Тёмный
IVENCO COMPANY
IVENCO COMPANY
IVENCO COMPANY
Подписаться
TGC - Ny Fanatrehanao
4:47
Год назад
Colombes - Tokam-Po
4:11
Год назад
COLOMBES feat KEN - Tia
5:20
Год назад
MIRADO - Hainao (Acoustic)
3:48
2 года назад
TGC - Tsara Loatra
4:23
3 года назад
IVENCO - Broadcast
0:31
3 года назад
MAGE 4 - Ny Teninao (Live)
3:38
3 года назад
AMBOARA - Mandehana [Lyrics Video]
4:37
3 года назад
AMBOARA - Mandehana [Audio]
4:37
3 года назад
Комментарии
@MarosandratanajosephRakotoniri
@MarosandratanajosephRakotoniri 3 часа назад
Lay Mag 4 mihitsy tsara tsy misy Adi hevitra
@MarosandratanajosephRakotoniri
@MarosandratanajosephRakotoniri 3 часа назад
Félicitations Njava & Ken
@JedidiahRaharimalala
@JedidiahRaharimalala 23 часа назад
Tsy afaka ambava mihitsy ty hira ty🥰🙏🏻tsara loatra
@sitrackarak5952
@sitrackarak5952 2 дня назад
Tsy nieritreretako hoe toy izao ny fivokany. Mipetraka foana ny Mage 4
@hasinarivosahobiniainarako890
@hasinarivosahobiniainarako890 3 дня назад
Tena tsara 😍😍
@tsoaraharinivo3661
@tsoaraharinivo3661 5 дней назад
Babo foana ❤🥰❤️Tena Kanto loatra 🥰🎶🎼🥰
@RamamonjisoaTsilavinaKatoniain
@RamamonjisoaTsilavinaKatoniain 6 дней назад
Mankasitraka tarika Zay❤❤❤❤
@RamamonjisoaTsilavinaKatoniain
@RamamonjisoaTsilavinaKatoniain 6 дней назад
Mankasitraka tarika Zay❤❤❤❤
@VolatianaChrist-oy4pp
@VolatianaChrist-oy4pp 6 дней назад
Tsara loatra le hira nareo❤❤❤🎉🎉🎉🎉🎉
@rafgauhier5762
@rafgauhier5762 6 дней назад
Tsara be ny mélodie an'ilay hira, mankasitraka nizara e!
@MiantsaRamanampiaro
@MiantsaRamanampiaro 9 дней назад
<3
@rarivomananamahandry4283
@rarivomananamahandry4283 10 дней назад
Miandry ilay karaoké original svp fa mba efa un ans zay😍🥰
@SandyRandrianomenjanahary
@SandyRandrianomenjanahary 12 дней назад
tsara ❤
@SandyRandrianomenjanahary
@SandyRandrianomenjanahary 12 дней назад
tsara ❤
@SandyRandrianomenjanahary
@SandyRandrianomenjanahary 12 дней назад
tsara ❤
@SandrinahRanarivola-o6w
@SandrinahRanarivola-o6w 14 дней назад
Tence mena
@razanadrasoanynjato7342
@razanadrasoanynjato7342 15 дней назад
❤️❤️❤️
@user-od8wf7em9m
@user-od8wf7em9m 15 дней назад
🥰🥰
@joelpatricksolofoniaina6488
@joelpatricksolofoniaina6488 16 дней назад
Ity Hira ity no namoha ahy vao androany maraina. Tsy fihainoako ilay Hira nefa niredona tao amin'ny fanahiko ny tonony, tsy nahita tory intsony fa nanana fifaliana sy fiadanana tsy hay tononina izany tao anatiko. Niavaka mihintsy ny fiarahako tamin'ny Tompo androany maraina. Tena tsara ny fanatrehaNy 😊
@ainasoanandri7440
@ainasoanandri7440 16 дней назад
Aiza kay mety ahitana Play back 😁
@AndouSou-ek8kx
@AndouSou-ek8kx 20 дней назад
