Тёмный
Nat Moozika
Nat Moozika
Nat Moozika
Подписаться
MamyChel -  Zava misy
3:00
9 лет назад
Tselatra - Malahelo
5:37
10 лет назад
Nono - Fony Mbola zaza
3:06
10 лет назад
Nono - Miaka Midina
4:14
10 лет назад
Nono - Bedy Foana
3:09
10 лет назад
Nono - Divaorsa
4:33
10 лет назад
Kilowatt - Ataoko Lavitra
5:13
11 лет назад
Da Hopp - Masoandro doro
5:20
11 лет назад
North and Center - Miverena Ianao
5:28
11 лет назад
Tiana - Toamasina
2:59
11 лет назад
Tiana -  Veloma
3:56
11 лет назад
North & Center - Magnigny
5:50
11 лет назад
Diosezy - Komandona
5:03
11 лет назад
Red Metal - Iray Kilasy
4:49
11 лет назад
Poopy - Miverena
6:16
11 лет назад
Tarika Johary - Dify
3:42
11 лет назад
Samoela - New Babylone
4:26
11 лет назад
Tarika Johary - Trio
3:30
11 лет назад
Raboussa - Azafady
5:25
11 лет назад
Ho anao - Tosy ( pazzapa 2)
5:35
11 лет назад
Ho Iray - Haja & Hery ( Pazzapa 3)
3:50
11 лет назад
Marion & Tosy - Tonga dia lazao
4:42
11 лет назад
Комментарии
@rakotomananasolofoniainari9237
@rakotomananasolofoniainari9237 8 дней назад
MBOLA MISY MIHAINO VE @ZAO 2024 ZAO
@HagamamyTahianaDAFY
@HagamamyTahianaDAFY 13 дней назад
2024 mbola ato ô! 👍
@rija612
@rija612 14 дней назад
ireo zanako ny nampalahelo ahy noho ny adalan'ny reniny nangataka hisaraka nefa olona niadana sy tsy nisy naha ory fa sodoka ny hafa tany nefa nidona taminy rindrina aty aoriana vao manenina hoe ndao hifamerina fa ampy ahy izay ... mafy ny netiko noho ny fitiavako ny zanako fa ampy ahy izay ny fiainako efa milamina izao ary ny ataoko dia izay ha tafita ny zanako ... ho anareo aty aoriana dia eritrereto tsara ny atao fa aza tia tena fa ny zanaka no mijaly
@ainanickandrianony4880
@ainanickandrianony4880 15 дней назад
2024 mbola mihaino fona
@jeanwilly7810
@jeanwilly7810 24 дня назад
Big UP Jim'da
@vlogmadagascar
@vlogmadagascar 29 дней назад
tiako loatra ity hira ity. tian'ny Dadako koa izy io. feno dia feno ny voalazan'ny tonony. hoan'Andriamanitra irery ny voninahitra
@moonwave1018
@moonwave1018 Месяц назад
18/septembre/2024 mama ilay hira ny tany nievina ( tsy my concerna anle génération tato ato arina ato zay ) ny foa ny gasikara atsizay mamy le avant 2000 dia bsx be an'izay avant 2000 rehetra eh🎉🎉🎉🎉😊😊😊
@sabbyhaugustin
@sabbyhaugustin Месяц назад
😢😢😢
@vonializay
@vonializay Месяц назад
Dify izy e fa havoana maro isa tsy hitahita no manakona azy Any ambadika any fa tsy tazana fa takona ny sisa navelany ho anay Dia tanindrazana efa ngazana migaina, karakaina tsy antenaina ! ha ! Dezaka anie Fa ho todiko raha toa tsy atositosik’olona a ! Lavitra anie Fa ho todiko ny lalana na tsy hitako ny aleha ! Na dia mafy aza e Hikipiako, tsy hatoriako sy hikirizako ary hamoizako izay tiako Fa raha sendra ka mandalo ny olona Zay toa vavana sy be monomonona Hivorivory sy hikononkonona Hitetik’ady sy mipaika vonona Dezaka anie Vao ho todiko raha toa tsy atositosik’olona a ! Dify izy e ... Dezaka anie ... Rehefa hita fa etsy aloha ny baolina a, Ento aho ray tongotro hanomoromorona Hanitsakitsaka, handia ny volana a, Hamirapiratra sy ho mamin’ny olona Faly aho leitsy Sendra namana sy tapaka hery be no indray nitana anah ka lasa aho Dezaka anie Fa ho todiko raha toa tsy atositosik’olona a ! Faly aho leitsy Sendra namana sy tapaka hery be no indray nitana anah...
