Тёмный

TSIAZOMPANIRY - AMBOHIMIADANA / Vlog 

Blaogy Voyage - Tiary
Подписаться 236
Просмотров 3,2 тыс.
50% 1

Tsiazompaniry - Ambohimiadana
Toerana iray izay any amin'ny 90 km mialan'Antananarivo no misy azy ary mbola tafiditra ao anatin'ny faritra Analamanga
Hisaorana be dia be ny Office Régional du Tourisme d'Antananarivo - ORTANA nanasa ahy sy nitondra ahy tany ary nanampy ahy nanantotosa ity VLOG ity
Mino aho fa nankafizinareo ilay oronan-tsary
Fanampim-panazanavana kely, raha liana ny handeha ho any Tsiazompaniry ianao sy ny namanao na havanao dia afaka manantona ny Kiosque ORTANA etsy amin'ny zaridaina Antaninarenina
Ao ambany no hahitanao ny progama tsidi-bohitra tanterahin'ny ORTANA mandritra ity taona 2023 ity
___
Instagram : iamrakotobe
Facebook : blaogy.voyage
Twitter : iamrakotobe_
Contact pro : blaogy.voyage@gmail.com
___
#Blaogyvoyage #aventure #Malagasy #travel

Опубликовано:

 

6 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 8   
@user-gz4by8qu9q
@user-gz4by8qu9q Месяц назад
Magnifique continuez beau gosse, merci❤
@lovaandriatiaray3225
@lovaandriatiaray3225 Год назад
Mzrci bcp mampafantatra ny any aminay 🤩
@blaogyvoyage
@blaogyvoyage Год назад
Milay be any aminareo kooo 😊
@user-om5bc7ct8p
@user-om5bc7ct8p Год назад
Misaotra amin'ny fizarana🙏 Hita mivotra fona ilay vlog, tsara kely😊
@blaogyvoyage
@blaogyvoyage Год назад
Merci beaucoup ❤️
@sarobidyiantsarajosiarisao5112
@sarobidyiantsarajosiarisao5112 7 месяцев назад
RN firy mo zany ny makany?
@fernandisylviorandriarimal2889
Mahafinaritra ilay horonantsary, misaotra anao 😁
@blaogyvoyage
@blaogyvoyage Год назад
Ianao no hisaorana nijery 🔥
Далее
Ambondrombe sy ny zavamiafiny
22:06
Просмотров 31 тыс.
VILLE DE FIANARANTSOA - MADAGASCAR
9:20
Просмотров 3 тыс.
How to get Spongebob El Primo FOR FREE!
01:36
Просмотров 16 млн
AVENTURE À ANKADIMANGA
6:31
Просмотров 857
NY ATY AMINAY AMBOLOTARAKELY BY TV PLUS MADAGASCAR
19:49
Fiançailles de Aina et Ranto à Tsiazompaniry
10:25
Просмотров 70 тыс.
AMBOHITRABIBY - AMBOHIMANGA [VLOG#3]
10:34
Просмотров 2,5 тыс.
tsiazompaniry et ambohimiadana
1:02:39
Просмотров 9 тыс.
Bevagnitika - Velonoro PR
6:44
Просмотров 11 тыс.
AUX PAYS DES ZAFIMANIRY -  MADAGASCAR (VLOG)
22:10
Просмотров 1,3 тыс.