Тёмный

Tsy foiko ianao - Farakely sy Laza Lyrics J Slow 

Harifidy Mbolasoa Rakotondranaivo
Подписаться 357
Просмотров 335 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

27 мар 2014

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 70   
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Embona 😔 Tsy mety ritra. Tsy foy. Mankasitraka 😘
@sylvoalias
@sylvoalias 8 лет назад
Ianao foana, no mameno Ny fiainako tontolo Toa tsy misy ny fotoana Tsy hanembonako anao Na ny atoandro na ny hariva Ndrindra moa fa ny alina Feno anao ny fiainako Embona tsy mety ho ritra Tsy hanam-pahataperana Mipololotra tsy hay tohaina Tsy hay sakanana Toa fitia tsy ho lefy hery Tsy hangatsiaka velively Ho doria tokoa, ho lamban'akoho Tsy foiko ianao Ianao irery hatramin'izao Tsisy toa anao akia raha mbola fitia Tokana ianao ho ahy, mandrakizay Ny endrikao no mameno Ny foko sy ny saiko Toa tsy misy ny fotoana Tsy ahatsiarovako anao Na ny atoandro na ny hariva Na matory na mandeha Lasanao ny foko rehetra
@sylvoalias
@sylvoalias 9 лет назад
Tsy foiko ianao Ianao irery hatramin'izao Tsisy toa anao akia raha mbola fitia Tokana ianao ho ahy, mandrakizay... J'♥♥♥ misaotra ny mpizara o... manja loatra e.. mankasitraka e.. J'♥....
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Fitia Tsy hangatsiaka🎤😄
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Fitia Tsy hangatsiaka :-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Feno anao n'y fiainako. :-)
@fanjaraherimanana7037
@fanjaraherimanana7037 10 лет назад
zay vao hita le hira j'aime
@jostotahiry8462
@jostotahiry8462 7 лет назад
fitia tsy ho lefy hery ....ny antsika 💗
@santatrachanleey4017
@santatrachanleey4017 8 лет назад
tena tsar beuh !!!romantique
@nounourakotomanga7529
@nounourakotomanga7529 9 лет назад
Tena tsara e , fitiavana marina zany ka tena hira
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Embona💓
@andryahmahefa7471
@andryahmahefa7471 8 лет назад
tsara be le hira , mtondra hafatra mits !
@chrystinahram1313
@chrystinahram1313 9 лет назад
tena kanto e!...
@titinearimanana6959
@titinearimanana6959 8 лет назад
tiko loatra.atolotro olona tiako indrindra
@shouarinaval6828
@shouarinaval6828 8 лет назад
Ianao foana no mameno ny fiainako,tsy foiko ianao ......TOKANA ianao ho ahy mandrakizay, mankasitraka
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 5 лет назад
Tsara Be Misaotra (coucou)
@rafaliarisonrovacaira2728
@rafaliarisonrovacaira2728 8 лет назад
feno anao ny fiainako...tsy foiko ianao
@lalainaramanoelina315
@lalainaramanoelina315 10 лет назад
Tokana ianao ho ahy .Ianao irery mandrakizay!!!
@nirinaarivelo
@nirinaarivelo 8 лет назад
tena tsara zany hira zany a! feno mihitsy ny fepetra rehetra momban'ny fitiavana mankasitraka e!!
@laureneina6089
@laureneina6089 8 лет назад
Mankasitraka fa tena tsara lay hira. Feno sy mafonja ny hafatra
@safidy13collect
@safidy13collect 9 лет назад
Tsara be! mankasitraka e!
@fafarabenanahary9643
@fafarabenanahary9643 10 лет назад
Tsara loatra!
@ouragoutan
@ouragoutan 9 лет назад
mahafinaritra ; mahay mihira i Fara kely sy ny namany
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Fitia ho Doria. Mankasitraka.
@mayarazafindraseta9344
@mayarazafindraseta9344 8 лет назад
tsy foiko ianao
@henitsoahasinaramaharavona7789
tsara be ilay hira, mankasitraka
@zouast
@zouast 8 лет назад
je dédie cette chanson pour ma femme.. je t'aime ma chérie....
@ramanantsalamaaris9488
@ramanantsalamaaris9488 7 лет назад
Mankafy marina ê !
@ramjification
@ramjification 9 лет назад
tsara loatra
@mandresyrakotomanantso5772
@mandresyrakotomanantso5772 8 лет назад
mlay kosa le hira nareo an!!!!!
@rijaodilon3250
@rijaodilon3250 7 лет назад
Merci farakely an
@ornellamiranda3802
@ornellamiranda3802 7 лет назад
tiko bé mankasitraka e!
@ambinintsoajohnson7918
@ambinintsoajohnson7918 10 лет назад
tsara be lay hira
@hanitrafitiavanarazakaboan3417
coup de coeur @ zao alina zao
@randriamananasitraka1910
@randriamananasitraka1910 9 лет назад
hmmm!!!tsar kus lu ehh..
@volaniangavola7566
@volaniangavola7566 7 лет назад
