Тёмный

"Tsotra ihany" - LALATIANA - Lalatiana/Lalatiana 

Lalatiana Lalatiana
Подписаться 52
Просмотров 6 тыс.
50% 1

Tsotra ihany - Palais des Sports Antananarivo - 16 Déc 2012.
miRitsoka Productions - JejyMozika Productions - Baozara - Writer/Composer Malalatiana Rajaofara
Isaky ny alina izao
Tsy tsaroako ny hatsiaka
Fa manonofy anao aho
Sy ny fitiavantsika
Vao maraina indray ny andro
Dia hankany aminao ny saiko
Izay rehetra jereko
Ahitako ny endrikao
Ny vohary manodidina ahy
Ny feo mandravaka izany
Tiako mba hiainanao
Ho tantaraina aminao
Toy ny masoandro ato an-tsaiko
Ny hazavana nentinao
Hy aingam-panahy hany ilaiko
Tsotra ihany ianao

Опубликовано:

 

8 сен 2017

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 5   
@miarozoseerakotoarison4353
@miarozoseerakotoarison4353 2 месяца назад
Tadidiko mihintsy ito fampisehoana 1 ito. Nisy vazaha nametraka kely zay mihintsy hihi.
@hermmalala5206
@hermmalala5206 3 года назад
Mamy be. Mankasitraka Lalatiana ❤️
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
TIAKO 😃
@ravorazakamahenina6232
@ravorazakamahenina6232 5 лет назад
tena tiako
@MegaDrala
@MegaDrala 4 года назад
Manaingo tsara ilay hira ny feon-gitara.
Далее
10 Aiza
5:46
Просмотров 2,6 тыс.
Avelao - Lalatiana feat Silo
5:22
Просмотров 2,8 тыс.
DIY rocking horse for your kid #diy #parenting
00:57
Dinan'ny fitia (Lalaina & Lalatiana)
4:26
Просмотров 20 тыс.
Rahavako
6:06
Просмотров 12 тыс.
lalatiana (Ianao namako)
3:56
Просмотров 148 тыс.
LALATIANA ACOUSTIC DUET
4:40
Просмотров 3,4 тыс.
Fa inoko ianao  (Lalaina & Lilie)
3:37
Просмотров 6 тыс.
Alina -  Lalatiana
5:52
Просмотров 9 тыс.
Tsiaro anao (Lalatiana) Cover by Vahantsaina 7 strings
4:36