Тёмный

TOHERIKO HATRAMINY FARANY ARY TSY AZO EKENA ( Nouveautés gasy 2024 ) 

Nouveautés Gasy
Подписаться 12 тыс.
Просмотров 6 тыс.
50% 1

NANAO FANGATAHANA NT BENITANANA NY TOAMASINA AMINY BOULEVARD RATSIMILAHO HO SOLOINA BOULEVARD ANDRY RAJOELINA. VAO NIPARITAKA IO DIA NILAZA AVY HATRANY NY SOLOMBAVAM-BAHOAKA NY TOAMASINA HOE TSIAZO EKENA SATRIA TSY MIFANARAKA AMINY KOLOTSAINA IZANY , MANATANTARA IO RATSIMILAHO IO , ARY NY BOULEVARD DIA ANISANY FAHATSIAROVANA ANY MPANJAKA RATSIMILAHO. I SITENY KOA NILAZA HOE NIANATRA NY VIDINY LA FARINE ARY NY SOLIKO KOA HIAKATRA RAHA ARAKA NY HENO . HILANA FANAZAVANA NY MIKASIKA AN'IZANY HOY IZY. FA IREO MAREFO NO TENA HO SAHIRANA AMINIO FIAKARANY LA FARINE IO .

Видеоклипы

Опубликовано:

 

1 июл 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 7   
@AminaMamine-vo3wg
@AminaMamine-vo3wg 26 дней назад
Roland anao varandry lahy am Toamasina
@user-fm1ib2zd1y
@user-fm1ib2zd1y 22 дня назад
Salma any Maurice nidina solika rehetra atram gaz fandrehatra fa ny antsika no aona
@AminaMamine-vo3wg
@AminaMamine-vo3wg 26 дней назад
Anontanio anjareo hoe Aiza n'y lohany dobodravoavy ao toamasina
@AminaMamine-vo3wg
@AminaMamine-vo3wg 26 дней назад
Tantara mipetraka Io Zaho Koa TSH manaiky avy ATH Maurice
@rivoraza9227
@rivoraza9227 17 дней назад
Ny anaran’ny prezida nanapotika ny firenena ve dia atao anarana lalana mba ho fahtsiarovana fa izy no nahatonga an’i Madagascar lasa voalohany any am-parany @ firenena mahantra indrindra eto an-tany. MBA voavidy ohatrinona loatra ny nividianana izao ben’ny tanana ny Toamasina izao .
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 26 дней назад
Koa tianova anarany raha i Andry Rajoelina Français demony be, anarandraha ao Tananarivo fo hivoany fa tsy ny Côtier. Koa côtier io Andry Rajoelina Français Tragnondainga io fa nihala taminy fitondrana, fa bourzany zo, hataondreo sary tsy hay ny manala izy.
@NorosoaNoro
@NorosoaNoro 26 дней назад
Nampianarinao nangalatra tany @ fifidianana IZY Dia mangalatra FOANA nY vahoaka satria hitany ny nataon'ny mpitondra tamin'ny fangalarana safidim-bahoaka Téo E!
Далее
NITAZONA BASY TSY ARA-DALANA ( Nouveautés gasy 2024 )
8:22
SAIKA HAMONO TENA ( Nouveautés gasy 2024 )
9:10
Просмотров 10 тыс.
MACAN, A.V.G - Привыкаю
2:55
Просмотров 486 тыс.
VUDOO - Пьяная луна (Official Video)
2:11
Просмотров 72 тыс.
СЛОТ - С.М.Г.О.  (Official Music Video)
4:01
Просмотров 193 тыс.
Султан Лагучев - Гасишься
3:02
Просмотров 153 тыс.
Munisa Rizayeva - Aka makasi (Official Music Video)
6:18
KIZARU - OBUZA
2:25
Просмотров 581 тыс.