Тёмный

Zimbo - Lolo (Lolo sy ny tariny) 

craam uploading
Подписаться 197
Просмотров 100 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

17 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 18   
@moonwave1018
@moonwave1018 2 года назад
Milay le hira otsany hira ndry lolo sy sintarina be dia be eh👍🏻👍🏻👍🏻👍🏻
@moonwave1018
@moonwave1018 Год назад
Zanaka Bara ialahy na zana-tSakalava na zanak'Ambaniandro koa é Fanirian'ialahy hatramin'izay ny ho lasa miaramila matilo é. Saingy tsy anjaran'ialahy velively no mandahatra an'izany a Indro ialahy fa lasa miaramila, miaramila ambonin'ny tany a. An an, nefa lavi-dranomasina (2) Henjakenjana ny fiainan'ialahy tany ambanivohitra taloha é. Hany ka moramora tamin'ialahy ny nandeha nitodi-doha. Nisy bekibo nilaza tamin'ialahy handeha ho any Antananarivo Ny karama nomeny an'ialahy zara raha mihoatra ny arivo. Nefa lavi-dranomasina. Nataony FRS ialahy Dia nihevitra tsy ho resy ialahy satria niambozona ny basy marovava jiosy a (2). Antananarivo anie ka malaza, malaza maditra vahoaka é. Indro ialahy fa voabaikon'ny ambony, voabaikon'ny ambony mba hitroatra é. Dia nanomboka sabotsy maraina tsy nifarana raha tsy andro (a)talata basin'ialahy irery no miteny, niresaka nitatatata é. Eee Taminy 13 may a. Maromaro ny akamanareo no voalevon'ireo bandy kely a. Saingy ialahy no tena kômandô ka afaka nitsoaka sy niery a. Nandao fanjakana ny dadaben'ialahy, nandositra nankany Mandritsara. Saingy ialahy no nahitahita nifikitra teto vohitsara Ho GMP a. Fa mbola FRS ialahy Mbola nihevitra tsy ho resy ialahy satria Mbola manana ny basy marovava jiosy a (2). Nangidihidy ny tanan'ialahy nandritra an'ilay herintaona a Ialahy bandy kely efa zatra combat, manondronondro lalana foana. Nisy antokon'olona nilaza tamin'ialahy, nilaza ho tena fetsifetsy a. Nampanantena nilaza tamin'ialahy, hanafika indray ny FRS é. Voafitaka ialahy a. (2) Maromaro ny akamanareo no niakatra teny ampitsarana a Voaheloka mafy ianareo tamin'izany namono filoham-panjakana Efa maty ialahy vao olo-malaza, maty teny Ambohijatovo. Nalaza ratsy toy ny jiolahy, maty lavitry ny vovo. Tsy nisy nitomany a. Tsy nahazo môzôlé a. Efa resy ialahy le Zimbo Fa nihevitra tsy ho resy ialahy satria Navadiky ny basy marovava jiosy a (2).
@moonwave1018
@moonwave1018 Год назад
Tay be ty tatara ty dia reo namono reo ve dia tena tsy ho isy ho tratra atsizay lelika eh?
@nyonjahft
@nyonjahft 9 лет назад
mankasitraka ny mpizara sy ny mpihira
@raerband
@raerband 7 лет назад
c'etait dans quel cadre? quelle occasion?...mijery fotsiny sy mihaino ny ankamaroan'ny mpanatrika fa tsy miara-mihira
@rijaandriamiradomanana5979
@rijaandriamiradomanana5979 Год назад
Tsy voatery hiara mihira foana, azo atao ny mianoka fotsiny.
@raitraandriamampionona617
@raitraandriamampionona617 3 месяца назад
Mankasitraka eh
@christianrazafiniary2049
@christianrazafiniary2049 9 лет назад
Iza no namono marina ny CL RATSIMANDRAVA Raha io hira io no jerena zalahy a
@maheriniainarafamandriamih9188
Ny azo antoka de karazana Oswald fotsiny le Zimbo, mampitaha @ JFK aho.
@ghostwalda
@ghostwalda 5 лет назад
Tsy ny basy marovava jiosy satria dia hoa voa daholo izay nanodidiana azy!!!! Donc en aucun cas un pauvre fantassin qui a tiré sur le peuple mais un tireur d'élite
@moonwave1018
@moonwave1018 2 года назад
Ry zala kindinalika rehetra ao. Aleo ivoka eo io marina dia tokony atao maniemany daholy reo be vinany reo: miala tsiny @le tiny ratsy fa tena be loatra le maniemany @fitôdrana ao
@ratendrimitantsoatomboaril2951
Tena mlay .
@tolotratoulch2505
@tolotratoulch2505 7 лет назад
ao tsara eh
@kevinravelo163
@kevinravelo163 7 лет назад
Ok les le dada a
@miarynampoinarasoanaivo6647
@miarynampoinarasoanaivo6647 6 лет назад
manja kely le 5:32
@tokiniainaricky8588
@tokiniainaricky8588 6 лет назад
zanak'lery ihany io an
@miarynampoinarasoanaivo6647
@miarynampoinarasoanaivo6647 6 лет назад
mendrika ho rafozana v zany lery
@martindelor
@martindelor 5 лет назад
@@tokiniainaricky8588 zany ve
Далее
Revy Lolo sy ny Tariny 1. Ilafy 23 jona 2023
50:12
Просмотров 7 тыс.
TVM EMBONA LOLO SY NY TARINY
22:57
Просмотров 15 тыс.
Silent Hill 2 - Мульт Обзор
07:26
Просмотров 468 тыс.
Ravaomaria
18:28
Просмотров 7 тыс.
Ilay dimbaka avy any Nazareta cover
7:18
Просмотров 11 тыс.
SPÉCIAL LOLA GASY
24:55
Просмотров 69 тыс.
LEMIZO par LOLO SY ny tariny (Live TVPLUS 2015)
6:16
Просмотров 398 тыс.
Lolo SY LÉ ZIMBO
6:04
Просмотров 20 тыс.
Raha mba nanana elatra
6:01
Просмотров 944 тыс.
Tovolahy - TSELATRA
6:04
Просмотров 141 тыс.
ANDROY
6:42
Просмотров 14 тыс.
Raha mankany - Lolo sy ny tariny |Lyrics
4:52
Просмотров 300 тыс.
Revy Lolo sy ny Tariny 2. Ilafy 23 jona 2023
47:53
Просмотров 8 тыс.