Тёмный

VACANCE KRISTIANA | FENOHASINA ANDRINIRINA | MADAGASCAR CHRISTIAN TELEVISION (MCTV) 

MCTV-MG
Подписаться 110
Просмотров 46
50% 1

Mahazo manao vacance tsara mihitsy ny Kristiana !
Misy fotoanan'ny daholo ny zavatra rehetra ary misy fotoana koa izany hanaovana vacance , hialana voly , hialana sasatra
Zaraina aminao ato anatin'ny fandaharana FANTARO NY MARINA miaraka amin'ny mpanompon'Andriamanitra Fenohasina ANDRINIRINA ny mahakasika ny hoe fa maninona no tokony hiala sasatra , ary ny afaka atao rehetra mandritra ny fialana sasatra.
Tsy tery saina akory ny Kristiana ary tena afaka miaina tsara sy mandeha vacance!
Raha eo am-pieritreretana na am-panomanana ny fialan-tsasatra mihitsy ianao dia manasa anao hijery ny fandaharana.
Afaka arahinao ihany koa
ao anatin'ny site :
na ao amin'ny facebook
#vacanceKristiana #vacation #fantaro_ny_marina #fenohasina #andrinirina #Jesosy #mctv #Madagascar #christian #television #clip #evangelique #toriteny #fampianarana #Jesoa #Andriamanitra #kristiana #Malagasy #Madagasikara #Kristy #Gasy #Fiangonana #mpino #fandaharana #vaovao #chretien #jesus #hira #fiderana #africa

Опубликовано:

 

15 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии    
Далее
How to win a argument
9:28
Просмотров 538 тыс.
# funny#daily#vlog#family#prank
00:12
Просмотров 7 млн
Be Comforted, God Will Judge the Wicked
1:30:38
# funny#daily#vlog#family#prank
00:12
Просмотров 7 млн