Тёмный

TONONKALO IRAY - RAVELO JEAN BAPTISTE (Mpiangaly Bàgasy) 

EDDY RAZAFINDRALAMBO
Подписаться 123
Просмотров 51 тыс.
50% 1

Tonokalo iray mipololotra avy ao am-po: indro atolotro ho anao ry tanindrazako! ry gasikara mamiko! Mianoha ka mankafiza àry ry Malagasy havako!

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 22   
@sylviarakotovao5937
@sylviarakotovao5937 2 года назад
Ndriii hahatsiarovako ilay cousine ko ,nifankahitanay farany 😭😭😭 mariage, ireo mpihira teo an tokontany pendant l apéritif...mandalo tokoa zao rehetra zao.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Mamiko loatra ity hira ity. Mankasitraka 😘
@sylvoalias
@sylvoalias 3 года назад
Ry tany mamiko, Ry Tanindrazako malalako ry Gasikarako....Ahy mandrakizay Ianao ka tsy foiko tsy atakaloko...misaotra ny mpizara. mankasitraka tompoko o.
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 5 лет назад
Tsara be ry reto à Indrindra n'y mahita anareo rehetra manaho Malabary misaotra betsaka nizara tompoko
@mamyveroniqueramanantenaso2387
@mamyveroniqueramanantenaso2387 3 года назад
Kanto loatra,mankasitraka e!
@clarisserajaonarisoa2989
@clarisserajaonarisoa2989 5 лет назад
Manimanina ohhh Aty tany lavitra
@vilimitajimmytatiana5298
@vilimitajimmytatiana5298 5 лет назад
Kanto tonton Eddy a! Mankasitraka e, fa isaorana koa ny Tompo nanome anareo ny talenta e!
@eddyrazafindralambo8138
@eddyrazafindralambo8138 5 лет назад
Ianao koa isaorana mahay mankasitraka!
@rasoa82
@rasoa82 3 года назад
Hafa ihany ny hira taloha 2021 tsy lefy
@holynirina3286
@holynirina3286 5 лет назад
Mankasitraka dia maniry ny hanohizan'ny tarika foana ny fikalona ny kanto gasy sy ny fitiavan-tanindrazana
@andriasmarie
@andriasmarie 6 лет назад
Lavitra tany misy e maninanina any Gasikara. Mankasitraka o
@voninkazomanitra4190
@voninkazomanitra4190 4 года назад
Tiako be ny hiran'ireto tarika ireto fa nitaizan'ny rad-ko ahy ny fihainoana azy.
@sylvoalias
@sylvoalias 3 года назад
heno be tokoa ny feon' Noely fa izy tsy hita mihitsy ao anatin'ity video clip ty...Fa lasa aiza ary lery..?
@rakotochantale5084
@rakotochantale5084 4 года назад
Mankasitraka o
@mamyveroniqueramanantenaso2387
@mamyveroniqueramanantenaso2387 3 года назад
Kanto loatra,mankasitraka e!
@gasytiamiasa3317
@gasytiamiasa3317 6 лет назад
Tsara be, misaotra nizara
@CommandementDSIT
@CommandementDSIT 2 месяца назад
ary nankaiza i Baba ry Eddy?
@jeanbaptisterakotomanana7870
@jeanbaptisterakotomanana7870 5 лет назад
Hummmm...tiko loatra
@frodeljean3677
@frodeljean3677 5 лет назад
misaotra Eddy
@eddyrazafindralambo8138
@eddyrazafindralambo8138 5 лет назад
Mankafiza e!!! mankasitraka koh!
@andohariseheno6528
@andohariseheno6528 7 лет назад
Misaotra e!!!
@eddyrazafindralambo8138
@eddyrazafindralambo8138 6 лет назад
Mankafiza e!!!
Далее
Ravelo j baptiste Adim piainana
5:51
Просмотров 86 тыс.
ROTSIROTSY KAIAMBA (VIDEO COMPILATION)
59:12
Просмотров 221 тыс.
Men Vs Women Survive The Wilderness For $500,000
31:48
لدي بط عالق في أذني😰🐤👂
00:17
Ny Lanitra - Ravelo Jean Baptiste
3:07
Просмотров 84 тыс.
Hira no tsara - Ricky
7:12
Просмотров 33 тыс.
20 taona milay NY AINGA clip officiel
6:12
Просмотров 105 тыс.
Tarika Ravelo Jean Baptiste GASIKARA clip malagasy
3:00
Ho an'i Gabhy - Medley 02 .....
5:40
Просмотров 19 тыс.
Mpognin'ny Lanitsa-Ny Koraita
5:39
Просмотров 4,1 тыс.
Iarivon i Merina "Telofangady"
4:52
Просмотров 93 тыс.
Ny Sakelidalana - "Eo ambony ankalankeliko"
3:59
Просмотров 174 тыс.
REBIKA MEDLEY. 1 (kolokolom-pitiavanay)
16:45
Просмотров 169 тыс.