Тёмный

Tokim-panompoana | Ampifitia (Lyrics) 

vloggasy
Подписаться 386
Просмотров 76 тыс.
50% 1

Tonon-kira
1- Raiko ô, izaho misaotra Anao
Fa mba nofidianao ho mpiasanao
Ka na dia tsy mendrika aza aho
Nomenao anjara hanao ny asanao.
Z’inona aho Andriamanitro ô
Z’inona moa aho no mba tinendrinao
Mpanota aho tsy mendrika tokoa
Nefa indro fa toloranao ny soa
Refrain :
Ka ambarako eto izao
Ny fahafoizan-tenako hanompo Anao Raiko
Tsy handrarak’ilo mby an-doha
Fa tena hanao ny asanao tokoa.
Na ny saiko, na ny aiko,
Ny androko, ny hareko, ny fanahiko Jesoa.
Foiko ary hoentiko manao
Sy manefa izao fanompoako izao.
2- Jesoa ô ekeko eto izao
Ny ho fitaovana eo am-pelantananao
Hitoriana ny famonjenao
Hanitarana ny ambaindainao
Hofadiako izany hoe hanao
Zava-mifanohitra amin’ny baikonao
Na hitondra ny fiangonanao
Hanao ny fanaon’izao tontolo izao
3- Ray Tsitoha ô izay iriko
Dia ny fanahinao hambomba ahy
Ka na asa atao na fivoriana
Tsy haroaroako faharatsiana
Jesoa ô mba tovy amiko fa
Ianao tsy hahafoy na hahasaraka ahy
Raha Ianao no miaraka amiko tokoa
Tsy misy asa tsara izay tsy efako.

Опубликовано:

 

4 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 11   
@meraldagustinesida9561
@meraldagustinesida9561 8 лет назад
tena misaotranao tokoa zah tompooo ary misaotra ireo nanao hiraaty fa tena mahagnaritry zah rehefa mihaino ity hira ity ar tena mahasambatraho ny hira ho tahiny tompo anie isika rehetra zmen
@vloggasy
@vloggasy 4 года назад
AMEN
@lisijaonachristophia5481
@lisijaonachristophia5481 2 года назад
Tian'i mamako ity hira ity ary ahatsiarovako azy foana na any lavitra any aza izy❤️
@vloggasy
@vloggasy 2 года назад
zany ve? ho ela velona sy ho salama hatrany anie mamanao. hifankahita ampifaliana foana nareo mianaka.
@rahmabensalh
@rahmabensalh 3 года назад
ماشاء الله تبارك الله ماشاء الله👍🏾👍🏾👍🏾👍🏾
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 4 года назад
Dera laza Ary voninahitra ho an'Andriamanitra Telo Izay Iray. :-)
@vloggasy
@vloggasy 4 года назад
AMEN
@pulcheriemendreny2951
@pulcheriemendreny2951 9 месяцев назад
Gloire à Dieu tout puissant aleulleuia
@isabellepila8024
@isabellepila8024 3 года назад
Misaotra Jesosy ❤❤❤
@flomojoamenflomojo6365
@flomojoamenflomojo6365 3 года назад
🙏🙏
@ainaelih7505
@ainaelih7505 10 месяцев назад
😭🤍
Далее
ENY Ampifitia FJKM Isotry Fitiavana
5:13
Просмотров 345 тыс.
Harena sy Fananako (A.M.A.F.)
6:02
Просмотров 1,1 млн
НОВАЯ "БУХАНКА" 2024. ФИНАЛ
1:39:04
Просмотров 475 тыс.
ОВР Шоу:  Семейные понты  @ovrshow_tnt
07:21
КОТЯТА НАУЧИЛИСЬ ГОВОРИТЬ#cat
00:13
Soa Jesoa fa eo Ianao - Ampifitia (lyrics)
5:31
Просмотров 33 тыс.
MIVAVAKA HO ANAO   Hosana Ambohijatovo
5:09
Просмотров 119 тыс.
Tompo ô mangovitra ny vava / Tsy mendrika izahay
5:31
Playlist Fihirana FFPM  Fampaherezana
17:17
Просмотров 110 тыс.
Fanekena - SLKM
5:58
Просмотров 2 млн
Fiainana izany | Voahangy (lyrics)
3:57
Просмотров 120 тыс.
Fampaherezana-AMPIFITIA
6:33
Просмотров 68 тыс.
AMPIFITIA - MATOKIA
6:16
Просмотров 60 тыс.
НОВАЯ "БУХАНКА" 2024. ФИНАЛ
1:39:04
Просмотров 475 тыс.