Тёмный

Big Jim Dah - Sedra ( Version Original) 

Nat Moozika
Подписаться 3,6 тыс.
Просмотров 205 тыс.
50% 1

olo tsirairay on ts maits madalo sedra.....

Видеоклипы

Опубликовано:

 

1 фев 2013

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 92   
@user-kh2zq4ru2i
@user-kh2zq4ru2i 6 месяцев назад
Ayayayayaaaa.... 2024 ty mbola matsiro koa
@todisoaherinajanahay3383
@todisoaherinajanahay3383 5 лет назад
Iza no mbola miheno anitiy amizao 19 février 2019
@mahery2022
@mahery2022 Год назад
09/04/2023
@todisoarazafindrabekoto8429
@todisoarazafindrabekoto8429 7 лет назад
Ty ny tonony tena izy (bdb ny tsy mahay an'ilay partie misy an'i Jim Dah) . Nasiko traduction ihany izay tena teny mety tsy hoazon'ny kil (fiteny avy any majunga) fa ny ankamaroany ngamba mety azontsika ihany ny tiany ambara. Jeeday: -- Big Jim Dah: k'aza ilaoza zaho tsaiky ty ay La vie koa tsisy anao mampitsako mason-(t)ay Mahamay ma izaho tsaiky ty ha Iny lay tiako iny , lôso izy iny. ho aia nenty ma anô? Fitiavako ilay rose iny,fa izy, maventy, temby iny Tena tiako izy iny Yeah, fa motherfuck A.D.P.G love (Amboa Dia Pound Gang) Ha hahaha Ho ho Jim Dah ity masikiny fitia ---> masikiny = mahantra Ho ho Fitiavana eto D.O.G (cf: Big Amboa - fiantsoana an BJD hafa) Taratasy namenao zaho, taratasy mampitomany Taratasy manambara zaka tsy manjary Jeeday: --- Refrain: Big Jim Dah: Izaho, nampianatra anao A.B.C (Ambohipo Bordel City) Bokeo anao nameko fitia style A.D.P.G tsaiky ty ! f'anao kaia atà be taim-bava Fitiava io mbo misy ao, matoa anao be vava Heey kaiky tsaiky fadisoananao Ne anao mivola raha ty bôka @ babanao Anao , tsy ambelan'ny babanao mitia zaho Zaka karaha zany ndro mampi-bow wow wow anao mahay tsaiky, film izany efa itako Tadidio fa tsy anao raiky to ndro fa avy sipako Haiko anao fa famo be sitrapo Io fa haiko fa nanao zaho nila tsy ho afapo Tapaka jiaby faniria saika atao Ne zaho teo efa vono(na) hampiadana anao Ameko izay zaka (tsatsa)tsakarain'toi --> tsakaraina = tediavina Ambelako mamokatra ilay mini moi Refrain: Big Jim Dah: zaho Big Hero zaho malahelo Fa ilay fitiavanao fotaka teo zeo jikôlo ---> (jikolo = ratsy) ino moa ty moa ? Tabia anao ty oa !! -------> tabia = toetra Ilay hadrabana nataonao -------> hadrabana= havendranana Tsy nampoiziko atà haiko anao fa tia hainao izaho mbo tia Fa kaia afify zaho fitiavanao baby ------> kaia afify = aza afenina Mamonta! Ne izaho nanaja anao koa voa maika anao nifonta -----> (nifonta = nisary adala, nitapitapy) Adaladala izy ein!! Nenao tsaiky ambopo trop diso place Tsy tianao to ilay fontsika roa samby kiasy Ambelao any ma adiadintsika taloha Ambelao any fa andao tsika hisoma film hafa koa Fa anao koa tsy avy, izaho, manangy, tsy mitamby Ambelao any tsika mijano juste kamarady Bôka eo fa haiko tsara be anaty fonao ao Tianao tsy tianao , haiko anao mbô tia zaho Refrain: Jeeday: --- Big Jim Dah: Eoaa sabo anao mahay , renao zaka novolanin'i Jeeday ("sabo anao mahay" ===> "kopy enao") Zaka novolaniny teo Zaho mino anao any tonga saina eeh hatsapa tena, (ha)hay hanaja tena
