Тёмный

TANTARA MALAGASY || RANOMASOM-BIRIJINY Fiz 12 [R.F.M] 

Orj' Lyrics
Подписаться 21 тыс.
Просмотров 7 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

24 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 76   
@ashleynomenjanahary694
@ashleynomenjanahary694 4 года назад
Mankasitrak ndrindra fa tena mahapo be ti tantara ti, tena tiko ar rehefa miaino azi de tena otrani ianana mints le izi. Tena mandona fo be, châpeau ho anareo rehetra nanatontosa fa tena mahay nareo. Manaraka ts tapaka, afak'andro vita ny asa...
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 4 года назад
Mankasitraka anareo hatrany tompoko fa de tsara le tantara tsy mis ambara fa grave le izy merci bcp bisous dol fa mahay nareo 🙏🙏❤️❤️❤️
@kadijakadija7133
@kadijakadija7133 2 года назад
Misaotra betsaka nizara fa tena tsara lay tantara ary mahay avokoa ny mpilalao 👏👏👏❤️❤️
@rasolofonirinalalaina1225
@rasolofonirinalalaina1225 4 года назад
Tiko nama ty aaa!!sad miheno za maka sary antsaina an'lay "broken vow" 🌹🌹🌹hoan'ny Simon😘😘
@annickaalvicot3983
@annickaalvicot3983 4 года назад
Hit wa 😍
@rasolofonirinalalaina1225
@rasolofonirinalalaina1225 4 года назад
@@annickaalvicot3983 ataoko fa iaho ihan no mahay azy ty hoe ,nalaina t@'le serie in izy ty😍😍mahay aloha Ingahy Simon ee😘
@cathialopez827
@cathialopez827 4 года назад
Ita oa fa novaina kely ftsn e? sad Tena mahay izy! Fa ireo mpilalao KO ts ambanin-javatra 🎩 😍
@rasolofonirinalalaina1225
@rasolofonirinalalaina1225 4 года назад
@@cathialopez827 ye tena mahay aloha izy eee😍sy ireo mpilalao rht☺️
@annickaalvicot3983
@annickaalvicot3983 4 года назад
Bravo be alou zareo e. Ten michapo be za. Ten lasa mankafia tanterak ny tenako 😍😍
@apkid3336
@apkid3336 4 года назад
Tena mahay nareo👍👍👍👍
@razanatsoaanna5991
@razanatsoaanna5991 4 года назад
Misaotra betsaka tompoko fa zao vao niverina ny fitadidiko fa ilay serie BROKEN WOW no navadika tantara teny gasy , mahafinaritra e ❤️
@lopotitchaat5488
@lopotitchaat5488 4 года назад
MBA anao ahona ré n'y ihafaran'ity Roberto s'y rynah t'y eh suspens Miandry n'y tohiny ampahendrena oh
@بتبررراايتيتير
@بتبررراايتيتير 4 года назад
Makasitrak indrindra tompoko o, ef niandry mints hienohina azy ity, mamiko loatra n zavatra atolotrareo, makasitraka eee💞💞💞💞❤️❤️❤️❤️❤️🙏🙏🙏🙏🙏
@zoefaly4541
@zoefaly4541 3 года назад
mba tsara fanahy dieha ndray Rafidy qty tantara raika ity. Felana tjr mlay eeee
@migy_alexx5699
@migy_alexx5699 4 года назад
Bsr. Merci. Tena lava nony fandrava, tsy makaleo fa vo maika miandry n'y tohiny... Merci bcp... 😘😍😍😍
@melissaidealy7865
@melissaidealy7865 4 года назад
Bonsoir daolo! Mafinaritra lay tantara tsara b f d n'y tsinin kely d Dok nanw rats zay nanolana ndray no b mpiaro s'y mpangoraka f Rinah ndray no maazo tsin @ rhtr2 ;na de Rain janany aza dok d mendrika azy ny fonja f rah nitsotr n'y marina tany@mbolohn izy ts nann :fa ny heloka ibabohana mody rariny ; n'y rariny itompona mody heloka ! Mankasitraka anao mpizara d mànkasotraka anw mpanortr f tena manatalenta tokoa ianw d torakzany koa ho anareo mpilalao rhtr f tena manatalenta tokoa ianareo ! THT daolo Tompoko d miandry ampifalina n'y tohiny f mampitaintain !
