Тёмный

Zay miandry Anao 

Domoina Ratsimbazafy
Подписаться 8 тыс.
Просмотров 461 тыс.
50% 1

Кино

Опубликовано:

 

3 сен 2016

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 70   
@santatrarabe4947
@santatrarabe4947 5 лет назад
n'inona n'inona zava iainanay ety antany Tompo -mino izahay fa Enao irery Ilay Namana Akaiky tsy mba mandao sy manary Anay!!! misaotra Jesosy! Amen
@lilyrabeson2847
@lilyrabeson2847 5 лет назад
Tiko loatra. Dera anie ho anao irery iany ry Jehovah Ray Mpahary izao tontolo izao. Amen!!!
@fefeyrazafindrabe3208
@fefeyrazafindrabe3208 3 года назад
Salamo 130: 6-7 Ny fanahiko miandry ny Tompo. Mihoatra noho ny fiandrin'ny maraina, dia nu fiandrin'ny mpiambina ny maraina. Manantenà an'i Jehovah, ry isaraely; fa eo amin'i Jehovah no misy fanavotana be, ♥️♥️♥️♥️♥️✝️
@cynthiraz
@cynthiraz 4 месяца назад
❤❤
@nadyana559
@nadyana559 6 лет назад
Tena tsara👍👍💜💛💚! Tena tsara👍👍👍! Ny feon'i Adilia koa tena waou!!! Tsy haiko tsony ny milaza azy fa tena mafinaritra be! Ny Tompo no deraina @ zany rehetra izany
@rasoazanamasynjaraiando9180
@rasoazanamasynjaraiando9180 5 лет назад
manao Fb v kay Adilia sao mba misy mahafantatra merci
@andrianarintsoavoary4274
@andrianarintsoavoary4274 5 лет назад
Izay miandry anao Jehovah ô! dia mandroso hery. Helatra no hiakarako... Tsy misy azo lazaina afatsy ny hoe MAMPAHERY BE ilay hira, misaotra !
@AndoRAPAOLY
@AndoRAPAOLY 6 лет назад
"but those who hope in the Lord will renew their strength. They will soar on wings like eagles; they will run and not grow weary, they will walk and not be faint." Isaiah 40.31
@volatianaelsanirinaarivony2539
@volatianaelsanirinaarivony2539 3 месяца назад
Je n'ai jamais cessé d'écouter cette chanson depuis maintenant 4 ans d'épreuves dans ma vie. Merci d'exister Adilia. Que Dieu te bénisse.
@calebandria9390
@calebandria9390 3 года назад
Amen! Misaotra Ray malala🙏🏻❤️
@lynahvatosoaiarimanana1206
@lynahvatosoaiarimanana1206 7 лет назад
tiko be mihitsy 😙😙 mampitombo Fanantenana
@rakotondrasamynicolasricky2124
Iza kay lay mihira fa tena tsar be mintsy , mahevelombelona ny fanahy.
@cybertriak6996
@cybertriak6996 6 лет назад
Feno voninahitra ny Tompo: sonorité excellente
@heryzorakotoharinivo9913
@heryzorakotoharinivo9913 6 лет назад
Mendrika ny Tompo ny fiderana tahaka izao. Tsara loatra e. Professional tsara ny arrangement
@parsonandriantsotra4429
@parsonandriantsotra4429 5 лет назад
I''m always waiting for you my God
@vissindroiziarson327
@vissindroiziarson327 6 лет назад
Hiandry anao foana aho Tompo malala oh!!!!!
@smartgeode9581
@smartgeode9581 7 лет назад
Tsara loatra ny fiderana !!!
@lalainanomenaravelosaona189
Tena tsara ilay hira ❤️
@evahmasinjara1773
@evahmasinjara1773 6 лет назад
tiako loatra,tsara mankasitraka ny mpamorona
@SylvainAndria
@SylvainAndria 4 месяца назад
Misaotra anao aho JESOSY ô
@rabetafikasaholy5757