@mikarazafindrakoto4162
@mikarazafindrakoto4162 5 лет назад
ny ahy io ihany n version aiko sy tiako @ sedra rehetra
@raherisonvonjy2717
@raherisonvonjy2717 5 лет назад
milay ee
@manitrarkt2319
@manitrarkt2319 5 лет назад
Mankasitrak @tonony e!!! :)
@valeriejulie4658
@valeriejulie4658 4 года назад
merci
@kensheebattousai
@kensheebattousai 2 года назад
misaotra betsaka . efa ela no nitediavako ny tonony ity hira ity
@AnjyNYAVO
@AnjyNYAVO 10 лет назад
Ambilao agny fa 'zah tsy sôma film hafa koa... Hmmmmm, ça rappelle la jeunesse :)
@priscarandriharimalala3765
@priscarandriharimalala3765 10 лет назад
😍😍😍 nostalgie,
@manitrarkt2319
@manitrarkt2319 5 лет назад
Nostaljika b e!!! kopa-tanana ho an'ireo mpianatry ny Kolejy Rasalama t@2002-2005 2nde-Tle mpiondana azy
@valeriejulie4658
@valeriejulie4658 4 года назад
2020 mbola eto fn
@samsvesley
@samsvesley 5 лет назад
cava lesy ty vazo mbola henoina hatramozao fa nahitana souvenir tamin fahatanorana
@judicaelrabarison7060
@judicaelrabarison7060 3 года назад
Septembre 2020✌
@andriathnmamsu4598
@andriathnmamsu4598 8 лет назад
2004 naatsiarovana zavatra bedebe... mlay eh, f'ela to tsita tsony nefa
@tianalemire8606
@tianalemire8606 8 лет назад
Ndriii lasa nostalgique be za zan
@tramalanjaona
@tramalanjaona 9 лет назад
nostalgik b le hira e, merci @fizarana azy e!
@nirinaravoniarison4329
@nirinaravoniarison4329 3 года назад
2021 ♥️
@tovoniaina1110
@tovoniaina1110 4 года назад
Novembre 2019
@shoutarebelat1895
@shoutarebelat1895 5 лет назад
2019 - Big up tõh nanao BIG AMBOA
@sophielaporte5515
@sophielaporte5515 6 лет назад
Ndriii,mahattsiaro ny fahazazako ah
@irenevanessa6853
@irenevanessa6853 7 лет назад
ndriiii efa ela nitediavako anito hira ito tato sur fona ee👍👍
@mendrikakiadyrakotonarivo3419
@mendrikakiadyrakotonarivo3419 8 лет назад
souvenir 2005 ty vazo ty (y)
@houlderlaza9616
@houlderlaza9616 9 лет назад
Mampahatsiaro ny taloha! Mavesatra leroa koragna ambarab'hira ty sanabavy!
@ralfaxl
@ralfaxl 4 месяца назад
Ambarao jijy tsikirantaaaaa
@houlderlaza9616
@houlderlaza9616 4 месяца назад
Hay te tsikiranta laolo eh @@ralfaxl
@rarivocerdot5799
@rarivocerdot5799 6 лет назад
Tsy mety lefy laza lesy ty vazo ty le ! Reveko fona eeee!
@tantelyrabemalanto3704
@tantelyrabemalanto3704 3 года назад
decembre 2020 !!ouf
@btgmg
@btgmg 3 года назад
Nostalgie January 2021
@sitrakaromeo6147
@sitrakaromeo6147 5 лет назад
Sur mintsy DAJIM a. Kobonla mitsy le sedra e. Peace ela👊👊👊👊
@patricknotahianjanaharyraz6391
