Bjr, tsy dia fantako lotra ilay objectif-dreo, everiko fa ba teny Malagasy no ataon-dreo hira,mety mahay anareo fa heveriko tsara ra hatomboka Malagasy alo é, amin'izay oe TANA Group!!!!ba volano teny Merina alo pour commencer é
Tsy aiko iza no nalainareo tamy mpanao maquillage nareo fa tena faraky ze tena horrible BE !!! en plus impiry nareo misolo akanjo dia mbola rose. Je dis sa pour votre image ah. Le ery ampasapito ndray nga zao io