lasa sorona dia maty Tamin’izay andro izay ho a, Tsy tsaroako fa nisy Nisy teny tena izy e Lasa antsa lasa jijy Tamin’izay fotoana izay e Nisy izay tia ry olon-tiako hozizy ianao Nisy izay tadiavinao Nefa izaho nitotototo ô Mbola nameno ny tsy feno ô Ka raha tendrenao tsy maneno ô(2) Izy ity efa hira henonao tany Fitia vita dina mamafa tomany Misy teny efa tena tadidinao ihany Ka nomenao ny hafa anefa vazo mitovy any Ny sento aza fafany... Tamin’izay nofy izay e Nisy hafatra tsy nety tonga e! ’Lay fonao fefy mafonja e! Ranomaso be manonjanonja Tsy nisy lakana nitondra e Dia tamin’izay fotoana izay ho a! Toa tsaroako fa nisy Nisy sento rehefa dify e Dify ianao nitondra diso ô Dia tamin’izay fotoana izay ho a! Tamin’izay nofy izay e! Misy ’zay tia ry olon-tiako hozizy ianao Misy izay tadiavinao Dify ianao nitondra diso Mangamangana ny ampitso ô ô!
@nalyrandria8965
@nalyrandria8965 Год назад
Misaotra am le tonony!!
@dupontsylvia666
@dupontsylvia666 8 лет назад
tamzai andro marna tena tsi tadidikou le daty!!!!!
@laloulalou187
@laloulalou187 3 года назад
Any zay lay zokiko tiko ,❤❤❤ ny fahazazanay
@alsace6747
@alsace6747 2 года назад
... " Lasa antsa lasa Jijy " ...
@vatosoarakotondrazanany225
@vatosoarakotondrazanany225 7 лет назад
mankasitraka nizara
@benjaminaraso5404
@benjaminaraso5404 7 лет назад
matsiro e
@ainamamyandrinirina4548
@ainamamyandrinirina4548 5 лет назад
t@zay leis zandry ny aina
@njakarasoanirainy6603
@njakarasoanirainy6603 4 года назад
tsara
@pluskofimanga4216
@pluskofimanga4216 2 года назад
dify
@fenoheeryrafalimanana8032
@fenoheeryrafalimanana8032 7 лет назад
nefa anie...t@ zay andro izay e! nodoranw z vit...