Тёмный

Tia ahy sady tiako // Henika 

heavenellie
Подписаться 4,9 тыс.
Просмотров 39 тыс.
50% 1

""" Mba fataonao matetika ve ny miteny amin'i Jesosy hoe tianao Izy? 😶 Izy koa anie mba mila maheno teny mamy avy aminao e 🙂. Efa fantany mialoha anie fa fijaliana mahamay no hiaretany fa mbola nisisika ihany Izy hamonjy Anao 😭😭. Tsy mendrika ny ho tiavina (be mihitsy) ve izao Jesosy-tsika izao? 😍😍
Efa fantany tokoa ny ao am-potsika fa tsy misy ohatran'ny manamafy amin'ny vava hoe "Tsy misy toa Anao Jesosy, Ianao Ilay mamy indrindra, Ianao Ilay tiako indrindra, nahita perla soa aho nahita Anao, ..." 😍😭😍😭😍 #NahitaSakaizaAkaikyAhyIndrindraAho #Jesosy """
- Henika
Facebook: / henikandriamiarimanana

Опубликовано:

 

15 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 16   
@hanitrarajoelimanantsoa-pm2kb
@hanitrarajoelimanantsoa-pm2kb 19 дней назад
❤ mankasitraka indrindra
@lilouredige-bh1rm
@lilouredige-bh1rm Год назад
Mamy be🥰
@andrianiainarandrianasolo5920
@andrianiainarandrianasolo5920 5 лет назад
Jesosy ❤❤❤❤
@juliesoafara5297
@juliesoafara5297 Год назад
Tena mitomany raha mandinika fingana nolalovako.misaotra mapahery .
@rafanomezantsoamendrikatsi5712
mmmh love it
@ramanantoaninalantolanto3614
@ramanantoaninalantolanto3614 5 лет назад
mamy ery
@rakotomalalahenri8642
@rakotomalalahenri8642 6 лет назад
Tena tsara !! satriko hihaino azy foana isan'andro !! Mankasitraka de misaotra ny Tompo!!!
@ellietube
@ellietube 6 лет назад
rakotomalala henri Misaotra ny Tompo!
@nilainaalambert9734
@nilainaalambert9734 6 лет назад
merci he
@valiterafanasiniainanarind2986
@valiterafanasiniainanarind2986 3 года назад
Misaotra mitarika sy mampatsiahy amin'ny filazana izany teny izany amin'ny Tompontsika. Tiak❤ Iana❤ Jes❤sy! Mino aho fa manampy anay amin'ny fanatanterahana ny didinao ary ny famahanana sy ny fiandrasana ny ondrinao.
@amboararandrianarison7265
@amboararandrianarison7265 6 лет назад
❤❤❤❤
@johnnyrakotoarison
@johnnyrakotoarison 6 лет назад
matsiro e, tontolo hafa mihitsy eo ampihainoana ilay hira
@ralambotianaony9771
@ralambotianaony9771 6 лет назад
2018??❤️❤️❤️
@rasoazanamasynjaraiando9180
@rasoazanamasynjaraiando9180 5 лет назад
tiako daholo ny hiranao tohizo fa tsara
@rakotonandrasanamamisoa9927
@rakotonandrasanamamisoa9927 6 лет назад
Tena tsara ny midera ny Tompo , tsy diso lalana enw fa tena mis fitsaharana ao
@ellietube
@ellietube 6 лет назад
Marina mihitsy izany!
Далее
Miantso anao // Henika
4:46
Просмотров 178 тыс.
Joseph d'Af - LOVE  CLIP EVANGELIQUE
4:26
Просмотров 1,2 млн
Merab vs Sean underway!! 🚨 #ufc306
00:23
Просмотров 826 тыс.
КТО БОИТСЯ КЛЕЩЕЙ?? #shorts
00:18
Просмотров 2,1 млн
Faniriana soa
4:19
Просмотров 202 тыс.
Tsy misy tia ahy toa Ianao
5:00
Просмотров 309 тыс.
iZAHO MAHALALA (clip officiel)
5:12
Просмотров 25 тыс.
HIRA - Reko [Lyrics by Zandry]
6:38
Просмотров 102 тыс.
Felana & Rija RASOLONDRAIBE - Ray malala
5:37
Просмотров 12 тыс.
ENTO | Bodo | Cevam Church
8:18
Просмотров 1,2 млн
Tia ahy Jesosy   Adilia
4:53
Просмотров 68 тыс.
Akofa-groupe daniel
6:03
Просмотров 911 тыс.
Hijanona eto aho // Henika
5:57
Просмотров 47 тыс.
Hitako Ianao // Henika
4:53
Просмотров 242 тыс.