Тёмный

VALIN’NY VIDÉO IZAY NATAON’i TSIRESY : FANTARO ALOHA NY MOMBA AHY VAO MITENY ... 

Koto
Подписаться 4,9 тыс.
Просмотров 4,8 тыс.
50% 1

Humour iny video nataoko iny ry Tsiresy milaza manampahaizana nefa 1er degré mba takan'ny atidohany .
Ny olona any avaratra nefa nihomehy daholo ...
Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
Facebook : www.facebook.c...

Опубликовано:

 

15 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 34   
@mikal7487
@mikal7487 Месяц назад
Bien dit cher ami ! 👍
@volahantasolofoharimanga7885
@volahantasolofoharimanga7885 Месяц назад
Bravo Koto...pour une fois je suis d’accord avec toi
@henrietteursula3008
@henrietteursula3008 Месяц назад
Fihantsiana ady amy tavaratra ireny nataonao ireny tsy mety na inona na inona lazainao koto
@MarcRAKOTONANDRIANINA-o4b
@MarcRAKOTONANDRIANINA-o4b 28 дней назад
Koto directe v mi geré ity compte RU-vid ty
@JamesWilliam-y3l
@JamesWilliam-y3l Месяц назад
Mapme be ny olona koto ah, misy ny intelligent ary instruit en même temps ary misy koa hiiii azafady an, ils ont poursuivi des études mais ils ont jamais attrapé, betsaka koa simple d'esprit ry koto a
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 Месяц назад
Hainao Koto, koa viavy nagnasaha anao lenamboa igny, lenamboatingy izy, koa lelahy nagnasaha igny, lebamboavôto izy, valiny kekitry rangotro, koa izy magnasaha, hasahaigny koa valiny. Koa izy tsy faly ry Koto aminy volagna zegny, mandihana izy Nosy Faly. 😂😂😂😂😂😂
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 Месяц назад
Fanaoko zahay baka Avaratra fo volagnanao igny Koto ô 😂😂😂😂😂
@JinneyRollinRATSIRINDRAINY-b9o
@JinneyRollinRATSIRINDRAINY-b9o 27 дней назад
Misy marina kosa teninao e
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 Месяц назад
Magnano mbola tsara atsika Malagasy jiaby ! Zah boaka Avaratra ! Tsy hagnampy i Koto no haviako eto , ary samy tiako areo jiaby na avy aiza , na avy aiza ! I Koto dia 100% marigny ! Tegna magnamarigny ny habadoagnan- tsika avy Avaratra ilay vendragna jiaby ! Bravo Koto , fa ilay vendragna ndreky tsy hikorogny ! Bonne chance atsika Malagasy jiaby !
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 Месяц назад
Hallo Koto , nitokiky maré zah niitadregny anao t@ fomba fikoragnana Avaratra ! Tegna nahay anao , ary na ata zah boaka Avaratra tsy mahay haraha igny ! Mbo hainy la olo ty ma, firy ny fomba fikoragnana avy Avaratra ? Mbola fikoragnana araiky fô izy nataon' i Koto igny ! Aza mora miakatra atsika avy Avaratra , fa izay mandray sangisangy kara igny lasagna meloko no tompony havendragnana ! Marigny loatra raha koragnin' i Koto , fa sarotra ny magnitsy atsika vendragna reto ! Ary io fagnahy tsy mety mahay mandinin- tsika io no maha- tonga atsika Malagasy mahay mahantra saigny ! Tsy iMadagaskar no mahantra , fa atsika ilay olombelogno agnaboby no mahantra saingy sy vatagna ! Kay , aza mora meloko lahaby ay , fa @ nakahy maha- botrabotra na sahain'olo! Bonne chance olo jiaby !
@veroniqueguyral9727
@veroniqueguyral9727 29 дней назад
Zah maloha avy avaratra fa koragnanikoto Igny tsimavignitry zah satria haiko tsimandeha aminah Ilay teny karah ireo vazah aby Io koa mikoragna tsimanano anao tsimaintsy magnano vous fo
@ANISSAAugustine
@ANISSAAugustine Месяц назад
Aza minehaneha @ teny tsy fantatrao Kotoôôô ! Rahataonao io miteraka adim-poko ANARÔ zegny anao na tsy mahay tenim-paritra mba tokony hainao fa ANARÔ zegny dia anareo ny dikany,ary io koa no mamaritra ny hoe : Ny rehetra mipetraka amin'io toerana io. Anao dray lasa poerapoera eto,sady mpanopa.
@MartialRazafindrabe-zi2jr
@MartialRazafindrabe-zi2jr Месяц назад
Ny vatanao no any an_Andafy fa ny fonao aty. Dago.milay eh
@roselinebrunner4078
@roselinebrunner4078 Месяц назад
Koto amiko ano mety miteny NY olo avaratra tsy maninona fa ano nanasaha zahay ao misy olobenay manaja NY tenany tsy navahano , tsisy misy votoatiny raha jiaby volagninareo