@aishajasminah9926
@aishajasminah9926 4 года назад
Zah aloha ts hanome tsingy an Rinah raha zao no zavatra nataon fa nafy loatra zavatra nahazo azy taloha
@lopotitchaat5488
@lopotitchaat5488 4 года назад
Bjr ilay tino namany nivadika taminy no naha gaga ahy viole anie no nahazo an'i rynah eh nefa taty aoriana fitiavana feno fitaka no natolotry docteur
@aishajasminah9926
@aishajasminah9926 4 года назад
@@lopotitchaat5488 😣 Tena nampalahelo aho mitsy ny nataon Tunot ka nivadika tamin fitiavan mahampiana azy roa 🤔🤔
@razafindraneramariahphabie7278
@razafindraneramariahphabie7278 4 года назад
Le izy halako satriia Rinah no voalona tokn ts ampidiriny amin zan Roberto fa mató nisaraka ry zaro ts anjara..Tsy tiko rh miverina Roberto sy Rinah
@slfeaslfeaa8307
@slfeaslfeaa8307 4 года назад
Makasitra indrindra tompoko o,ten mahafampo tateraka mirary soa indrindra e ,miandry n tohin zao mapijery phone isaka minitra ato 😂,makasitra f tiko loatra manaraka n tatara rehtr 💝
@marcelafrancette8834
@marcelafrancette8834 4 года назад
Tonga aloha ndray oo misaotra misaotra 3 💞💞💞💞💞💞💞🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇰🇼
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 4 года назад
Bonjours faly tena faly zay mpankafy Mercis beaucoup 💖🇲🇬🇲🇬💖💖💖😍!
@soadeliviette5509
@soadeliviette5509 4 года назад
Misaotra betsaka tompoko ô mafinaritra be miaraka @ nareo ❤❤❤🙏🙏
@mariachantale8760
@mariachantale8760 4 года назад
Hum mafan 🙋‍♀️🎧❤
@angelerakotoson4405
@angelerakotoson4405 4 года назад
tantara farany ze tena nahafam-po anah ty tantara ty, misaotra anareo indrindra 😍😍
@GHariGhari-zp6vg
@GHariGhari-zp6vg 4 года назад
Cc mpilalao tantara amn farany za vao anao fusaorana fa mbola mankafy be le izy 👌👌👌👌
@elodymirill3569
@elodymirill3569 4 года назад
Misaotra betska 👉💯👈😍🤩🇲🇬🙏🙏🙏
@andrianirinadomoinarakotoa3619
@andrianirinadomoinarakotoa3619 4 года назад
Tiko be ny toetran'ilay Tino 💖 Tsapako ny maazo an'i Rinah fa tsy voatery nifamerina tam Roberto izy. Mapalaelo lay zaza 😖 Lasa halako be izy 2 !
@razafindraneramariahphabie7278
@razafindraneramariahphabie7278 4 года назад
Tena marina lasa halako izy roa
@gerardmaella6985
@gerardmaella6985 4 года назад
Misaotra betsaka fa Tonga sahady ny tohiny vao hiaino mitsy zao oo😅😍😍😍❤️🇲🇬🇦🇪
@maminiainarasolofo4421
@maminiainarasolofo4421 4 года назад
Ouuuiiiii, 😊hiala voly njay lu zan.😉👌👍
@chandolandosa1056
@chandolandosa1056 4 года назад
Misaotra betsaka tompoko ❤🇲🇬🙏🇰🇼
@nayanbritanie8195
@nayanbritanie8195 4 года назад
Anao efa akato sando
@chandolandosa1056
@chandolandosa1056 4 года назад
@@nayanbritanie8195 ya tsitara konay
@sidonie6764
@sidonie6764 4 года назад
Mankasitraka indrindra Tompoko fa tena afampo tanteraka anareo. Tiako be anareo ❤💞🇲🇬🇲🇬🇲🇬💗💕🇰🇼🇰🇼🇰🇼
@razafindrasoaclotilde2500
@razafindrasoaclotilde2500 4 года назад
Tena Otrany tsy Mamaky mitsy Reto olona Reto @ ity Tantara ity Otrany hoe Tena zava Misy Marina .Mahay Be Nareo Misaotra betsaka hoany panoratra de Veloma @ Batsilana 🥰❤❤❤❤.