@santatrarazafimalala1048
@santatrarazafimalala1048 Месяц назад
mlay b foana e..
@moonwave1018
@moonwave1018 Месяц назад
07/09/24 mbola eto fona eh efa plus de 20ans zay🎉🎉🎉
@randrianomeny
@randrianomeny Месяц назад
Tsaroanay tokoa izao Ny soa be noraisinay Tsy tapaka avy taminao Ry Andriananaharinay. Ny lasa hitodianay Dia mampiseho avokoa Ny tanam-pitiavana Nihahy sady nanasoa. Ka dia mba velomy re Aty anatinay ny fo Mahay misaotra Anao anie Ry Rainay be famindra-po --------
@PrincesseVeronique-jr9xi
@PrincesseVeronique-jr9xi Месяц назад
Tena narary be ny foko napihainoin’lay zanako anty hira ty,😢💔😥
@fanta6365
@fanta6365 Месяц назад
DE LA MERDE ,,,,,,,,àààà SFOFIbGObnPFGHNsOJKGH<SGBKJ SGDF X< G<X£ HWML%HWM%LDW<H£ %WD £+HWD =HDFW£ DHWF HWDTFR HWDTHWDT H
@Lovain-jafyAgency-ml7pt
@Lovain-jafyAgency-ml7pt Месяц назад
😢😢
@ramarosandyabrahamprince8341
@ramarosandyabrahamprince8341 Месяц назад
Zandry kely generation aty aoriana ah fa reveko. Enoko foana tam fahazazako fa zay vao aiko hoe an’izala zany.
@domoinarabe
@domoinarabe Месяц назад
tsara loatra ity hira ity. taloha ny mozika tena hafa mihitsy
@TonnyManantena
@TonnyManantena 2 месяца назад
septembre 2024🥰
@Bad-hooda
@Bad-hooda 2 месяца назад
Mifanojo Mifampijery fôna Ny maso tsika roa ah Tô tsy eno izay laizain Ny papianatra Fa variana tsika ah Mifanojo Mifampijery fôna Ny maso tsika roa ah Tô tsy eno izay laizain Ny papianatra Fa variana tsika ah Ray kilasy mantsy Tsika roa mifankaita Isa-nadro isa-nandro Tsy andry fôna Ny andro maraina Ahitana anao Ao andakilasy ah Ray kilasy mantsy Tsika roa mifankaita Isa-nadro isa-nandro Tsy andry fôna Ny andro maraina Ahitana anao Ao andakilasy ah .... Pont Tô tsy arako Ny dika lesona Mbola misy tsy voaray..iii Variana lôtra Ny mandinika anao Ka najary tsy nahay..iii Tô tsy arako Ny dika lesona Mbola misy tsy voaray..iii Variana lôtra Ny mandinika anao Ka nanjary tsy nahay ...iii Ray kilasy mantsy Tsika roa mifankaita Isa-nadro isa-nandro Tsy andry fôna Ny andro maraina Ahitana anao Ao andakilasy ah Ray kilasy mantsy Tsika roa mifankaita Isa-nadro isa-nandro Tsy andry fôna Ny andro maraina Ahitana anao Ao andakilasy ah Outro......
@onjaniainaRafetiarison-f1b
@onjaniainaRafetiarison-f1b 2 месяца назад
2024 mbol mieno fone eee
@Dlisskpriss
@Dlisskpriss 2 месяца назад
Kalon’ny fahiny 😅❤
@jennyraharimalala3303
@jennyraharimalala3303 2 месяца назад
2024:ny lasa tsy fanadino
@MaminirinaRatolojanahary-x7b
@MaminirinaRatolojanahary-x7b 3 месяца назад
Yfujidf 😮xikfi
@Oxyhum
@Oxyhum 3 месяца назад
Merci beaucoup ❤❤❤❤
@sitrakapatrick5530
@sitrakapatrick5530 3 месяца назад
2024 lesy tsika mbola DIOSEZY foana 👊
@sitrakapatrick5530
@sitrakapatrick5530 3 месяца назад
2024 lesy tsika mbola makafy iany a!
