Тёмный
Koto
Koto
Koto
Подписаться
Chroniquer

MIKETRIKA TSARAMASO SY HENAN KISOA ...
35:20
4 часа назад
REVY AMOROM-PATANA KELY [ Mimoza ] ...
3:27
9 часов назад
NDAO INDRAY HANDINIKA FIARAHA-MONINA ...
8:06
9 часов назад
NY AINGAM-PANAHY n’ ARTISTA ...
5:22
16 часов назад
RESAKA Aaron en Parle ...
20:05
Месяц назад
Комментарии
@Irène-v9r
@Irène-v9r 2 часа назад
Marina, mila ampidirina @totsaina ankizy zany, fa n'y olana agne ralah efa lehibe vao manana toe-tsaina otran izay e, le fampianarana eto Madagascar ko ts @le zavatra tena ilaina @ho av no ianarana fa fianarana maha doto sady ela loatra d makamo d kivy n'y ankizy
@iralijohn
@iralijohn 7 часов назад
Tsy feo o !!
@user-rd1hp8ot7o
@user-rd1hp8ot7o 16 часов назад
Itony refa tratrany kil d ts mahatanty ..ts mahita Tory mits fa matsiro voakapoka nefa mpanao ola ...sad tratrany @avendranana ...d mitory ry koto a😅😅😅
@iralijohn
@iralijohn 7 часов назад
Koto a bien raison de donner son explication pour ce sujet et il vous apprend les b à ba de vrai technique de Guitares car il le sait donc votre com. est d'une nullité imparable....tchao !!
@marrymarry8826
@marrymarry8826 18 часов назад
Tsara bala anie koto izany e Hitifirana ani pasteur Heritiana merci fona koto a
@andrianasoloyolande4653
@andrianasoloyolande4653 22 часа назад
To tsy nisy feo ry Koto
@tianasaib9003
@tianasaib9003 23 часа назад
Bravo monsieur Koto ❤
@tianasaib9003
@tianasaib9003 23 часа назад
Inona no hiresahanao aminireo gasy droguée any Madagascar
@hanitranil4489
@hanitranil4489 День назад
Mahatatesa e.... Zany refa mpiady amanolona
@iralijohn
@iralijohn 7 часов назад
Koto a bien raison de donner son explication pour ce sujet et il vous apprend les b à ba de vrai technique de Guitares car il le sait donc votre com. est d'une nullité imparable....tchao !!
@user-ks9jz3jm9s
@user-ks9jz3jm9s День назад
Ampianaro izy fa tsy hainy
@harivolaandrianjafiarison706
@harivolaandrianjafiarison706 День назад
Marina ihany ny tenin'ito , vendrana marina ny malagasy, ito olona ito'ngamba tsy gasy fa japonais na tsy haiko... Omen'ny européenne accès mijery fiainan'olona dia manitsaka accélérateur,'zao mandeha ny lois VPN!!! ENY ZA MANORATRA DIA GASY,TSY MPITSIKILO FIAINAN'OLONA... INTELLIGENT LOATRA NY SASANY!
@VoahanginirinaRajonhson
@VoahanginirinaRajonhson День назад
Tandremo n'y goutte am Ty dabia ee
@bijouraza4254
@bijouraza4254 День назад
BETSAKA ihany ko olona tsy nande fianarana fa tafity amny fiaianana je parle du contexte mondial : acteur zao betsaka tafity nefa niveau college betsaka , ho zany misy destin
@danielarakotson
@danielarakotson День назад
Za ko de mampiada-tena Na maloto, na madio,tsisy tsy afakan'ny rano Bon appétit Ikoto avec sakay
@lantz-258
@lantz-258 День назад
@@danielarakotson ❤️
@tianasaib9003
@tianasaib9003 2 дня назад
Dory any le préfet io
@tianasaib9003
@tianasaib9003 2 дня назад
Diplôme novidina teny analakeky
@tianasaib9003
@tianasaib9003 2 дня назад
Sady kely saina
@tianasaib9003
@tianasaib9003 2 дня назад
Izaho mipetraka eto frantsa Ary fantatro fa ireo pomba radomelina ireo Dia conneries de sa race
@bobleechong
@bobleechong 2 дня назад
Olon fa avy adala iny eh
@christ87179
@christ87179 2 дня назад
Ampisehoy n'y vahoaka erantany koa ianao manger enculer
@christ87179
@christ87179 2 дня назад
Mangery
@christ87179
@christ87179 2 дня назад
Mangery au le te dire manger
@lantz-258
@lantz-258 2 дня назад
==> (!)