@rabetafikasaholy5757 7 лет назад
Tsara Jesosy !!!🎉💌💌🎄
@andrymalalaraharifidison7023
@andrymalalaraharifidison7023 6 лет назад
Misaotra anao aho Jesosy Kristy Tompo fa mbola ny fahasoavanao no maha toy izao ahy.
@raholiarimananalydia4175
@raholiarimananalydia4175 7 лет назад
Misaotra ny Tompo, tena tsara mihitsy lay tonony sy ny feony. Mampahery
@solonyaina5659
@solonyaina5659 Год назад
mangoritsina kely fona ny vatako vo mingadona ilay feon kira 😢😭😭😭
@nadiamirantsoa634
@nadiamirantsoa634 4 года назад
Tiako loatra eee❤❤❤❤
@alaingerald3248
@alaingerald3248 7 лет назад
Misaotra e tsara be le hira
@RahantanirinajohnIreneRahantan
@RahantanirinajohnIreneRahantan Месяц назад
❤❤
@dyanehenrielah634
@dyanehenrielah634 14 дней назад
Tompo o mampianara ahy hiandry
@tsantaonjamanjakarakotoari3892
Elatra no hiakarako... Toy ny voromahery... Mankasitraka
@alainramparany6716
@alainramparany6716 Год назад
maniry anao mafy ny fanahy enao no fantolampy
@laurencemanja1087
@laurencemanja1087 7 лет назад
mankasitraka e tahin'Jesosy
@vatosoaandriamanana89
@vatosoaandriamanana89 Год назад
@lynahvatosoaiarimanana1206
@lynahvatosoaiarimanana1206 7 лет назад
tiko be mihitsy mampitombo Fanantenana
@randriamananjaratantely6531
@randriamananjaratantely6531 3 года назад
tonga dia mitony ny alahelo rehetra ,tsara ilay hira
@charlierandrianarivelo2566
@charlierandrianarivelo2566 7 лет назад
Tsara be le hira, fa iza kay no mihira azy io
@nadyana559
@nadyana559 6 лет назад
Charlier Andrianarivelo Adilia no mpihira
@peaceontheearth4359
@peaceontheearth4359 7 лет назад
Isaïe 40:31 Mais ceux qui se confient en l'Éternel renouvellent leur force. Ils prennent le vol comme les aigles ; Ils courent, et ne se lassent point, Ils marchent, et ne se fatiguent point.
@LarissaRakotozandry
@LarissaRakotozandry 9 месяцев назад
Mankasitraka Jehovah
@tojorandriamahasoarilala7056
@tojorandriamahasoarilala7056 5 лет назад
Mahafinaritra ity hira fiderana ity, iza ilay mpihira azafady???
@francoisxavierrakotonoely8564
@francoisxavierrakotonoely8564 5 лет назад
Mahafinaritra e deraina Jesoa
@sylviaboda9975
@sylviaboda9975 7 лет назад
mankasitra fa tsara le hira
@ramanantsoasataflorence2847
@ramanantsoasataflorence2847 6 лет назад
Tena tsara ny hira mankasitraka mampahery
@kantohenintsoa8269
@kantohenintsoa8269 7 лет назад
💖💖💕👍👍
@olivaroxanerandriamampandr1082
Miandry Anao Jehovah oh😢
@zorabeniamina1759
@zorabeniamina1759 5 лет назад
Miandry Anao Tompo o Maniry mafy Anao ny fanahy
@bensr.4160
@bensr.4160 6 лет назад
mahafinaritra be
@caroleramanantsoa6439
@caroleramanantsoa6439 4 года назад
tsara loatra e !!
@voahangyrakotoberadarson7301
@voahangyrakotoberadarson7301 7 лет назад
Tiako loatra eeeeeeeeeeeee
@andriamaheryt.ratsimba2771
@andriamaheryt.ratsimba2771 2 года назад
💓🙏
@rasoafaraernestine2461
@rasoafaraernestine2461 7 лет назад
Tiko lotra
@williamsmerguez4762