ay tsy manana ny originalité de micopié ny ani hafa merciiiii
@joseniorandria832
@joseniorandria832 Год назад
Mba aiza Ary izay sipa manao refrain izay. Tao am North and center izy Dia tena tsy hita tsun mits amzao
@razafiarisonfy6542
@razafiarisonfy6542 5 лет назад
Zan le mande @top radio fon isan'andro de manarak b sad atao mafy b ny vol,nostalgique b ee
@tsioryrakotoarivelo2191
@tsioryrakotoarivelo2191 8 лет назад
mbola hafa ihany Rap Taloha mlay e!!
@stalineael681
@stalineael681 7 лет назад
Yes big alika tena mety mintsy
@ralavajeannica7792
@ralavajeannica7792 7 лет назад
souvenir souvenir
@mitsou211
@mitsou211 3 года назад
2020❤️
@lovanaina429
@lovanaina429 8 лет назад
kiasy leroa zokinakay e!!
@herifitiavanaasnahkarena3711
@herifitiavanaasnahkarena3711 8 лет назад
cool.😍😍😍
@lucianoratsimandresy1150
@lucianoratsimandresy1150 7 лет назад
zoky jim da Big up lesy
@hashianahp.q7021
@hashianahp.q7021 8 лет назад
tiko tena tiko ti zov tiiiii😘
@rakotomananasolofoniainari9237
@rakotomananasolofoniainari9237 4 года назад
Juin 2020
@andryrakoto3720
@andryrakoto3720 8 лет назад
hatramzao 👍👍👍👍👍
@ramarosontantelyhasiniaina2045
Marin zn e ,2023
@rondroskies3445
@rondroskies3445 3 года назад
Tsara hira ty
@rijamichaelrandrianandrasa9131
@rijamichaelrandrianandrasa9131 3 года назад
Novembre 2020 😜😜
@ThierrySitrakaRazafindrakoto
@ThierrySitrakaRazafindrakoto 7 лет назад
Diso lé titre fa ny an'i Jeedai mandeha irery no version original fa tsy ito
@teddyrabary4808
@teddyrabary4808 7 лет назад
marina, Jeedai sy Randy no original, efa taty aoriana va nisy an'i Big Jim Dah
@mahasoloandriamalala6034
@mahasoloandriamalala6034 2 года назад
Marina mitsy zany
@florenciazaranony7616
@florenciazaranony7616 5 лет назад
💓🎧2019
@bevelobebeto6164
@bevelobebeto6164 4 года назад
Octobre 2019
@njakasoarakotonjanahary4803
@njakasoarakotonjanahary4803 5 лет назад
milay lesy big up!
@ainadanielrakotonirina49
@ainadanielrakotonirina49 7 лет назад
Milay fona 👍
@julesfanambinana137
@julesfanambinana137 11 месяцев назад
Ndriiiiii il y a bientôt 20 ans
@salamasolofo
@salamasolofo 3 месяца назад
Aminazy fô ziska zao
@hafandrayscooby-doo4060
@hafandrayscooby-doo4060 9 лет назад
merci pour le style milay eh
@pyramidebabalasaid1402
@pyramidebabalasaid1402 10 лет назад
kiasy nenty hira io e!
@dagorama4079
@dagorama4079 7 лет назад
sur mitsy e hatrany amparadisa
@sorayanadiaraharinirina3614
@sorayanadiaraharinirina3614 2 года назад
Iza mbola mihaino ato 2022 Jangama
@maintenanceguilmann4816
@maintenanceguilmann4816 5 лет назад
MLAY AMNAY
@leschauffeursparisiens9970
@leschauffeursparisiens9970 10 лет назад
Aoka fotsiny Papa an!!!!
@antsanyainatafitasoaranaiv9637
@antsanyainatafitasoaranaiv9637 11 лет назад
Ah sedra! mlay Ra Jim ah! mak an là fonze e!