@NoroRazanadrasoa
@NoroRazanadrasoa 2 дня назад
Merci Koto
@MioraRakotoarijaona
@MioraRakotoarijaona 2 дня назад
Mianatra sy miketrika
@mercizadrytsarafatohizoren9995
Ato zay mahafaly ny totolo ny adro nareo makasitraka ❤
@tianasaib9003
@tianasaib9003 2 дня назад
Meme si ont est moche ont vois que sont cul et il reçoit de l'argent donc les Malgaches na plus besoin d'aller a l'école
@tianasaib9003
@tianasaib9003 2 дня назад
Bien dit ou mapady vody dia vita au lieu d'aller a lecole comme le big mj
@mraj2234
@mraj2234 3 дня назад
Ilaina ny mianatra satria raha miwerawera mahavita managona vola @ gony otran ry big mj ianao dia tsy maintsy mangataka service olona foana vao mahavita zavatra mila mampiasa intelligence, izany ary mbola supposena hoe olona tsy manambaka. dia nefa ny akamaroan'ny gasy milaza ho tafa (ireo mahangona vola @gony), izay ihany ny exploit vitany fa raha hiresaka domaine mila spécialité na expertise tsy misy azo raisina. Raha hamaha olana ohatra oe resaka énérgétique isika, izay mila ingénieurs sns, dia tsy misy atokona. Manarantiranty voiture d'occasion any an-dafy sy objet high tech amboarin'ny vahiny lava sisa no vitantsika mpanambola eto
@user-dq4ve4ho1p
@user-dq4ve4ho1p 3 дня назад
Marina zany
@loulettepauline4961
@loulettepauline4961 3 дня назад
Rankizy malagasy oh mianara taratasy vonjeo ny lakilasy ….tena marina ny teninao ❗️ oh 👍👍
@nalijaonatiana6071
@nalijaonatiana6071 3 дня назад
iza no tokon hovahana ikoto ve sa ingahy heritiana
@LiokaLioka-bj1xg
@LiokaLioka-bj1xg 3 дня назад
Samy mananja anilay inony de vita fa iza lo Koto no manery n'y olona tsihivavak Samy manana ny badony io
@andriatianaradanisoa94
@andriatianaradanisoa94 3 дня назад
Mba lazao moa hoe tsy ny gitara tendreko izany maneno izany fa mamitaka ny mpihaino😢
@rivoraza9227
@rivoraza9227 4 дня назад
TSY afaka @ ity koto ity, mihintsy ny fanambaniana ny olona tsy mitovy hevitra aminy. Lazainao indray fa tsy nahafantatra ny nidiran'ny kristianisma teto Madagascar ny mpino. Complexe d'ancien colonise révolte no manentana an'i Koto. Fa inona moa ry koto be saina no tsy nentin"ny vazaha teto amintsika; raha tsy hijery afatsy ny taranja nianarana fotsiny : math, physique, chimie...Fa angaha nisy avy @ ny razana ireo kanefa hianarana any an-tsekoly. Raha ny lafiny ara-panahy dia nino ny malagasy fa misy Zanahary namorona antsika. Ny olana dia tsy misy fantatra izay momba afatsy ny hoe namorona ny malagasy fa tsy fantatra izay tanjony. Fantatra fa mahita izay miseho eto amboniny tany fotsiny izy. Tsy mba tahaka izany ny momba an'Andriamanitry ny kristianina satria voarakitra ao anaty Baiboly avokoa ny momba azy, ny namoronany ny olombelona, ny planin'ny famonjena rehefa lavo ny olombena. Tsy ny vazaha izay tsikerain'i Koto ny mpino no namorona ny fivavahana kristiana fa ny zanak'Israely izay nomen'Andriamanitra ny teniny no nandrakitra ireo tao anty Baiboly. Ny vazaha noho ny fahaizany ny imprimerie no nanonta ny Soratra Masina ary nana-paritaka azy eran-tany fa tsy ny teto Madagascar itery. Ka fenoy kely ny fahaiza mamakafakanao fa tsy ny frantsay no namorona ny religion chrétienne fa Jesosy Kristy niaraka t@ ireo mpianany 12 lahy voalohany.oh Fantatro Andriamanitra @ alalan'ny baiboly ny Andriamanitra hinoako, fantatro ny antony namoronany ahy, fantatro ny antom-pisiako eto an-tany fa tsy voafetra @ 70 na 80 taona fotsiny toy ny finoan'ny athée. Finoana io,, tsy hanetena ny olona fa safidy malalaka. Ary , tsy olona tsy nianatra ihany no nisafidy ho krstianina, fa ao @ fiangonako dia misy ingénieur, dokotera, banquier, scientifique....Olona nisaina ireo vao nanao ny safidiiny angamba. Izay dia safy citoyen ny firenena hitoeranay no kristianina ; omenay an'i Cesar izay an'i Cesar izay azy - impot, adidy @ fiaraha-monina... ary an'Andriamanira izay Azy, tsy misy hidiran'i Koto.
