Тёмный

Tsy anjarako ianao Lalatiana by Nanou 

Tiana BARRY
Подписаться 609
Просмотров 33 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 11   
@rimRim-di1vw
@rimRim-di1vw 7 лет назад
tena marina tanteraka ... ny hany fantatro dia izao, tsy anjarako ianao
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 Год назад
Mankasitraka.
@fabrieliane2963
@fabrieliane2963 9 лет назад
ten tataram-piainako toko ity ira ity!!!!!aleko aty antany lavitra aty no manasitrana ny fo!!!!!!makasitrak b!!!!
@hazavanafitiavana227
@hazavanafitiavana227 4 года назад
Lalina le fitiavana, saingy zay no anjara😔
@andriamanirakabetsiharifid2579
@andriamanirakabetsiharifid2579 4 года назад
Mandïka ny tantaram-pitiavako mintsy ity tononkira ity
@jamescampbell3789
@jamescampbell3789 10 лет назад
Misaotra!
@sandramahery5043
@sandramahery5043 8 лет назад
Toa nisopatra ny lahatra Nanao izay nihaonako aminao Naleoko mihitsy re tsy hary Raha hijaly toy izao Marobe ireo efa hitako Tsy nampiraika ahy akory Asa loatra fa ianao Manjary tsy ahitako tory Aza jery ahy intsony Ireo masonao ireo Ataovy koa izay tsy andrenesako Andrenesako ilay feo Ilay feonao malefaka iny Tsy ho azoko androtsy ahy Fa vao maika koa nandratra Ny aty, foko sy fanahy Aleoko izaho mandao anao Any an-tany lavitra any Any aho no hitsabo Izany ratram-poko izany Toy izay mahita akaiky Nefa tsy afaka manantona Ilay lapa soa anananao Indro tsinjoko mikatona Aleoko izaho mandao anao Any an-tany lavitra any Any aho no hitsabo Izany ratram-poko izany Toy izay mahita akaiky Nefa tsy afaka manantona Ny hany fantatro dia izao " tsy anjarako ianao Lalatiana
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 8 лет назад
Misaotra @ lé paroles ô!
@raharivony8212
@raharivony8212 3 месяца назад
Maratra ny fo sy saina ary sarotra ny manadino,mankasitraka amin ny fizarana❤
@raharivony8212
@raharivony8212 2 месяца назад
L auteur a bien dit et La voix de Lalatiana est très magnifique merci pour ce partage ❤❤❤
@jeenajena9969
@jeenajena9969 7 лет назад
tsy anjarako enao?
Далее
Misy antony   Lalatiana  Haingo Rajaofara
4:45
Просмотров 224 тыс.
Bavy tsy fohy - Fakr
4:20
Просмотров 15 тыс.
Самое неинтересное видео
00:32
Просмотров 844 тыс.
Tia - Poopy ✅
6:37
Просмотров 13 тыс.
tsotra ihany_ lalatiana
4:47
Просмотров 36 тыс.
BODO   TSY MIOVA
4:25
Просмотров 2,5 тыс.
Lalatiana - Manina
4:50
Просмотров 51 тыс.
Sarak'ela
3:25
Просмотров 2,5 тыс.
Lalatiana - Nofy
5:10
Просмотров 684 тыс.
Lalatiana - Lalaina
5:40
Просмотров 47 тыс.
Lalatiana - AVELAO [ parole ] │by Lyrics Mada 2019
5:28