tsy mampino re hoe lasa ianao. tsy maharaka ny hiranao rehetra aho fa ireo tena fahenoko tsara sy mipetraka ato ambava. vita moa ny anao tety. arahabaina fa nokoloinao tsara ny talenta nomen'ny Tompo anao. mino aho fa miarahaba anao noho izany izy any an-danitra any. mirary ireo nahitanao masoandro tsy ho rendriky ny alahelo na dia mafy mangidy aza izao zava-miseho izao. mirary ny vadinao ahay hionona, ny zanakao kely tsy ahafantatra anao ara-batana nefa kosa namelanao lova mamy entiny lehibe dia ny kanto rehetra efa nepatrakao. Mandria am-piadanana Rah Kroots. Loïc kay hono ny anaranao. Androany aho vao nahafantatra an'izany. Mandria am-piadanana.
Cher Monsieur vous êtes un des meilleurs avec le don de Dieu je pleure ! je ne savais pas que tu étais plus de ce monde ! tu avais tout pour reussir de la meilleur des façon ! faut croire que Dieu veut les meilleurs dans son monde ! que la paix soit avec toi éternellment ! respire paix ! Merci pour tes chansons qui me touchent au plus profond de mon âme ! mon coeur !
Que notre Seigneur Jésus Christ de Nazareth, l'unique fils de Dieu t'accueille dans son Royaume! AMEN🙏🙏🙏🙏🙏🙏 Courage à sa famille et à ses amis. Repose en paix Rak Roots 💚❤
Dia ato daholo zahay mianakavy mamerimberina manao recherche sisa atao eh.dia vo zao ko maeno hira hafa fa de iny anao no lasa vao découverte. Mandria ampiadanana reh
Mandria ampiadanana lesy,latsaka ny ranomaso raha niheno ny hiranao androany,atao ahoana mo fa zay ny lahatra, ny kanto navelanao mojanona ho fahatsiarovana😭😭
tu étais un artiste très talentueux, belles paroles, beaux conseils, belles rythmes, merci pour ta musique, RIP RakRoots, force à sa famille, trouve le reconfort dans la foi en notre Dieu créateur, bon courage😥😐