@lolanagel6103
@lolanagel6103 4 дня назад
Na ny mihaino ab' ireo aza ry Koto, managintohina,
@Ratita678
@Ratita678 4 дня назад
Izao ilay antsoina hoe manala azy ! Tohizo matetika fa tsy ratsy e !!!
@niainarand3950
@niainarand3950 4 дня назад
Miala tiny Koto, ny problème dia tsy ny baiboly fa ny « réligion » na foto-pivavahana (na catholique , na protestant, na évangélique, na adventiste na fivavahana Milaza azy ho Kristina) nefa mangoron-karena sy manaraoraotra sy manao chantage ny mpino. Ny Malagasy di mpino an’izany Zanahary talohan’ny niavin’ny fivavahana kristiana. Mitovy he vitra Aminao mikasika an’ ireo mpitondra fivavahana rehetra ao Madagasikara ireo. Ny ministra ny fitsarana gasy mpivavaka nefa manao izay kolikoly sy tsy fahamarinana mambotry ny Malagasy sy ny firenena. Zamora afaka manao débat aminao Koto fa privée. Misaotra no honey ha farta hampifoha ireo Malagasy
@MioraRakotoarijaona
@MioraRakotoarijaona 4 дня назад
Mamalana an
@hafarorecworld8392
@hafarorecworld8392 4 дня назад
Fa ny gasy koa anie manan-tsafidy e. Fa ilay philosophie-n'ilay fivavahana mihintsy no mety amin'ny toe-tsainy malagasy. Mitovy amin'ny fifidianana ihany io. AREMA - TIM - TGV... sy mbola hiova ho avy eo. Taloha izao ny catholique sy ny protestant zao no finoana betsaka teto Madagascar nefa amin'izao efa betsaka ny miova midika izany fa efa manombola misafidy. Fa ilay fivoarana no somary tsy zakan'ny malagasy satria te ho vazahavazaha fiaina izy satria izay ilay atao hoe mandroso ka rehefa mandroso dia miala amin'ny fiainana sy toe-tsaina ambanivohitra noho izany miala fombafomba. Fa ny malagasy mila mino zavatra, tsy mety amin'ny ny Hindouisme, tsy mety amin'ny bouddhisme, ny islam zao no mety aminy fa manakaikikaiky ny afrika ny arabo moa fototra amin'ny kristianisma.
@RAKOTONAIVOANDONIAINA
@RAKOTONAIVOANDONIAINA 4 дня назад
Diso be ianao ry Koto amlay eritreritra we ny Christianisme no mahatonga lay toetra ratsy sy faharatsiana eto Madagascar. Ianao ihany no niteny fa Jesosy nanasitrana andro sabata. Ny hakamoana no fototry ny fahantrana ny gasy. Ny tena Kristianina dia olona miasa ary tena miasa. Ny hakamoana no base ny fahantrana eto Madagascar point. Tsy misy idiran'ny finoana zany. 😅
@jeanpatrickrandrianirina4220
@jeanpatrickrandrianirina4220 4 дня назад
Ty Ranga teny Betsileo tena tsisy renintsoratra fa miteny: Kotyo,Aia i aia? valiny: ioio i aoeo io
@noaxpixfull7880
@noaxpixfull7880 4 дня назад
Amiko n'y fivavahana no fanompantsampy
@ezechielrasi7672
@ezechielrasi7672 4 дня назад
je te demande toujours , est ce que le Dieu de tes ancêtres expie nos fautes , extirpe nos transgressions dans le coeur ? t as toujours pas répondu
@rojonambininafidisoaandria3724
Ialahy Lekoto rehefa tsy mino an'Andriamanitra fa aza manaratsy sy manakihana! Tsoroko ala Lekoto fa anisany nampivoatra ny fiainako ny fivavahana ,nampahiratsaina ahy sy nampahedry ahy ary nazahoako asa tsara
@firangodenis7618
@firangodenis7618 4 дня назад
oui KOTO , Sipa betsaka noho Bandy , satria na-ni pianatra any @Kilasy segondaire efa tafiditra@zany , oui , lasa fenomene le zavatra satria le temps change na koa mivoatra angamba ny ( fiainana ) taloha , mihina in 3 isan'Andro @papa sy maman de ampy zay , même pas argent de poche ( moi/ autres ) @izeo tsizany intsony , na havita fianarana aza anao eto , tu va faire quoi , hany ka mirenireny ny Olona , tsy manome rariny zaho fa mitantara , tsy tratran'izany ny jeunes en france satria , @Kilasy de ( 6 em ) efa mandray Bourses ny pianatra , afaka mividy ( iPhone ) tsara B , ka io KOTO , mi-ha-pure fona io raha mbola io fona ny situation ny Madagascar ( economie ) fa aza-gaga anao havako. 8:05
