Тёмный

TANTARA GASY RAFIN-DOLO TAPANY 1 

Le Lémurien Web TV
Подписаться 2,6 тыс.
Просмотров 10 тыс.
50% 1

TANTARA GASY RAFIN-DOLO TAPANY 1
Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.

Опубликовано:

 

17 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 49   
@yvettebeatrice472
@yvettebeatrice472 3 года назад
Misaotra betsaka 🙏🏽👍🏾🇲🇬🎄🎧🥰🥰🥰🥰🥰🎧🎄🇬🇧 Manaova fety sambatra daholo ohhh🎄🎧🎄🎧🎄
3 года назад
Manaova fety sambatra o 🙏🙏🙏😊
@mariachantale8760
@mariachantale8760 3 года назад
Msaotra indrindra de mirary fety finaritra daholo ❤🙋‍♀️🎧🌲
3 года назад
Mirary fety sambatra antsika rehetra o 🙏😊❤️
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 года назад
Zaho tonga volohany an, Misaotra betsaka Nizara Tompoko 🇲🇬👌💖!
3 года назад
Hihi tsy misy fisaorana tompoko, mirary soa hatrany 🙏🙏😊
@marielesage370
@marielesage370 3 года назад
Misaotra betsaka tompoko mahafinaritra lay tantara miandry ny tohiny indray ❤❤
3 года назад
Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 Efa ato ny tohiny, manasa anao hihaino azy ,. Mirary soa tompoko 🙏😊
@apop3771
@apop3771 Год назад
Misaotra betsaka
@nayanbritanie8195
@nayanbritanie8195 3 года назад
Misotra betsaka ooo
3 года назад
Mankasitraka tompoko 🙏 Mirary soa hatrany 😊🙏
@lalanina5373
@lalanina5373 3 года назад
Merci beaucoup aaan !! Mankasitraka foana D MBA mangataka anilay tantara oe Tsiky anaty aizina moa raha mba manana ianareo . Efa henonay ihany ny tapany voalohany fa ny faharoa Tena tsy hitanay ato . Misaotra 😍 ❤️
3 года назад
Eny tompoko fa ho jerena de zaraiko :) Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@soavinafamatanatsoa7048
@soavinafamatanatsoa7048 3 года назад
Misaotra nizara mahaliana ny tantara
3 года назад
Tsy misy fisaorana tompoko 🙏
@lyndaepiphanie3132
@lyndaepiphanie3132 3 года назад
Misaotra nizara d Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ❤😚🇲🇬
3 года назад
Misaotra indrindra tompoko 🙏 mirary krismasy sambatra antsika rehetra 😊❤️🙏
@mayaaandreaa3594
@mayaaandreaa3594 3 года назад
Misaotra nizara oo 🙏
3 года назад
Tsy misy fisaorana tompoko 🙏🙏🙏
@rakotosonrobestino5595
@rakotosonrobestino5595 3 года назад
Mankasitraka @ tantara o!
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 года назад
Aiza ilay tohiny ity azafady oo. Efa Alina ihany ny andro 😃😀
3 года назад
Io tompoko fa efa nalefako o 😊😊 Mihainoa finaritra arany 🙏🙏🙏❤️
@andonapoli8249
@andonapoli8249 3 года назад
Mankasitraka indrindra nizara dia mirary fety sambatra oo 😍🎈🍢💝
3 года назад
Tsy misy fisaorana tompoko, mirary fety sambatra ihany koa 🙏🙏🙏❤️🙂
@baoalidah7243
@baoalidah7243 3 года назад
Merci beaucoup mbol mis tohony ve tompoko
3 года назад
Je vous en prie, oui anio alina ny tohiny tompoko 🙂
@baoalidah7243
@baoalidah7243 3 года назад
@ merci beaucoup ☺️
@angelinerazanamasy7257
@angelinerazanamasy7257 3 года назад
Misaotra betsaka t@ tantara fa Dia mahaliana bé, mirary SOA anareo eto ampiandrasana n'y tohiny
3 года назад
Tsy misy fisaorana tompoko 🙏 Rariva ny tohiny 🙂 mirary soa indrindra 🙏😊❤️
@mottonony3810
@mottonony3810 3 года назад
Misaotra betsaka indrindra oooo
3 года назад
Mankasitraka indrindra tompoko 🙏❤️
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 3 года назад
Aza atao hela ny tohiny azafady ô de mankasitraka indrindra tompoko ô
3 года назад
Am samedi alina ny tohiny tompoko 🙂
@pungaroda1234
@pungaroda1234 3 года назад
Misaotr betsakiee Zao vao iheno
3 года назад
Mihainoa finaritra tompoko 🙏
@patrickmanravelonirina1745
@patrickmanravelonirina1745 3 года назад
Misaotra sy mankasitraka an ilay tantara tompoko
3 года назад
Mirary soa indrindra tompoko 🙏
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 года назад
Mahatsikaiky koa ilay titre an'ilay tantara . 😂😂😂😂
3 года назад
Hihi 😅 nefa io mihitsy ilay titre 😁
@nathalierazanatinaknott1209
@nathalierazanatinaknott1209 3 года назад
Mankasitraka tompoko Mirary fety sambatra ho antsika rehetra
3 года назад
Tratry ny taona 2021 oo ! Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️
@feliciteravaosoa791
@feliciteravaosoa791 3 года назад
Makasitraka atrany tompoko
3 года назад
Mirary soa indrindra tompoko 🙏🙏🙏😊
@gasy72
@gasy72 3 года назад
Misaotra tompoko Ary miandry mafy Ilay tohiny ô
3 года назад
Mankasitraka tompoko, amin'ny sabotsy alina ny tohiny 😊
@gasy72
@gasy72 3 года назад
@Mankasitraka indrindra fa na dia noely sy fety aza ny andro dia tsy manadino ny mihaino sy manaraka izay tantara alefanareo eto satria io no mba hahitako torimaso mahafinaritra aorian'ny havizanana noho ny asa sy ny adintsaina aty anindrana aty.
3 года назад
Mirary soa indrindra tompoko 🙏 Dia mahereza indrindra amin'ny asa izay atao 🙂🙏❤️
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 3 года назад
Mankasitraka nizara tompok
3 года назад
Mirary soa indrindra tompoko 🙏 Manaova fety sambatra o 🙏😊😊
Далее
TANTARA GASY RAFIN-DOLO TAPANY 2
1:01:33
Просмотров 7 тыс.
TRANON-DOLO: Tantara RDB #gasyrakoto
39:16
Просмотров 12 тыс.
TANTARA GASY NHD
57:36
Просмотров 6 тыс.
VALIFATIN-JAZA : [Aceem Radio] #gasyrakoto
58:49
Просмотров 13 тыс.
ETRAKETRAM PITIA || TANTARA MALAGASY [R.D.B]
58:20
Просмотров 18 тыс.
Manjakamiadana l'Histoire
3:15
Просмотров 2,5 тыс.
Fampianarana mahakasika NY BATISA;
1:14:56
Просмотров 3,4 тыс.
TANTARA GASY NY FISIANY
47:30
Просмотров 7 тыс.