Тёмный

With All I am - Hillsong Worship - Jeso mino anao - Cevam - Louange instrumentale Malagasy 

Mélodie Céleste Malagasy
Подписаться 1,1 тыс.
Просмотров 12 тыс.
50% 1

Mélodie céleste
Antananao no apetrako indray
Ny momba ahy rehetra
Ny fiainako eo ampelatananao
Anao koa aho doria
Jesoa mino Anao aho
Anao manontolo aho
Ny anton'ny hivelomako
Sy ny anton'ny hirako
Dia Ianao
Hiara-dia n'aiza n'aiza alehanao
Na ho tsiky na tomany
Hatoky Anao
Hiaina aho amin'ny lalanao
Ireo teny fikasanao
Doria
Mitsaoka aho
Mitsaoka Anao aho...

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 4   
@69jazzfan
@69jazzfan 4 года назад
Merci Marco, quel talent, que le Seigneur te garde dans cette humilité que tu as et qu'Il multiplie tes talents pour sa gloire
@steblerlinsteblert2564
@steblerlinsteblert2564 3 года назад
Miarahaba e, mba azoko atao ve ny maka ny vidéo-nao ? Hotsindriako tononkira ilay izy ary ho partageko amin fbk ? Mpandefa karaoké évangelique amin youtube sy fbk aho, ary rehefa tsy izaho no nanao ny instrumentale na ny vidéo dia ierako mandrakariva ary apetrako any amin'ny farany na amin'ny voalohany ny anaran'ny namorona ny pbk. Tena maimaimpoana ilay fizarana ataoko.
@melodiecelestemalagasy
@melodiecelestemalagasy 3 года назад
Fiadanana, oui azo atao tsara ny manisy tononkira sy mizara azy avy eo. Ny angatahiko fotsiny hisoratra hoe Marco Andria no nanao lay playback ary koa ny chaîne RU-vid Mélodie Céleste Malagasy. Indrindrindrindra moa hoe maimaimpoana ilay fizarana avy eo arak'ilay voalazanao. Zay no zava dehibe. Misaotra. Tahin'ny Tompo
@steblerlinsteblert2564
@steblerlinsteblert2564 3 года назад
@@melodiecelestemalagasy Misaotra e, hajaiko zay. tahin Tompo
Далее
I Surrender - Hillsong Worship
11:16
Просмотров 292 млн
Rak Roots (Jeso mino anao)
3:35
Просмотров 30 тыс.