@tokilalainarandriamifidy6578
@tokilalainarandriamifidy6578 4 дня назад
😂😂😂😂😂
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 4 дня назад
ny fivavahana malemy no mila mitori (mila propagation), manao forcing s mila vavolombelona/ Témoignage (mila oe efa tanteraka ny volazan Prophétie), ny mahery tsy mila an zany , tsy mila toriana. Misaotra Kota a👍 , marina ny voalazanao momba ny Comores sy Inde zany (za @zao aty Inde)
@kristakristiaoe2354
@kristakristiaoe2354 4 дня назад
Sao dia diso fahavalo ary ianao ry Koto. Afangaronao ny mpamono olona sy ny kristiana. Ianao ve mihevitra fa talohan' ny ny nidiran' ny fivavahana kristiana dia tsy nisy ny faharatsiana fa samy anjely avokoa ny olona rehetra fa ny kristiana no namorona ny vonoan' olona, ny fijangajangana sy ny halatra? Amiko amin' ny fiarahamonina rehetra na Kristiana na jentilisa, dia samy misy olom-banona ary misy olon-dratsy. Raha hitarika izany dekristianizationa izany hianao dia hiala maina. Ianao ve hihoatra ny Kaisara Romana Neron sy Diocletien izay nanjedaka ny kristiana an' arivony fa tsy nahovoka sa ianao mihoatra ny filozofa Karl Marx sy Nietsche izay namongotra ny Kristianisma fa reraka fotsiny. Efa ho 2000 taona no nisian' ny fivavahana Kristiana eto antany ka tsy hoazonao ravana mihitsy. Ny mampahantra ny gasy dia ireo vahiny mpandraharaha, ny arabo silamo, ny karana hindoista sy ny sinoa bodista izay mibodo ny harena eto Madagasikara ary manao saribakoly ny mpitondra ka ireo no tokony hiadianao.
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 4 дня назад
malemy zany ny Kristianina sy ny fivavahany manoloana ny arabo silamo + karana hindoista + sinoa bodista mato mbola mahantra fona n mada
@hilarionrandria9164
@hilarionrandria9164 4 дня назад
Hombako manana 🙏
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ 4 дня назад
😍
@mamydonne248
@mamydonne248 5 дней назад
Fa zao kosa aloha : Iombonako hevitra amin'i Mr KOTO fa tsy izay rehetra manana "doctorat en Théologie" dia masina sy marina dahiolo. Sady ny toriteny tsy atao hiresahana olona na hiresahana vola aman-karena???? Fa hitadiavana ny fiainana ankoatra izao hitantsika izao
@mamydonne248
@mamydonne248 5 дней назад
fa zao,kosa Mr ann ! " MAMALY" no sens an'ity "interventuion" ataonao ity hihii
@mamydonne248
@mamydonne248 5 дней назад
Mankasitraka anao Mr Koto @ analyse sy famotsipotsirana ny réalité , surtout ny situation réelle iainana eto Mada du côté physique . Ombako manana ny filazana ny zavamisy . Fa iangaviako ianao mba tsy hanao kitapo iray kosa ny atao hoe "christianisme" na " christianiste" ngamba marimarina kokoa satria maro lafy be ny anaram-piangonana. Asaiko ianao itady sy hikatsaka fa misy TENA MARINA ireo . Tsy araka ny fijerintsika olombelona sy fanadihadiana araka ny faharanitan-tsaintsika .. Fa araka ny tena izy. Misaotra betsaka sady mankasitraka
@JeandeDieuRANAIVOSOA
@JeandeDieuRANAIVOSOA 5 дней назад
Midira ianao Mp raha tinao ny tena marina momba izany fivavahana Kristiana izany fa ny hifandahatra eto aloha tsy mety. Mp @ Fb no tiko resahana.