Тёмный

TSY AMPY (ANTOKO MPIHIRA HOSANA AMBOHIJATOVO FITIAVANA) 

Julicot Ravelojaona
Подписаться 570
Просмотров 192 тыс.
50% 1

Tsy Ampy (Antoko Mpihira HOSANA FJJKM AMBOHIJATOVO FITIAVANA)
Palais de sports juin 2014

Опубликовано:

 

2 июн 2015

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 24   
@fanjaramamonjisoa7511
@fanjaramamonjisoa7511 8 лет назад
Merci seigneur!!!Tsy ho voatanisanay tokoa Ray ô! raha ny harempahasoavana,efa noraisinay avy t@nao, fa hoy ny Jéhovah nilaza fa tsy ataoko mitovy ny manompo ahy sy ny tsy manompo, aza kivy mahereza daholo.Que Dieu vous protège!!!!!!
@fanjaramamonjisoa7511
@fanjaramamonjisoa7511 8 лет назад
Miredareda tokoa ny afom-pitiavanay anao ry Tompo Andriamanitray ô! Raiso ho hanitra ankasitrahanao izany hira atolotr' ireo mpanomponao ireo, ary ary tsy ho very ny fikelezany aina ho anao Jesosy kristy ô! tsara loatra ny hiranareo ny musique milamindamina sy mirindra tsara.soyez béni, et que Dieu vous garde .
@soasorea8037
@soasorea8037 2 года назад
Alléluia aaaaa tena tiako le hira ary ny tonony mampihetsipo be mahatsiro any gasigara aho zany 🥲🥲🥲🙏🙏🤲🤲🤲💕💕💕
@user-rt3xm3ik3l
@user-rt3xm3ik3l Год назад
Tsara loatra misaotra jesosy amin'ny fitahianao s'y n'y fitatananao n'y fiananay mapahery anareo koa amin'ny fitoriana
@faniekely
@faniekely Год назад
...Ny Fahefana an-tananao miasa @izao rehetra izao!! Deraina faTsara sady Mpanao ny Tsara ianao Andriamanitra
@wilirakotomanan7390
@wilirakotomanan7390 9 лет назад
Mahereza hatrany @ asa fitoriana e! Tena tsara loatra
@vonymiarasoarabezandrina1075
@vonymiarasoarabezandrina1075 2 года назад
Tiko na ny tonony na ny feony mampandini-tena ary koa manefy ahy hiorina be be kokoa ao amin'I Jesosy , misaotra anareo Antokompihira Hosana Ambohijatovo Fitiavana
@mbolatiana8106
@mbolatiana8106 Год назад
Satry foana videra
@mbolatiana8106
@mbolatiana8106 Год назад
Merci jesus
@ahl1786
@ahl1786 4 года назад
PRESQUE ISAN'ANDRO AHO MIHAINO HIRY TY FA TSY METY LEO MITS ,TENA TSARA LOATRA
@tokyrandrianarivelo1928
@tokyrandrianarivelo1928 Год назад
tena tiako ny midera an'Andriamanitra.. fotoana tena isan'ny nanamarika ny fiainako ny fotoana rehetra naha HOSANA ahy.. ary iriko ny hanomezan'ny Tompo ahy fotoana hahafahako miverina indray na dia aty Europe aza aho.. Tsy ampy ahy ny fotoana rehetra taloha niderako anao Andriamanitra! inty aho! iraho aho
@user-ml4xw1vn2e
@user-ml4xw1vn2e Год назад
tsara ny midera ny Tompo
@rasoloherimalalamariemiche9925
@rasoloherimalalamariemiche9925 4 года назад
Mampehery ny hira nareo fa misaotra
@lilianelala4156
@lilianelala4156 9 лет назад
Tsara tokoa fa misaotra anareo.
@lovarazaimalala723
@lovarazaimalala723 3 года назад
Mampahery sy kanto fa mankasitraka 🙂
@narindraRalaihova
@narindraRalaihova 6 лет назад
Mahafinaritra tanteraka e!!!
@jessijean2823
@jessijean2823 7 лет назад
latsaka ranomasoko..mampahery lotra
@reneedebonneviedepogniat7917
@reneedebonneviedepogniat7917 3 года назад
👏🏽👏🏽👏🏽❤️
@rijasoajeanjacquesrajaobel5164
TSARA loatra Mampahery
@rijarabemananjara7242
@rijarabemananjara7242 5 лет назад
Tahiny jesosy eh
@lalainamiora7748
@lalainamiora7748 8 лет назад
Amen.
@randrianaivofaraniaina5253
@randrianaivofaraniaina5253 6 лет назад
Tena marina loatra e ho ANAO IRERY ANIE NY VONINAHITRA AMEN
@andrirakoto7684
@andrirakoto7684 5 лет назад
Tena mamiko l hira
@tiahservice1343
@tiahservice1343 4 года назад
ny tsara indrindra ,misaotra ny Tompo
Далее
Tena mino va ianao. HOSANA AMBOHIJATOVO
5:06
Просмотров 146 тыс.
HAY TEO FOANA I KRISTY
4:43
Просмотров 821 тыс.
AMPIFITIA-Valinteny
6:07
Просмотров 169 тыс.
HO TAHINA IZAY OLONA MATOKY AN'I JEHOVAH
3:55
Просмотров 1,4 тыс.
Mialy RAKOTOMAMONJY  - "Tiako loatra"
4:26
Просмотров 2,5 млн
HANANDRATRA ANAO Antoko Mpihira HOSANA
3:45
Просмотров 129 тыс.