Marina ny anao Tence Mena, ahoana mihitsy no hizarazara, efa mba samy mitady ihany! ( Bravo à toi, voila une parole qui vaut plus qu'une carte de valeur)
Franchement aloha tsy misy izay tokony ho critiquer na fa azo lazaina parfait . Fa ilay dance viavy aby io aloha tena tsy matiko lolo satria masiaka loatra !!!!! Merci fa tsara loatra 🙏