merci f tsar b le hira ts met afak ao ambavak mihits
@nasandratrarakotondra4943
@nasandratrarakotondra4943 8 лет назад
tsy foiko ianao tsisy toa anao ra mbola fitia tiko be io hira io e !n'a dia antany lavitra aza aho dia manembona azy foana e!
@miranahortensiarakotobe8742
@miranahortensiarakotobe8742 8 лет назад
tiako loatra, milay
@cynthiadinah5505
@cynthiadinah5505 8 лет назад
Tsara be ilay tonony
@rakotomalalahenri8642
@rakotomalalahenri8642 9 лет назад
Tsy mba misy instrumental ve? mba hanaovy moa zay iarahanay mihira é! de mankasitraka.
@nomenalovahanitriniala4997
@nomenalovahanitriniala4997 9 лет назад
Tena tsara kosa rangah ity hira ity ah, nahafantarako azy de nasainlay bandy atao mariazy izay notadiaviko fa hataony ouverture de zaho indray nop babo. Efa hitako mandeha any ny Clip!
@patrickhansa.ramanoelina1345
@patrickhansa.ramanoelina1345 8 лет назад
ankafiziko e !!!
@chanciamartin326
@chanciamartin326 10 лет назад
tsy foiku ianw
@finahr2086
@finahr2086 8 лет назад
tsy foiko ianao ianao irery mandrakizay tsisy toa anao aky raha mbola fitia tokana ho ahy ianao
@onjatianasteven3772
@onjatianasteven3772 8 лет назад
tsara be eee
@ludoviara125
@ludoviara125 8 лет назад
😻💘
@ratsitolalaina9646
@ratsitolalaina9646 8 лет назад
tsara fa miandry an'le clip zay eeee!
@andonnyony7827
@andonnyony7827 6 лет назад
Tsara loatra
@ainasoarado6093
@ainasoarado6093 6 лет назад
Kanto loatra
@ciarahhrazanadrasoa8393
@ciarahhrazanadrasoa8393 9 лет назад
tiko be mitsy io hira io
@dianarasamison6879
@dianarasamison6879 8 лет назад
hihihi milay
@fletcherpeyton1963
@fletcherpeyton1963 3 года назад
dunno if you guys gives a damn but if you are stoned like me during the covid times then you can watch all of the latest movies and series on InstaFlixxer. Have been watching with my gf for the last couple of days :)
@harpereli9652
@harpereli9652 3 года назад
@Fletcher Peyton yup, I've been watching on InstaFlixxer for since december myself :)
@treyharlan8289
@treyharlan8289 3 года назад
@Fletcher Peyton yup, I've been watching on instaflixxer for since december myself :D
@ranfanomezantsoabillycoq9972
@ranfanomezantsoabillycoq9972 8 лет назад
ts foiku ianao
@claudinerafidiharinirina7523
@claudinerafidiharinirina7523 7 лет назад
manirery aho ref maeno an'io hira io,lasa iz ts aik ny atw!!!! maery reto ny ftiavn an!!!
@iralijohn
@iralijohn 7 лет назад
J'❤
@phlawellejulia4651
@phlawellejulia4651 8 лет назад
tsy foiko ianao
@manarinahram378
@manarinahram378 3 года назад
😪😪😪
@andriamifidytahiana1431
@andriamifidytahiana1431 9 лет назад
ho anzay ol iray zay ndriiii
@safidyrazanakoto
@safidyrazanakoto 9 лет назад
Iza ar zan
@andriamifidytahiana1431
@andriamifidytahiana1431 9 лет назад
atraty ko mbola itan dry Safidy iany lol. Mazava b zan ko hihii
@safidyrazanakoto
@safidyrazanakoto 9 лет назад
K Tony reseau Tony atao ho hitan olona ra ts hoe a moi même hahaha
@pharaon809
@pharaon809 8 лет назад
mlay hira an! ts foik ianao,tss toana rh mbl fitia,tokana ianao h ai mandrkzay
@mauriciaraza1388
@mauriciaraza1388 7 лет назад
tik b mihitsy io hirail
@rakotonomenjanaharyherinia4345
ZANY KA VAZO????
@ntsouradimiherintsoa5413
@ntsouradimiherintsoa5413 8 лет назад
(y)
@fanjaly1239
@fanjaly1239 4 года назад
Tena tsara feo!! manako any anaty any!
@matthewandrianarison4969
@matthewandrianarison4969 8 лет назад
Ng
@patrickhansa.ramanoelina1345
@patrickhansa.ramanoelina1345 8 лет назад
ankafiziko e !!!
Далее
Fitia mangina   Farakely
3:32
Просмотров 68 тыс.
Farakely - Ry aiko (Lyrics vidéo, tononkira)
3:38
Просмотров 215 тыс.
BEST OF FARAKELY (VIDEO COMPILATION)
28:26
Просмотров 386 тыс.
Inona no antenaina
6:21
Просмотров 53 тыс.
February 11, 2023(1)
1:20:43
Просмотров 9 млн
IZY - Henika | Cevam church
5:08
Просмотров 1 млн
Mahatoky loatra  - Pepe Shine - Clip officiel
6:01
Tovo J'hay  - Teny Mamy (Lyrics)
4:06
Просмотров 72 тыс.
JOHARY: Trio
3:27
Просмотров 11 тыс.
Raha mankany - Lolo sy ny tariny |Lyrics
4:52
Просмотров 256 тыс.
Fitia mangina : Fara Kely sy Dama
4:26
Просмотров 131 тыс.
LOLA   RAHOVIANA ARY
4:22
Просмотров 5 тыс.