@williamsmerguez4762 6 лет назад
Mankasitra ke
@ingaty5447
@ingaty5447 7 лет назад
DOXA7PRAISE no manao an'io hira io
@michaelravelosaona9555
@michaelravelosaona9555 7 лет назад
Elatra no iakarako
@malalatianarakotomamonjy373
@malalatianarakotomamonjy373 4 года назад
💐🙏
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 7 лет назад
Azo fantarina v lé mpihra azafady ô? Fa tsara aloha lé hira eh!
@thierryraonizanany4426
@thierryraonizanany4426 7 лет назад
hillsong
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 7 лет назад
merci
@annarakotoarinelina4601
@annarakotoarinelina4601 6 лет назад
In le titre en anglais azfdy
@Tiana2493
@Tiana2493 5 лет назад
Eagle's wings
@randrianarisoarivoniainani4859
in no titre an le hira ary e
@zosehenorazafinirina3934
@zosehenorazafinirina3934 4 года назад
Tsara zoky adilia
@jennyrambaoandrianarisoa2056
@jennyrambaoandrianarisoa2056 7 лет назад
interpreten'i Adilia
@farajemimarasoamanarivo1588
@farajemimarasoamanarivo1588 3 года назад
Izay miandry anao Jehovah dia mandroso hery
@maheryangelomoranilaina9188
@maheryangelomoranilaina9188 7 лет назад
zan mihit eee
@rajonyahrkay487
@rajonyahrkay487 4 года назад
tiku
@peaceontheearth4359
@peaceontheearth4359 7 лет назад
Quel dommage que je ne comprenne pas la langue malgache.
@lalainanomenaravelosaona189
Cette chanson transmet le message de la bible dans Esaie 40:31, ceux qui comptent sur l'Eternel renouvellent leurs forces, ils prennent leur envol comme des aigles. Ils courent sans s'épuiser, ils marchent sans se fatiguer. Le premier verset traduit Nous t'attendons Seigneur Visite ton peuple Nos âmes ont soif de Toi C'est toi le rocher Sur lequel se reposent nos âmes Mon salut vient de Toi Refrain Ceux qui T'attendent Seigneur Renouvellent leurs forces Avec des ailes Je m'éleverais comme un aigle. ❤️
@tinahtyana6915
@tinahtyana6915 7 лет назад
lafatra
@lynahvatosoaiarimanana1206
@lynahvatosoaiarimanana1206 7 лет назад
tiko be mihitsy 😙😙 mampitombo Fanantenana
@smarteebusiness603
@smarteebusiness603 7 лет назад
Tena tsara
Далее
Tsy misy tia ahy toa Ianao
5:00
Просмотров 307 тыс.
Tano mafy aho Jesosy - Adilia
4:07
Просмотров 400 тыс.
ЭТОТ ПЕНЁК ИЗ PLANTS VS ZOMBIES - ИМБА!
00:48
Я ВЕРНУЛСЯ 🔴 | WICSUR #shorts
00:57
Просмотров 2,4 млн
Raha tonga ny fitsapana
8:16
Просмотров 219 тыс.
Mahatoky loatra  - Pepe Shine - Clip officiel
6:01
Pst Jocelyn R - Hitoetra eo anilanao
7:01
Просмотров 240 тыс.
Inona no antenaina
6:21
Просмотров 53 тыс.
Aminao ny finoako - Pst Jocelyn R
6:15
Просмотров 401 тыс.
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
Просмотров 3,3 млн
Vohay Rija Rasolondraibe
5:38
Просмотров 908 тыс.
Mpanao làlana / Way Maker - Cevam
8:58
Просмотров 259 тыс.
Pasteur Jocelyn Ranjarison - Ny fanatrehanao
6:23
Просмотров 737 тыс.
Raha Mbola Velona
5:44
Просмотров 99 тыс.
МЫ ПОХОДУ ЧТО-ТО НАПУТАЛИ
0:20