@oliviakhalifahanitriniaina1614
@oliviakhalifahanitriniaina1614 3 года назад
2021
@robertinrazafindrazaka8154
@robertinrazafindrazaka8154 10 лет назад
reveko ranga io vazo an ts mankaleo na atramzaw az peace
@mamitianaraharimalala5232
@mamitianaraharimalala5232 6 лет назад
tsara sad tsy mankaleo
@maurialiscalvina7730
@maurialiscalvina7730 4 года назад
❤❤🥰🥰
@andrianandrasanamarco7702
@andrianandrasanamarco7702 7 лет назад
Souvenir!!!!!
@kroupskayah5812
@kroupskayah5812 6 лет назад
ANDRIANANDRASANA Marco .
@setrarandrianasy4830
@setrarandrianasy4830 3 года назад
6 mars 2021
@kiadyrandrianaina1821
@kiadyrandrianaina1821 5 лет назад
Hafa ihany ny sound talou eih mangotraka...
@lilkid8055
@lilkid8055 5 лет назад
Old school mlay be
@valisoarazafinimaro1207
@valisoarazafinimaro1207 3 года назад
tsy ho adinoko mandrakizay ianao
@SuperPierrot35
@SuperPierrot35 11 лет назад
siper bien
@miarophotography
@miarophotography 2 года назад
2022
@rabearisoamariepierrette2304
@rabearisoamariepierrette2304 5 лет назад
mbola makafy hatramizao
@raharisoaanita8944
@raharisoaanita8944 2 года назад
tena tik lotra juskazao
@tovocyrillerakotobe8734
@tovocyrillerakotobe8734 11 лет назад
sur le sedre eh!!!
@designss1828
@designss1828 2 месяца назад
Oi
@hasindraiberalaivao7569
@hasindraiberalaivao7569 6 лет назад
kiassy e
@andrianarisonstella1621
@andrianarisonstella1621 7 лет назад
tiko be
@mamitianaraharimalala5232
@mamitianaraharimalala5232 6 лет назад
afa mints n Rap talou e
@macduncan92i
@macduncan92i 11 лет назад
kiasy lesy vazo io e
@fanyrlagacy9132
@fanyrlagacy9132 8 лет назад
za zay vo naheno anio vazo io tsara han loatran snoop lay bandy mi rap
@todisoarazafindrabekoto8429
@todisoarazafindrabekoto8429 7 лет назад
niondana snoop mitsy lery talou
@bzh9368
@bzh9368 3 года назад
C est du son malgache ?
@jonathanrandrianaivoson
@jonathanrandrianaivoson 9 месяцев назад
Wesh
@tianalemire8606
@tianalemire8606 8 лет назад
Ndriii lasa nostalgique be za zan
Далее
BIG JIM DAH -  Jaolahy mpiarakandro
4:20
Просмотров 91 тыс.
18.2 - Number One (Song only)
4:57
Просмотров 152 тыс.
Secret Experiment Toothpaste Pt.4 😱 #shorts
00:35
Получилось у Миланы?😂
00:13
Просмотров 1,2 млн
Ny Fiverenanao (Spy D - Dragon Ent.2K3)
5:16
Просмотров 283 тыс.
DOUBL'E'NN - Sedra
4:41
Просмотров 76 тыс.
TOMBOALA - Makua
3:07
Просмотров 37 тыс.
Big Jim Dah - Ameza Num
3:50
Просмотров 63 тыс.
Manigny
5:43
Просмотров 13 тыс.
Shao boana ft Big jim dah
3:17
Просмотров 130 тыс.
Afondasy 2009
6:30
Просмотров 76 тыс.
Toamasina
2:59
Просмотров 53 тыс.
Lous-Fah - Amour Facebook
3:44
Просмотров 13 тыс.
18.3 - Anjanamasina
4:20
Просмотров 146 тыс.
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
Просмотров 57 млн
KIZARU - OBUZA
2:25
Просмотров 525 тыс.
АМ АМ
1:31
Просмотров 1,9 млн