Тёмный

Tonga ilay malalany.mp4 

Nandrianina Vonjihery
Подписаться 367
Просмотров 221 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

1 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 83   
@GeraldTee-m2k
@GeraldTee-m2k 5 месяцев назад
2024 mbola mihaino sy mankafy foana aty alavitra aty ❤
@bethinaandrianne2932
@bethinaandrianne2932 Год назад
❤️❣️❣️❣️mbola miheno ary mankafy hatrany ...2023 avy aty alavitra
@soasoasoa774
@soasoasoa774 Год назад
Hatraty o!
@mariannacas8999
@mariannacas8999 Месяц назад
Repose en paix zoky j adore ta chanson
@marysue1146
@marysue1146 Месяц назад
ity no hira tonga tato an-tsaiko voalohany vao nahare ny fahalasàna anao. ataovy manakoako any an-koatra any ny feo manganao. misaotra amin'ny hira kanto navelanao rehetra. tena malahelo aho izao maraina izao. mandria am-piadanana Rampal.
@sitrakarandriambololona9493
@sitrakarandriambololona9493 25 дней назад
Mandria am-piadanana zokibe a! 🥲
@bodadaa
@bodadaa Месяц назад
Éternel Rampal
@sandrinelantoralaivelo2853
@sandrinelantoralaivelo2853 Месяц назад
Tapitra hatreo ilay nofy saika mamy Repose en paix Rampal🕊️🕊️🙏
@rahajasonheritiana
@rahajasonheritiana 7 дней назад
Repose en paix zoky be
@leamanitraniaina2029
@leamanitraniaina2029 Месяц назад
Repose en paix. Nanamarika ny fahazazana ❤
@lalaorandrianarivo729
@lalaorandrianarivo729 Месяц назад
Ndriii...repose en paix Rampal 😢
@VetsoRandrianjafimbola
@VetsoRandrianjafimbola Месяц назад
Rip Rampal !
@sandaniainaanjara3996
@sandaniainaanjara3996 2 года назад
tsik 2 na d mifankahi iz ilai nametrak soni d izi ilai ef nis hatrany alo ....🥺😭
@miranagrondin-uy8kg
@miranagrondin-uy8kg Месяц назад
Misaotra zavakanto mamy navelany, mankahery fianakaviany s'y Tarika REBIKA 🥲
@rabearisoamariepierrette2304
@rabearisoamariepierrette2304 5 лет назад
sady manahy ny ho todin'izao rahatrizay ka manana 😑😉😎
@maminiainajohnny6240
@maminiainajohnny6240 Год назад
Ny ahy no tena izy… na dia izaho aza no faharoa… ndriiii💔💔
@misainaandriamampionona5192
@misainaandriamampionona5192 Месяц назад
Misaotra betsaka zoky Rampal nitaiza ahy tamin'ny hiranao. Misaotra nisy
@tovoandria5299
@tovoandria5299 2 года назад
anisany hira nanamarika ny fahazazako ity hira ity misaotra nizara
@heriniainarakotonomenjanahary
@heriniainarakotonomenjanahary Месяц назад
Merci Zoky @le vazo e! Mandriam-piadanana 🫶
@razafindrainibetianajosea435
@razafindrainibetianajosea435 Месяц назад
Repose en paix Rampal 😢😢😢, misaotra tamn kanto napetrakao 😢😢😢 ts ho adino mandrakzay 🙏🙏🙏
@ralantoharisonliantsoa4689
@ralantoharisonliantsoa4689 Месяц назад
Mandria am-piadanana Rampal.. Misaotra tam. Mozika navelanao. Mampamangy any ankoatra any 🕊️
@thefaniry
@thefaniry Месяц назад
Mandria am-piadanana zoky lahy , nametraka be ianao , tsy ho lefin'ny fotoana ny kanto navelanao ee
@JOSEPHHENRI-b5z
@JOSEPHHENRI-b5z Год назад
TONGA ILAY MALALANY! MIONONA REHEFA VOA
@FandresenaSOLONIAINA
@FandresenaSOLONIAINA 7 месяцев назад
Mankasitraka ee
@raitraandriamampionona617
@raitraandriamampionona617 Месяц назад
Mandriampiadanana ray aman-dreny, tsy hadino tsy ho lefy ny kantonao
@trtrratsy4867
@trtrratsy4867 Месяц назад
Repose en paix rampal 😢
@judirasoarimalala3932
@judirasoarimalala3932 2 года назад
Marar ahy t'y hira t'y 😭😭fiaina hiainako mhts
@harenandrianina
@harenandrianina 2 года назад
Courage e.
