Тёмный

AMBOARA - Mandehana [Lyrics Video] 

IVENCO COMPANY
Подписаться 10 тыс.
Просмотров 3,6 тыс.
50% 1

"MANDEHANA" par AMBOARA, Août 2020.
Production: IVENCO
Auteur - Compositeur : Rindra Ramili.
Soundcloud : / amboara-mandehana
Lyrics : "MANDEHANA"
Lasa ilay fitia
Nofinofy hatrizay
Ilay tsikinao niova toeran-kafa indray
Ilay toky noentinao
Hirahira fahiny
Nivadika tomany ilay fo tsy manan-tsiny
Tantiko foana raha izay no teninao
Marary ny saina ka tsy hita izay atao
Mandehana raha izay no tianao
Fa ny aty tsy mitana izay tsy tia
Ny ao am-po tsy hahay ny hangina
Fa na levona aza vao maika mitsiry
Mbola manantena hasambarana vao
Nefa izaho aty manembona anao
Mandehana raha izay no tianao
Fa ny aty tsy mitana izay tsy tia
Ny ao am-po tsy hahay ny hangina
Fa na levona aza vao maika mitsiry
Izany angamba no lahatra sy anjara
Ka aoka hipetraka, hiraikitra ho tantara
Ny ao am-po tsy hahay ny hangina
Fa na levona aza vao maika mitsiry

Видеоклипы

Опубликовано:

 

31 авг 2020

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 3   
@herynambinintsoarahajarive4205
Tena Milay ilay vazo eh!! en boucle kely aloha
@diaryfifalianarakotoharima2822
Lasa tato kai David's tam Mage 4
@naxstenoh5218
@naxstenoh5218 2 года назад
Lasa tiko le Metal leeee😁
Далее
Fahatsiarovana - AMBOARA - Lyrics video
5:16
AMBOARA - Mandehana [Audio]
4:37
Просмотров 2,2 тыс.
DILLIE (mandehana-raha mbola hiverina-tsy irery ianao)
13:08
Ambondrombe sy ny zavamiafiny
22:06
Просмотров 29 тыс.
WARRENN - IARETAKO (Clip Officiel)
4:00
Просмотров 11 тыс.
AMBOARA - Ianao Irery
4:26
Просмотров 8 тыс.
AMBOARA  LIVE AT IFM
5:22
Просмотров 520
ALKINIAH - Setrin'ny fahotana (OFFICIAL VIDEO)
4:22
Просмотров 36 тыс.
DILLIE Mandehana
4:32
Просмотров 7 тыс.
AMBOARA ANJARA
3:14
Просмотров 72
Ambondrona   Aleo aloha   Lyrics
4:28
Просмотров 9 тыс.
UZmir & Mira - Ey yor (MooD video)
2:52
Просмотров 970 тыс.
Tamiga & 2Bad - Tell Me | Official Video Extended
4:45
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 130 тыс.
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
Просмотров 56 млн
MACAN, A.V.G - Привыкаю
2:55
Просмотров 400 тыс.