Тёмный

Vavaka (Poopy) - Pepe Shine - Antsam-piderana ho an'ny firenena 

Pepe Shine
Подписаться 6 тыс.
Просмотров 67 тыс.
50% 1

Sabotsy 6 Marsa 2021
Andro iray nanamarika ny tantaran'i Madagasikara satria niray fo ny Malagasy, hatrany amin'ny Andriamatoa Filoham-pirenena mivady, hivavaka ho an'ny taniny. Araka ny voasoratra ao amin'ny 2 Tantara 7:14 hoe
"Raha ny oloko izay nantsoina amin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin'ny ratsy fanaony, dia hihaino any an-danitra Aho ka hamela ny helony ary hahasitrana ny taniny."
Fotoana hitodihan'i Madagasikara amin'i Jesosy izao ary hisandratany !
Andaho hiara-hivavaka mba hahatongavan'izany faingana !
Raha te hijery ilay fotoana complet ianao dia ato amin'ito
• Antsam-piderana ho an'... ​

Опубликовано:

 

8 мар 2021

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 14   
@andrianirinadix3458
@andrianirinadix3458 3 года назад
Amen .. Lay hira tena manatorotoro fo, fa façon Pepe tena vomaika mambabo
@pepeshine8003
@pepeshine8003 3 года назад
Voninahitra ho an'i Jesosy irery ihany. Tahian'i Jesosy manokana i @Andrianirina DidiX
@andrianirinadix3458
@andrianirinadix3458 3 года назад
@@pepeshine8003 Isika rehetra samy ho Tahiany daholo :*
@user-ij8uq1nt8s
@user-ij8uq1nt8s 7 месяцев назад
Tiko lotra ❤❤❤
@jennymaria5545
@jennymaria5545 3 года назад
Matoky anao zahay Ray o mankasitraka pepe
@fanjarasoarimanana2910
@fanjarasoarimanana2910 3 года назад
Mankasitraka fa tena hira anisany tiako io nefa mbola lasa vao maika tiako be amle façon nanaovanao azy ,manaraka hatrany ny famelombeloman'Pepe ny aim-panahy mandrakariva ,derraina JESOSY
@pepeshine8003
@pepeshine8003 3 года назад
Misaotra an'i Jesosy isika ny amin'ny talenta nomeny, ho Azy irery ny Voninahitra
@jennymaria5545
@jennymaria5545 3 года назад
Aleloia
@estelledimenche3657
@estelledimenche3657 3 года назад
voninatra ho an Tompo irery ihany ary mankasitraka anao iway manaiky ataony fitaovana
@elfymiharintsoa
@elfymiharintsoa Год назад
Misatra ny tompo fa tena tsara be mahery ny Tompo Makasitraka indridra fa tena mahakasika be ilay hira
@ravelomanantsoathi6699
@ravelomanantsoathi6699 3 года назад
Tiako be, mankasitraka
@pepeshine8003
@pepeshine8003 3 года назад
Tahian'i Jesosy hatrany @Ravelomanantsoa Thi
@recupbynath8041
@recupbynath8041 8 дней назад
Tsara be ny feo
@jakobaharisoa6239
@jakobaharisoa6239 Год назад
Mankasitraka indrindra, ity mba zaraiko aminao ny zava-niseho tamin’izaho NATERAKA INDRAY ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-T6jDWBOXj-A.html
Далее
Mahatoky loatra  - Pepe Shine - Clip officiel
6:01
ТРОЛЛИНГ СКАМЕРА СТАНДОФФ 2
00:59
Vavaka - Poopy covered by Joanah ❤
7:41
Просмотров 3,9 тыс.
Izay manao ny marina - Poopy
4:46
Просмотров 331 тыс.
MINO AHO RIJA RASOLONDRAIBE
6:20
Просмотров 383 тыс.
Fanahy Masina - Pepe Shine - clip officiel
8:41
Просмотров 385 тыс.
POOPY - Vavaka LYRICS
5:34
Просмотров 44 тыс.
Pepe Shine - Live (The Worship Moment 31)
58:36
Просмотров 41 тыс.
ANTSAN KIRA FIDERANA TARIKA 'NY AVO'
41:28
Просмотров 37 тыс.
FAHATSARANAO
9:28
Просмотров 376 тыс.