❤❤❤❤
@AndouSou-ek8kx
@AndouSou-ek8kx 20 дней назад
❤❤❤ 'Zay forever🫶
@user-mh2jw3hy9k
@user-mh2jw3hy9k 20 дней назад
tsara 💕....ity ve izany no tohin'ilay "tsy ho avy intsony"🤦‍♂🤦‍♂??? ilay figurant matsy mitovy,
@user-sw3yh3cp4o
@user-sw3yh3cp4o 20 дней назад
Misaotra ❤❤❤
@user-lg4qg1zw8j
@user-lg4qg1zw8j 21 день назад
Tena mbola hafa ihany, mampatsiahy hatrany le gadon kira, tohizo fa tena milay be
@MaholyAriniaina
@MaholyAriniaina 21 день назад
❤❤❤ Tsisy ambara fa tena tsara tsara tsara 🤘💝
@andriamihajacathucia2984
@andriamihajacathucia2984 21 день назад
Somary malahelo kely an'ilay vocal an Mika Mirary soa hatrany ny tarika
@andriamihajacathucia2984
@andriamihajacathucia2984 21 день назад
Mage4 hatramin'ny farany 🤘
@RinaMaminiaina
@RinaMaminiaina 22 дня назад
Juin 2024 mbola mihaino❤
@ravakar.1200
@ravakar.1200 22 дня назад
🥰♥♥♥
@hajaniainaandrianavalona8108
@hajaniainaandrianavalona8108 23 дня назад
Mlay be lay style sy ny hira 👏👏
@arisonharijaona2670
@arisonharijaona2670 23 дня назад
mbola eo foana izy ireo!!
@manitramasontsika
@manitramasontsika 23 дня назад
mamy e....
@miorasariakaraveloson980
@miorasariakaraveloson980 25 дней назад
❤❤❤
@FrancescaRakotozanany-nq8vw
@FrancescaRakotozanany-nq8vw 25 дней назад
Ndryh❤tiko b ty hira Ty😭❤
@rakotomamonjypaulmazoto7881
@rakotomamonjypaulmazoto7881 26 дней назад
P
@HolyArijaona
@HolyArijaona 27 дней назад
♥️♥️♥️
@HolyArijaona
@HolyArijaona 27 дней назад
🥺♥️♥️♥️
@HolyArijaona
@HolyArijaona 27 дней назад
🥺♥️♥️♥️
@HolyArijaona
@HolyArijaona 27 дней назад
🥺♥️♥️♥️
@fanomezantsoamioraniainara3527
@fanomezantsoamioraniainara3527 28 дней назад
Ilay feon'i Naryyyy😍😍😭😭😭
@user-ec9od8hs8o
@user-ec9od8hs8o 28 дней назад
Makasitraka, mpajafy hatraminy farany
@YuLyricist
@YuLyricist 28 дней назад
Lyrics/Tononkira : ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-LeUjOi_ZVx8.htmlsi=vyYTJ9X5dCTsoOxU
@andrianalarajaonhardy4678
@andrianalarajaonhardy4678 28 дней назад
Tsara. Tsy very ilay loko. Mankalaza be.
@maminirinaraharidina1064
@maminirinaraharidina1064 28 дней назад
Ny instrumental ity no tiako, fa ny vocal sy ilay clip tena mbola ilay version taloha no mety amiko
@andrianjakarazafindralambo5830
@andrianjakarazafindralambo5830 28 дней назад
Miverina indray ny fahiny e.
@priscaraveronirina3020
@priscaraveronirina3020 29 дней назад
Tsara loatra❤
@ericrandrianarivelo4817
@ericrandrianarivelo4817 29 дней назад
Kanto loatra ❤
@iandyhariseheno8952
@iandyhariseheno8952 29 дней назад
Hafa foana ny tarika 'Zay ❤️❤️❤️
@rakotondrazakamiorahaingof3893
@rakotondrazakamiorahaingof3893 29 дней назад
❤❤❤