@BILLETMarieAnnick
@BILLETMarieAnnick Месяц назад
Anao mitady ady anao , fanoko anao eky, raha tadiavinao ke ok,
@hanitranil4489
@hanitranil4489 Месяц назад
Babakoto tay be raha hiady aman'olona, sy manaratsy, tsy azo kanina nefa manakiana fotsiny no ataony eto. Matatesa ry anina a!!!
@KsaKaa-p2i
@KsaKaa-p2i Месяц назад
Ana kony koto tss ologno ataona ty mahay raha tss ologno tsy bado @ na, ary ana @ zay video ataonolo momba ana tsy maintsy mml fogna ana koto zainy ny atao hoe manampahaizana
@bijouraza4254
@bijouraza4254 Месяц назад
alefaso debat en direct zay manaiky eh kkkkk fa otrany tsy hita laotra efa manao video interposé !!!
@Smymahl
@Smymahl Месяц назад
😅😅😅Yhicommente tampoka za ,nanengan le tsiresy fa adinon i tsiresy nga le vevav nampitapy an i Koto iny avy any avaratra iny,Sady nampiesona azy iny 😂😂😂kay EFA niteraka Sady Mbola nololon Ilay rainjanany h@ farany i Koto ka nanao divorce farany donc mahay teny avy any avaratra i Koto fa EFA betsaka n'y sipany s'y vadiny avy any fa oui marina n'y azy MBA manaova aloha recherche fa TS ampy andihizan i Koto e! Ts manaiky ho matoy lahy 😂👍😁👏👏👏
@user-rd1hp8ot7o
@user-rd1hp8ot7o Месяц назад
Koto v manam-pahaizana no iny rangah iny ko e...milaza intelligent enao nefana enao aza zero b n hevtrareo ....ka refa ts hainao le tenan olona d aza miteny kosa e
@chacazoulou6694
@chacazoulou6694 Месяц назад
Koto tu es con
@ramarokotochristian6177
@ramarokotochristian6177 Месяц назад
Vao teo ampijerena an'iny mihitsy zah teo, leo be zah fa vao tonga teo @ i fitanisany an'-dry Patric sns dia kivy aho.
@user-xx7qc4wh7s
@user-xx7qc4wh7s Месяц назад
Faly manakihana fa tsy mahazaka kihaniny Aza mba tia hady ry koto aaa
@pavo4160-q8q
@pavo4160-q8q Месяц назад
zahay efa zatra ambanianao koto hein, kkkk iza indray no manaraka anaty liste -nao ao koto ah, miandry ny ambany tanàna eh zahay gasy 20millions sy niveau T1 reto tsy manakolazaina fa mijery spectacle fotsiny, kkkkkkk
@marie-angechevalier420
@marie-angechevalier420 Месяц назад
Mba teneno eto amanay eto direct ny tena asa n'importe koto fa tsy mila reportage zany , raha tena milay ialah ry Koto
@Smymahl
@Smymahl Месяц назад
Nozappeko iny vidéo iny fa n'a le fiteny nampesaina aza tode tsy tiko b mihaino an i Koto😂fa eto za hihaino fotsiny fa ts hicommente akory
@dimbinialarakotomalala210
@dimbinialarakotomalala210 Месяц назад
Mba tiko lesy Koto ra mba mamaly juste phrase ray elah amty coms atoko ty. Refa mivovo boby nefa izy efa fantatrao fa boby inona mo no tokony mbola hamalina na anovana fihetsika manolona an’i boby, tena mbola hivovo 2x boby fa ra jerenao fotsiny boby mangina izy avy eo,
@rafelyjean2249
@rafelyjean2249 Месяц назад
Direktora anie mamafa gabone wc aty allemagne aloha no Hitako, manampy ny mpiasa, Direktora mitazona bar, Asa rehetra io Dia ataony daholo
@SimonRalambo
@SimonRalambo Месяц назад
Aza rarahina zany e.salegy ihany n'y ainy sisony
@user-rd1hp8ot7o
@user-rd1hp8ot7o Месяц назад
Enao v d mba hanaiky diso e...ts hanaiky diso mits enao ..jamais ar normal satria caracteren olona ts nianatra zan..ar mbola caracteren olona antipathique sy complexé ar olona mytho
@anniearinoromarcelline6798
@anniearinoromarcelline6798 Месяц назад
Asaivo anontaniana I Tsiresy rah mahay miteny tandroy Rajoelina
@ramarokotochristian6177
@ramarokotochristian6177 Месяц назад
😂😂😂😂
@lydiarabarijaona6122
@lydiarabarijaona6122 Месяц назад
❤❤❤❤😂
@anniearinoromarcelline6798
@anniearinoromarcelline6798 Месяц назад
Zay le bengy koto aa,bengeo mintsy
Далее
ДОМИК ДЛЯ БЕРЕМЕННОЙ БЕЛКИ #cat
00:38
Mini bag sealer
00:58
Просмотров 3,4 млн
Best Of Torak'Hehy
22:10
Просмотров 17 тыс.
RESAKA Aaron en Parle ...
20:05
Просмотров 6 тыс.
RESAKA FIATSARAMBELATSIHY : MERINA vs CÔTIER ...
10:03
IMASO IMASO DU 18 AOUT 2024 BY KOLO TV
54:17
Просмотров 14 тыс.
ДОМИК ДЛЯ БЕРЕМЕННОЙ БЕЛКИ #cat
00:38