@tianafermier1099
@tianafermier1099 Год назад
Misaotra ilay namorona ny tononkira fa tena tsara o!
@danyramahazomanana
@danyramahazomanana Месяц назад
Mandria ampiadanana zoky hajaina Rampal
@rijarija-qb5rc
@rijarija-qb5rc 5 лет назад
tena tsar le ira mo feony rampal mlay b tokon mamoronkira matetika
@tojoandrianalimanana3975
@tojoandrianalimanana3975 2 года назад
be dia be ny hiran rebika Rampal no namorona azy namana ah
@MampiononaAndriamasy
@MampiononaAndriamasy Месяц назад
tsy ho adinoko mandrakizay
@ntsualee
@ntsualee Месяц назад
Kanto loatra Ilay hira. Ny tenany no lasa fa ny hirany mitoetra. 😢
@vonjynyaina3923
@vonjynyaina3923 5 лет назад
izy ilay efa nisy atrany aloha,zaho efa faha2 aitraitra iany koa,,,tsara
@ghyslainegertruderandriase5225
@ghyslainegertruderandriase5225 Месяц назад
Mandria ampiadanana RAMPAL😔😢
@aureliarakotonirina8227
@aureliarakotonirina8227 Год назад
hafa ihany ny tena kanto
@NathalieMeunier-sk6js
@NathalieMeunier-sk6js Месяц назад
Je me souviens de notre première rencontre à Tana, gravée pour toujours dans mon ❤. Repose en paix 😢Pensée de France
@jaoferafripe
@jaoferafripe Месяц назад
Mandria ampiadanana Rampal😢😢
@ppmaroa8704
@ppmaroa8704 Месяц назад
Repose en paix Rampal Chanson préférées @ tarika Rebika
@JeannetteRalison
@JeannetteRalison Месяц назад
15/08/2024 Repose en paix Rampal 🧓🍺😭💐👋
@cyberlahy
@cyberlahy Месяц назад
mandria ampiadanana Rampal
@sandyyyu
@sandyyyu Месяц назад
Mandria am-piadanana zoky be
@naharinirinaoscar7221
@naharinirinaoscar7221 2 года назад
tsara lotra le hira
@mondevirtuel1711
@mondevirtuel1711 Месяц назад
Repose en Paix Rampal Hasina 14/8/2024
@RamiaranjakaharimananaHajaN
@RamiaranjakaharimananaHajaN Месяц назад
Mandry ampiadanana
@ainaramanantsoa6814
@ainaramanantsoa6814 Месяц назад
Ndriii .. repose en paix Rampal .
@malalaangeleras4501
@malalaangeleras4501 Месяц назад
D lasa enao Rampal eee😭😭😭
@nyainarabe9192
@nyainarabe9192 4 года назад
milay le hira eh
@baholisoaraveloaritiana5154
@baholisoaraveloaritiana5154 Месяц назад
mandria am-piadanana Rampal
@rahantanirinamangaharivelo8625
@rahantanirinamangaharivelo8625 Месяц назад
Ndriii repose en paix Rampal
@hasinahantarisoa298
@hasinahantarisoa298 3 года назад
Maka sary an-tsaina izay ataonareo Mionona nony avy eo Mahatsiahy ilay anikeo
@haingoradimbison
@haingoradimbison Месяц назад
repose en paix Rampal ndriii..
