Тёмный

Taranaka voafidy - Rija Rasolondraibe (2021) 

Priscilla Rakotomalala
Подписаться 7 тыс.
Просмотров 74 тыс.
50% 1

TARANAKA VOAFIDY
E isika e! Manoatra ny mpandresy e! ×4
Manoatra ny mpandresy
Izay an’i Jesosy Tompontsika×2
Manoatra ny mpandresy
Nohon’ny ran’i Jesosy Tompontsika×2
Taranaka voafidy e! E voafidy e!
Taranaka voafidy e! E voafidy e!
E voafidy e! Masoivohon’ny Mpamorona e!
Mpanjaka sady mpisorona
E Izy e! Namaky ny lanitra e!×4
Namaky ny lanitra e!
Nitondra ny ràny ho sorona ho antsika×2
Namaky ny lanitra e!
Rakitra volamena ho antsika×2
Taranaka voafidy e! E voafidy e!
Taranaka voafidy e! E voafidy e!
E voafidy e! Masoivohon’ny Mpamorona e!
Mpanjaka sady mpisorona
Ampitomboina aminao!×4 (Ny fahasoavany e!)
Amin'ny fahalalana marina an' Andriamanitra (2x)
Ampitomboina aminao!×4 (Ny fiadanany e!)
@fahalalana marina an' Andriamanitra
Izy mandeha eny ambony rano×2
Teo @lay noforoniny e! Izy no nandehandeha×4
Tamin’ny voalohany ny teny, ny teny dia tao @Andriamanitra
Ny teny dia Andriamanitra
Namorona ny tany sy lanitra
Teo @lay noforoniny e! Izy no nandehandeha×4
Izy no teny, ny teny tonga ona
Noforoniny ireny, teny Izy nohomboina
Teo @lay noforoniny e! Izy no nandondona×4
Ampitomboina aminao!×4 (Ny fahasoavany e!)
@fahalalana marina an' Andriamanitra (2x)
Ny lanitra no lapany
Ny tany fitoeran-tongony
Andriamanitra ny Papany
Fa ny mpanota no longony
Teo @lay noforoniny e! No namonjeny be dia be×4
Izy Mpisorona lehibe Mpisorona lehibe
Izy Mpisorona lehibe Mpisorona lehibe
Mpanjakan’ny Salema e!
Mpisorona mandrakizay Andriamanitra manakaiky
Mpisorona mandrakizay @fomban'i Melkizedeka
Teo @lay noforoniny e! No namonjeny be dia be×4
Taranaka voafidy e! E voafidy e!
Taranaka voafidy e! E voafidy e!
E voafidy e! Masoivohon’ny Mpamorona e!
Mpanjaka sady mpisorona

Видеоклипы

Опубликовано:

 

28 ноя 2021

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 8   
@esthe-elah8963
@esthe-elah8963 2 года назад
Mankasitrak eeee 😍😍😍
@clickcell42
@clickcell42 2 года назад
Tsara loatra♥️
@user-ml1fx9bv8r
@user-ml1fx9bv8r 8 месяцев назад
Tena tsara be ❤🎉😊❤
@LS-zx7uh
@LS-zx7uh 2 года назад
Tiko e👌🏽😍🇲🇬
@delphinemarie6454
@delphinemarie6454 2 года назад
Mankasitraka ee
@mbshop6471
@mbshop6471 2 года назад
Merci bcp
@domohinatianarandraramanan4383
@domohinatianarandraramanan4383 2 года назад
🤗🤗🤗
@andrianiainarazafindrakoto4764
@andrianiainarazafindrakoto4764 2 года назад
tsara
Далее
Afaka aho - Rija Rasolondraibe ( AUDIO )
4:03
Просмотров 190 тыс.
Как вам наш дуэт?❤️
00:37
Просмотров 235 тыс.
Flo Rida - Whistle НА РУССКОМ 😂🔥
00:29
EFA NASANDRATRA IZY  - MEDLEY ( RIJA RASOLONDRAIBE )
7:59
MINO AHO RIJA RASOLONDRAIBE
6:20
Просмотров 383 тыс.
Antsan'i Kristy - tohano mafy
6:18
Просмотров 1,4 млн
Izay Vonona No Mandeha   |  Rija Rasolondraibe OFFICIEL
5:31
Raha Mbola Velona
5:44
Просмотров 99 тыс.
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
Просмотров 3,3 млн
Rija RASOLONDRAIBE - Hiara hivavaka isika
4:52
Просмотров 434 тыс.
ENTO | Bodo | Cevam Church
8:18
Просмотров 1,1 млн
Tontolo andro - Rija Rasolondraibe (Tononkira)
5:07
Просмотров 483 тыс.
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
Просмотров 56 млн
MOUNTAINS
3:08
Просмотров 3,5 млн
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 118 тыс.
Farahnoz Sharafova - Khoharum 2024 ( audio version)
3:55
Jaloliddin Ahmadaliyev - Kuydurgi (audio 2024)
3:26
Просмотров 1,7 млн