@cathialopez827
@cathialopez827 4 года назад
Ary i Lefona sy matony nga adinon'dry 😍
@robilina3384
@robilina3384 4 года назад
Roberto kosa ratsy saina be .de hovoafitak ndray Rinah zan😔😔
@kadijdaabdallah9526
@kadijdaabdallah9526 4 года назад
@@感動金額按呢飢餓-o4w zay tia adala eee
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 4 года назад
Tonga indray eeee. Mankasitraka sahady fa tena milay ranga nareo🥰🥰🥰🥰🥰🥰
@ravaoolyvia4667
@ravaoolyvia4667 4 года назад
Misaotra betsaka eee 💖🙏,, eto ny ampigadra i Rina am sakafo hasiany olo poison zegny 😭😭
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 4 года назад
Tena tiko be ity tatara ity !❤❤
@kostkanieella2463
@kostkanieella2463 4 года назад
Mankasitraka ooo🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼
@mimalala03
@mimalala03 4 года назад
❤️❤️❤️💐💐💐
@angelcamarie8648
@angelcamarie8648 4 года назад
💜💜💜
@ماريماري-ت2ض
@ماريماري-ت2ض 4 года назад
😍😍😍😍
@raniraniranirani7423
@raniraniranirani7423 4 года назад
Merc tena mafinaritra be
@edwigeedwige6802
@edwigeedwige6802 4 года назад
Mankasiteaka topoko tikobe lai tantara fa otrani oratsi fiafarana ny tantarany rina nefa mba nidera ny toetrany iny zah taloha fa.zao lasa ampalahelo zah ndray eaga mety hisoho aminy
@robilina3384
@robilina3384 4 года назад
Première vue 🤩🤩🤩👍👍👍
@angellahirene5938
@angellahirene5938 4 года назад
Present tompoko 🇰🇼✌️🇨🇮💞💞💞💞
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 4 года назад
Aza atao hela tohiny eeee lasa milay izy zany
@fjvh4385
@fjvh4385 4 года назад
Misaotr betsak 😍😍😍😍
@felicieranoromalala7777
@felicieranoromalala7777 4 года назад
Le tunot zan nanao voady ts ivadika amin Rinah nefa indrisy t'en tss n ola atokisana marina
@maryantoinette7181
@maryantoinette7181 3 года назад
Makasitraka tompoko fa mahafinaritra ny tantara
@lalinarkt5368
@lalinarkt5368 4 года назад
Misaotra hatrany
@nayanbritanie8195
@nayanbritanie8195 4 года назад
❤❤❤❤
@thejianarsf9416
@thejianarsf9416 4 года назад
Misaotra betsaka ❤❤❤
@Marse-mb3jp
@Marse-mb3jp 4 года назад
😍😍😍😍❤❤❤❤❤
@KingKing-es6bj
@KingKing-es6bj 4 года назад
❤❤❤❤😍
@razafindrasoaclotilde2500
@razafindrasoaclotilde2500 4 года назад
❤❤🥰🥰🥰
@jocelynelydiah9595
@jocelynelydiah9595 4 года назад
Mankasitraka indrindra tompoko ooo
@landriciachia4854
@landriciachia4854 4 года назад
Tiako loa dra tatara to
@anta1232
@anta1232 4 года назад
Makasitsaka o
@mariesandrina4913
@mariesandrina4913 4 года назад
mankasitraka topoko 😚
@auziaauzia17
@auziaauzia17 4 года назад
Lasa halako be Roberto sy Rhina mampalahelo zh docteur fely 💔 ,mankasitraka tompoko
@simonevavisoa5599
@simonevavisoa5599 3 года назад
Zah aloha tsy manome tsigny Rinah mafy ny nahazo azy...... fa ny hiverenany aminy Roberto ndoza ty alako.... sady alako be' ty maman ny doct Fely ty mpiatsaravelatsihy zay vehivavy... i Julia koa miseho milay be
@kwnan7667
@kwnan7667 4 года назад
Ho potika ny fiainany rinah rah robertoh ny antenainy
@luslus632
@luslus632 4 года назад
Mankasitraka indrindra tompoko
@meryfitiavana70
@meryfitiavana70 4 года назад
Miandry tohiny eh
@samrasamra1208
@samrasamra1208 4 года назад
Miandry tohiny
@nasirnasirrock5787
@nasirnasirrock5787 4 года назад
Misaotra betsak tompoko
@pungaroda1234
@pungaroda1234 4 года назад
Mr6 ai Zao vo ihen
@lindamanana7491
@lindamanana7491 4 года назад
Misaotra betsaka nare mpanao ny tantara fa tena mahalina aho ity tantara ty 😥😥
@jhonicajhoanah8000
@jhonicajhoanah8000 4 года назад
Mb ts tara fo za niany
Далее
TANTARA MALAGASY || RANOMASOM-BIRIJINY Fiz 13 [R.F.M]
1:20:55
TANTARA MALAGASY || RANOMASOM-BIRIJINY Fiz 15 [R.F.M]
1:51:12
TANTARA MALAGASY || RANOMASOM-BIRIJINY Fiz 14 [R.F.M]
1:15:36
TANTARA MALAGASY || VALIFATY Fiz 1 [R.F.M]
1:43:10
Просмотров 23 тыс.
TANTARA MALAGASY || VALIFATY Fiz 10 [R.F.M]
1:32:51
Просмотров 11 тыс.
TANTARA MALAGASY || VALIFATY Fiz 12 [R.F.M]
1:46:38
Просмотров 12 тыс.
TANTARA MALAGASY || VALIFATY Fiz 16 [R.F.M]
2:31:39
Просмотров 18 тыс.
TANTARA MALAGASY || VALIFATY Fiz 5 [R.F.M]
1:54:44
Просмотров 12 тыс.
TANTARA MALAGASY || VALIFATY Fiz 9 [R.F.M]
1:48:10
Просмотров 11 тыс.
TANTARA MALAGASY || VALIFATY Fiz 4 [R.F.M]
1:39:38
Просмотров 11 тыс.
TANTARA MALAGASY || VALIFATY Fiz 7 [R.F.M]
1:29:41
Просмотров 11 тыс.