Тёмный

Ti-Ah--MANETSA.©2023 

Ti-Ah
Подписаться 728
Просмотров 8 тыс.
50% 1

Prod by Level Beatz
www.facebook.c...
Direct download: www.mediafire....
👉Lyrics: MANETSA
Intro: Ti-Ah, Ti-Ah, Ti-Ah, Ti-Ah ny anarany(x3)
Sao ho diso kajy....,tandremo sao dia ilay marary ilay tia mandrimandry,...(na hoe) na manan-janaka noana nefa miandriandry, herim-po sy heri-tsandry io fananana, Zanahary akakaizo fa namana, izay mety hifanampy na hoe tsy iray rà aminao nge no tena hoe havana
Tsy maloto, manetsa aloha izay vao manoto, tadiavo ny vola raha tamin'ny fianarana tsy afaka na tsy mazoto,ataovy izay maharavoravo, amin'ilay tsy hampitsorovorovo,ny fikirizana tsapan'ny ankohonana no izy raha ny hafa mety hoe mahakobo
Mba manovo,fahamendrena,na betsaka ireo fahalemena,fa io anie ankoatran'ilay hoe fameloman-jaza, manabe koa laharampahamehana, ketrehana izay manta ho masaka, amin'ny tsara rehetra no hikatsaka, tsy anaty rap toa voay mety handrapaka nefa amin'ny fiainana ialahy kay katsatsaka
Ao ny olana ilay mampitsatsaka, tsy vahana nefa mampijabaka, io na dia tiana aza ny hoe mba hahitsy fa na ny hitsin-dalana aza eto be lavaka,lala-tery toa feno fiholanana, fiarahamonina feno fialonana,politisiana miady fihinanana, rehefa alahady mameno fiangonana
Ny tanjona eto tsy ho lafatra, ny fitadiavana nefa toa varatraza, ka, indraindray izany ialahy mila aratra raha te hivatsy hazavana mifatratra , be ny taratra mety hoe mahaliana,saingy ireny mety hoe lela-tsabatra,ny haitraitra mety hoe mahavariana fa ilay hoavin-jaza koa tsy ambanin-javatra
Isan'andro anie hoy aho rotoroto, io ridiridy na dia retirety,ety ny hambo-po no, harantiranty,hazavana no vina fa tsy hoe rediredy...,masoandro mba tsy ho vetivety, nefa tsy isan'andro dia hifetifety,ny amboara raha mahafatifaty, ny fo manolotra vaventiventy
Mirary an'ialahy ho tomady, ho tafita ny zaza vao maty ,kandra vao vady,mandeha na mandady,aloha ny handray sotro dia mandray angady, eto aloha vitsy ny hitsetra, tsy mamy ianao raha tsy mitsitra,fa raha tsy am-paosinao no efa mitsahatra, amin' izay lera izy vao mihamaditra
Ilaina ilay hoe fivavahana,fa mila mba manana koa fahatsapana,tsy be hagegena mila fahaganana,io finoana fa tsy hoe fahajambana,...tadiavo ny mamy na mila hitsingidina,mila mivimbina na tsy manidina,tsy ohatran'ny ariary miha midina midina,tsy ohatran'ity dago malala mamidiny
Outro:
Ti-Ah Ti-Ah Ti-Ah Ti-Ah ny anarany (x 3)
Eto izay mba fa fasambarana, ireny leka no hisasarana

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 7   
@Alexratobiniaina
@Alexratobiniaina 11 месяцев назад
Mlay fona lessy grand maitre a .......respect e
@Artlala-ge6sx
@Artlala-ge6sx 7 месяцев назад
Respect fona grand
@aliciaRaoelinjaka
@aliciaRaoelinjaka 9 месяцев назад
Ento zai mba fahasambarana reny leka no hisasarana 👊💪
@todisoarakotosalama1407
@todisoarakotosalama1407 7 месяцев назад
🔥🔥
@madavazotsara
@madavazotsara 11 месяцев назад
🔥🔥🔥🔥🔥🔥🔥
@mamisoarazafindrazaka8016
@mamisoarazafindrazaka8016 11 месяцев назад
🎼
@ravoavisonharinjaka2123
@ravoavisonharinjaka2123 11 месяцев назад
Sur les a ,
Далее
Ti-Ah--Tsisy laharana maintso
4:24
Просмотров 5 тыс.
Ti-Ah x Vetnyh-Fiotazana.©2024
3:53
Просмотров 4,2 тыс.
Miandrasa lera--Ti-Ah & Mason'aloka.©2018
4:50
Просмотров 44 тыс.
LAZ   -  HIARAKA HANORINA (feat AnnieJ)
4:33
Просмотров 6 тыс.
Ti-Ah-VATO FOTSY
3:41
Просмотров 2,7 тыс.
Ti-Ah X Vetnyh-Kihon-dalana iray. (Official clip)
4:24
AD LUCEM - BUDDHA EL TAGA feat ROMINA
5:14
Просмотров 19 тыс.
Kiôfan'ny Faritra [LAZ x Ti-AH]
3:14
Просмотров 6 тыс.
Ti-Ah--Veloma fotsiny.Prod by Lepidar.©2019
4:25
Просмотров 8 тыс.
KIFR x LAMTAH - fa gegy COVER (AFVO  VIDEO)
4:19
Просмотров 53 тыс.