@SafidyRazafindrakoto11
@SafidyRazafindrakoto11 11 месяцев назад
❤❤
@fanoxp
@fanoxp Месяц назад
Repose en paix, légende. Chante éternellement pour ton Seigneur. 🕊 🎶
@mitiaranaivoson2994
@mitiaranaivoson2994 Месяц назад
Zay maka anao foana😢
@hasinjara.nofylalaoratsimb171
@hasinjara.nofylalaoratsimb171 Месяц назад
Merci 🙏❤️,repose en paix Rampal🥺
@olivierrazafindranoro3895
@olivierrazafindranoro3895 2 года назад
Mamada
@razakamananaharisoanirina1424
@razakamananaharisoanirina1424 Месяц назад
Elle est trop bien cette chanson ! Reposes en paix Rampal🙏
@alainrandriatiana5970
@alainrandriatiana5970 3 года назад
Ny ahy ve tena izy ny azy kilalao
@victorineravololonirina6098
@victorineravololonirina6098 Месяц назад
😢😢😢😢😢😢😢😢
@MalalaMalala-r2s
@MalalaMalala-r2s Месяц назад
Repose en paix Rampal 😢😢😢😢😢😢😢😢
@StephaOlivia
@StephaOlivia Месяц назад
Rest in peace 😢
@lucialantoniaina8252
@lucialantoniaina8252 3 года назад
Milay ity hira ity a.
@henrirabemananjara2265
@henrirabemananjara2265 Месяц назад
Repose en paix Rampal!😭😭😭😭
@axgrunmcee1462
@axgrunmcee1462 Месяц назад
Repose en paix Zoky be...😥😥😭😭
@setraramanantsoharana3865
@setraramanantsoharana3865 Месяц назад
Repose en paix zokibe
@mariemarcellinerasoanoenja2760
@mariemarcellinerasoanoenja2760 Месяц назад
repose en paix Rampal
@elyseelala4531
@elyseelala4531 Месяц назад
repose en paix Rampal
@FaniloRakotondrajoa
@FaniloRakotondrajoa Месяц назад
Ndryyy rampal
@AinasoaMih
@AinasoaMih Месяц назад
Rip Rampal
@andriamananjaraandry6153
@andriamananjaraandry6153 Месяц назад
RIP
@YollandeNATACHA
@YollandeNATACHA Месяц назад
Repose en paix 😢Rampal
@NicolasRIVAILLE
@NicolasRIVAILLE Месяц назад
RIP Rampal
@veromanitra3852
@veromanitra3852 Месяц назад
Repose en paix 🥲🕊🕊
@AndrianiainaAndry
@AndrianiainaAndry Месяц назад
Repose en paix 🕊
@DIARYRAKOTONANAHARY-l2n
@DIARYRAKOTONANAHARY-l2n 2 месяца назад
❤❤❤❤
@nelly6327
@nelly6327 4 года назад
Tsar lotra💖
@dieudonnevelondrazana4825
@dieudonnevelondrazana4825 4 года назад
tsara loatra ilay ira kosa e!
@MendrikaLavorary-gp9lr
@MendrikaLavorary-gp9lr Год назад
❤❤
@patriciaravelojaona9055
@patriciaravelojaona9055 4 года назад
Tiko loatra
@laurentliber348
@laurentliber348 5 лет назад
Yes
Далее
REBIKA MEDLEY. 1 (kolokolom-pitiavanay)
16:45
Просмотров 182 тыс.
TOKO TELO - tiako izy
4:39
Просмотров 132 тыс.
# Rural Funny Life Wang Ge
00:18
Просмотров 760 тыс.
Tonga Ilay
4:43
Просмотров 2,4 тыс.
Rebika (Rampal) - Raha sendra (parole)
3:39
Просмотров 10 тыс.
kamary raiki pitia
4:49
Просмотров 550 тыс.
AZA MANITSAKA    NJAKATIANA    1998
3:34
Просмотров 10 тыс.
"VELOMA FARANY" Tsiory ft Ken (Mage4)
4:53
Просмотров 532 тыс.
Ny jihy -  Ahy ianao
4:55
Просмотров 575 тыс.
Rebika - Tambatra
9:17
Просмотров 465 тыс.
Adin tsaina___  REBIKA
4:24
Просмотров 7 тыс.
# Rural Funny Life Wang Ge
00:18
Просмотров 760 тыс.