Тёмный

Valiha Fararano - Sasouh 

Raboanary Tantely Mahefatiana
Подписаться 101
Просмотров 4,1 тыс.
50% 1

Un titre très célèbre de Jerôme RANDRIA.
Valiha Fararano repris par Sasouh.
D'une couleur symphonique.
Raha lazaina aloha
Hafa ny amiko
Indray Asabotsy hariva izay tao an-trano
Izaho irery moa
Sorena be tokoa
Varivarian'alahelo toa ny mamo
Teo am-parafara
Teo nivahiny
Sarinao, penina sy taratasy
Te hanoratra aho
Te hihira koa
Nifangaro anefa ireny tao am-po
Tsy tsaroako akory
Renoka aho natory
Nanonofy toa nahita anao hatrany
Nifoha avy teo
Hay nisy feo
Vetsovetso mba voasoratro ihany
Teny ankiroa efa fantatrao
Nosoratako tamin'ny sarinao
Teny kely ihany
Kely nefa mamy
Mifono hasambarana tsy lany
Teny tena mamy
Toa ny loharano
Mihirotsaka fitia manganohano
Toa feom-baliha fararano
A/C : JEROME RANDRIA

Видеоклипы

Опубликовано:

 

12 фев 2020

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 9   
@guyheryrakotonjanahary6852
@guyheryrakotonjanahary6852 8 месяцев назад
Miakatra be ny fanahinay Sasouh aaaaa. Mitehaka Jerôme Randria am zany!
@laolp2542
@laolp2542 Месяц назад
🤩💐💐💐
@jaoanjara6282
@jaoanjara6282 Год назад
Tsara be
@ruffinrakoto1401
@ruffinrakoto1401 3 года назад
Nosibainao ny hiranay 😭😭
@herilecomte8235
@herilecomte8235 9 месяцев назад
Version iray hafa mamy. Milay.
@rasolofontsalamarija4240
@rasolofontsalamarija4240 3 года назад
Feno ny fepetra. 🥰
@Solabanga25
@Solabanga25 4 года назад
Manja eh na ny hira na ny .......
@rakotonarivobienaime7688
@rakotonarivobienaime7688 4 года назад
Tsara kosa ny nanaovanao azy, mitondra ny fanahy mitety tontolo maro, mankasitraka
@fanjabeauvais7930
@fanjabeauvais7930 3 года назад
Merci pour cette ballaa musicale j'ai bien adoré ❤❤❤❤❤❤❤
Далее
Belelahy tsy magnino 2019
4:28
Просмотров 27 тыс.
Ary ankoatra ary
2:31
Просмотров 320
Cover Dadah Rabel - Sarak'olon-tiana by JOHASINA
4:56
IARY ET MILON mihira MAHALEO
6:09
Просмотров 28 тыс.
VUDOO - Пьяная луна (Official Video)
2:11
Просмотров 72 тыс.
Munisa Rizayeva - Aka makasi (Official Music Video)
6:18