Тёмный

Tantara Malagasy - ONDRY BOTRY (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho 

SARY MIHETSIKA / Web TV
Подписаться 9 тыс.
Просмотров 6 тыс.
50% 1

ONDRY BOTRY
Tantaran'i Radio Don Bosco
Tantara indray miseho
Tantara Malagasy
Nipetraka tao amin'i Rado sy Bodo, i Mialy, zanaky ny anambavin'i Rado. Nanaovan'i Bodo toetra ratsy i Mialy, nampanaoviny asa an-trano maro tsy an-kihato : tondraka voninkazo, fividianana ireo kojakoja an-dakozia. Niezaka nanafina ny zava-nisy i Mialy na mankarary ny fony azy ny fifandraisany amin'ny Bodo ao an-trano. Nisy fotoana voatenin'i Onja fa ampanaovin'ny reniny asa be loatra i Mialy ary somary niahiahy i Rado. Noresen'i Bodo lahatra i Onja ary nanaiky ny haneho toetra ratsy amin'i Mialy...
Manezaka mamorona lainga i Bodo mba handrisihana an'i Rado handroaka sy hanilika an'i Mialy. Manararaotra ny fotoana tsy maha ao an-trano an'ireo olona hipetrahany i Mialy mba hanaovany famerenan-desona. Fiainana feno fiantsarambelatsihy no niainan'i Mialy tao amin'i Bodo sy Mialy. Nandritry ny fanadinana BEPC dia niaina sedra i Mialy fa tsy nahakivy azy izany, nivaly ny fanadinana ary afaka i Mialy fa i Onja kosa tsy tafita. Nangataka ny tsy hipetraka tao amin'ny fianakavian'i Rado intsony i Mialy, rehefa voatantarany tamin'i Rado dadatoany ny zava-nisy. Tafita tamin'ny fianarana i Mialy, ary nanampy azy telo mianaka tamin'ny fitsaboana an'i Bodo izay narary izy, tsy nitana alahelo tamin'izy mianaka i Mialy.
Mpanoratra : Mamenosoa
Mpilalao :Synèse, Manitra, Ony Mihajanirina, Niravo
Nandray feo : Tovo Razanamamonjy
Mpanatontosa : Holisoa
#tantara
#ondrybotry
#sarymihetsika

Опубликовано:

 

9 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 8   
@GarciaMarieGarcia-uh6cr
@GarciaMarieGarcia-uh6cr 4 месяца назад
Misaotra namerina indray ôooh ❤❤❤
@jamesrakotozanany6191
@jamesrakotozanany6191 4 месяца назад
C'est vraiment super le tantara merci beaucoup. Mankasitraka
@MARYMARY-si1yr
@MARYMARY-si1yr 4 месяца назад
Merci beaucoup tsara be ilay tantara ❤
@rovasoa
@rovasoa 4 месяца назад
Misaotra nizara oo😍🇲🇬🙋‍♀️
@user-dv5qr1mt4j
@user-dv5qr1mt4j 4 месяца назад
Merci beaucoup.tsara le histoire
@hanitranil4489
@hanitranil4489 4 месяца назад
Classique
@mamyandri9077
@mamyandri9077 4 месяца назад
Mankasitraka
@TsiriniainaAniyah1926
@TsiriniainaAniyah1926 4 месяца назад
🙏🥰🥰
Далее
Ondry botry: Tantara gasy vaovao (rdb) #gasyrakoto
1:17:00
TANTARA MALAGASY - Resim-bavy
1:06:05
Просмотров 13 тыс.
TONTOLON'NY FANAHY (Tantara lava RDB)
1:09:40
Просмотров 5 тыс.
Kisendrasendra -Tantara RDB #gasyrakoto
1:37:01
Просмотров 37 тыс.