@henintsoaramarokoto9657
@henintsoaramarokoto9657 3 месяца назад
Hatraty❤ hafa ihan e
@mahasoloandriamalala6034
@mahasoloandriamalala6034 3 месяца назад
Drii hira anisan tena nakafiziko tami zany
@sarinaandriamananantony
@sarinaandriamananantony 3 месяца назад
Ndriih hirako hatram kely hatramzao mbola milatsaka foana ny ranomasoko😢😢
@NomenaFT
@NomenaFT 4 месяца назад
2024 🔥....... Mbola makafy atrny
@TafitaRatic
@TafitaRatic 4 месяца назад
2024 ❤
@NambinintsoaHantatiana
@NambinintsoaHantatiana 4 месяца назад
❤❤❤ good🎉
@vatosoaranaivoson9169
@vatosoaranaivoson9169 4 месяца назад
Merci
@miarara4375
@miarara4375 5 месяцев назад
🔥
@rakotomananasolofoniainari9237
@rakotomananasolofoniainari9237 5 месяцев назад
tsy maintsy atao foana ty vazo ty taloha refa manao karaoke t@zany efa 10 ans passés
@RonaldRamanana
@RonaldRamanana 5 месяцев назад
Lyrics: Ou oh oh oh, oh oh oh ou ououououou ououou oh oh oh Hihira ho anao androany ry Ray Tomponay Hidera anao hatrany te-hamaly satria faly Niantso ianao ka namaly aho fa sitrapo ny ahy ny anaraka anao Hampiray indray ilay fo sy fanahy ho any aminao rahatrizaa..aay Hidera anao, Topi-maso ho anao ry ray ao ambony ao Hamelona indray ilay fitia izay maty tao aminay Ka hivavaka tokoa, tsy hanam-paharoa Ilay safidiko, Hidera anao, Topi-maso ho anao ry ray ao ambony ao Hamelona indray ilay fitia izay maty tao aminay Ka hivavaka tokoa, tsy hanam-paharoa Ilay safidikoooo Ho any Aminao oh oh oh oh oh oh Fa tiako ianao Oh oh oh oh Oh oh oh oh Yeah yeaaah Hihira ho anao androany ry Ray Tomponay Hidera anao hatrany te-hamaly satria faly Niantso ianao ka namaly aho fa sitrapo ny ahy ny anaraka anao Hampiray indray ilay fo sy fanahy ho any aminao rahatrizaa..aay Hidera anao, Topi-maso ho anao ry ray ao ambony ao Hamelona indray ilay fitia izay maty tao aminay Ka hivavaka tokoa, tsy hanam-paharoa Ilay safidiko, Hidera anao, Topi-maso ho anao ry ray ao ambony ao Hamelona indray ilay fitia izay maty tao aminay Ka hivavaka tokoa, tsy hanam-paharoa Ilay safidiko, Yeah yeah yeah yeah yeah Hidera anao, Topi-maso ho anao ry ray ao ambony ao Hamelona indray ilay fitia izay maty tao aminay Ka hivavaka tokoa, tsy hanam-paharoa Ilay safidiko, Hidera anao, Topi-maso ho anao ry ray ao ambony ao Hamelona indray ilay fitia izay maty tao aminay Ka hivavaka tokoa, tsy hanam-paharoa Ilay safidiko, Ho any Aminao oh oh oh oh oh oh oh Fa tiako Ianao oh oh oh oh oh oh
@randrihasina1417
@randrihasina1417 5 месяцев назад
Classe de seconde zah tamzany
@celinaonja3301
@celinaonja3301 5 месяцев назад
2024 ❤️❤️❤️Tosy milay b foana ndr
@designss1828
@designss1828 5 месяцев назад
Oi
@men-in-Geo
@men-in-Geo 5 месяцев назад
2024... mbola eny apototsofina foana 🖖👊
@jaonarasoarahona
@jaonarasoarahona 5 месяцев назад
Misaotra ray o❤
@NomenaLoic
@NomenaLoic 6 месяцев назад
GOAT
@salamasolofo
@salamasolofo 6 месяцев назад
Aminazy fô ziska zao
@FAN-bg1nq
@FAN-bg1nq 6 месяцев назад
2024 😁😁
@ainamirindraratovohery4679
@ainamirindraratovohery4679 6 месяцев назад
Ohatran ny vao omaly ranga le pazzapa le aza a
@TheGeorgette1954
@TheGeorgette1954 6 месяцев назад
Ohabolana 23❤️ AMEN🙏🙏🙏🙏
@ossaint915
@ossaint915 6 месяцев назад
2024 pory e Reveko pointsa🙏🏽👍
@styroigamx
@styroigamx 6 месяцев назад
ok
@evah_randrianotahiana
@evah_randrianotahiana 6 месяцев назад
2024 ity aho ❤
@TanglineCedieBruthot
@TanglineCedieBruthot 6 месяцев назад
tena tsara no nanaovan Hery sy Stan an ity hira ity
@MmA-p8z
@MmA-p8z 6 месяцев назад
2024❤❤❤❤ 2:01