Тёмный

Tsimoka - Samia mamoy 

Kanto Hira Malagasy
Подписаться 793
Просмотров 500
50% 1

"Samia Mamoy"
Nirina-R
A/C: RAKOTONIRINA Désiré
Fitia feno tsy mba nanalana io no natolotro anao
Natao ho sambatra no fikasana rehefa eo ankaikinao
Hay ny fonao nisy hefitra hafa tany ambadika tany
Ka na ataoko aza ny andefitra toa tsy ho tantiko izany
Azafady aho ra hiala aminao
Na efa maro aza ny efa natao
Fa raha fitia tsy matotra
Aoka sao mamatotra
Raha tsy niteny aho angamba ho diso fa ianao no mafy loha
Fitia avy koa atao risoriso iza no anam-po
Reo tenimamin'ny fiarahantsika teo imaso dia hoe
Hay ve ianao ity ka jokotsoriaka mody mba hendry be
Izaho akory tsy hamaly faty
Tsy itahiry alahelo anaty
Fany amintsika tsy afaka hitohy

Видеоклипы

Опубликовано:

 

20 фев 2022

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 1   
@randriatahinaherylaurent3803
@randriatahinaherylaurent3803 2 месяца назад
Tena ilay version tamin'ny 1995 mihitsy izany a! Kanto e!
Далее
mba ho ento TSIMOKA
4:02
Просмотров 58 тыс.
SAMY MAMOY
3:09
Просмотров 19 тыс.
ТРОЛЛИНГ СКАМЕРА СТАНДОФФ 2
00:59
Soundscape Mixture
11:37
Просмотров 43
Liva sy Nirina - Fikasana
5:26
Просмотров 51 тыс.
Samia mamoy
2:53
Просмотров 897
Raindimby Diso ianao
3:01
Просмотров 156
Kafa Fo milongilongy
4:32
Просмотров 6 тыс.
MANEMBONA---MAHALEO--1982
2:45
Просмотров 2,3 тыс.
Modia Lolo Sy ny Tariny
3:54
Просмотров 8 тыс.
Ny ankizy (Tsiakoraka)
3:14
Просмотров 12 тыс.
KIAKA - Mbola Kely----VO
4:16
Просмотров 272
Jaloliddin Ahmadaliyev - Kuydurgi (audio 2024)
3:26
Просмотров 1,9 млн
АМ АМ
1:31
Просмотров 2 млн
Munisa Rizayeva - Aka makasi (Official Music Video)
6:18