Тёмный
association veto
association veto
association veto
Подписаться
Комментарии
@SamuelHerinirina
@SamuelHerinirina 16 дней назад
Trop ilay tononkira...Respect hoany OM-GUY 💔🙌
@fleuriarahantarisoanote9342
@fleuriarahantarisoanote9342 5 месяцев назад
Le 3 Avril 2024 mbola mihaino ny aty ❤ny atsika roa fitia manadala, adala fa tsy mifankafoy❤❤
@jeremiarabarijoelina5939
@jeremiarabarijoelina5939 6 месяцев назад
Mafy koa reto bandy ireto raha qualité vocal no resahina a,Bodo moa efa tsy lazaina intsony
@ReMac-ft7hd
@ReMac-ft7hd 9 месяцев назад
Mankasitraka tena feno souvenir mitsy ity hira ity
@mickaelamitahirisoa
@mickaelamitahirisoa 10 месяцев назад
mankasitra ee
@user-mj4lu1hr8d
@user-mj4lu1hr8d 10 месяцев назад
Tiko be zany vazo zany mankasitraka ny mpamorona mahay ny mpihira azy ko milay
@rajoandrianaivo8230
@rajoandrianaivo8230 Год назад
Tsara ilay hira, mankafy be koa ny mpirihra fa ilay sipa mandany tsaky an!
@JeanRobbieNjaramahasolo-ks8ql
Ity hira ity dia anisany tena tiako sady madona ny atipanahiko trop. Mafinaritra eee
@fidyanjaramanasoa1913
@fidyanjaramanasoa1913 Год назад
Izaho dia tsy dia mpanaraka ity hiran ny Ainga iray ity fa tamin ity naovan dry zareo azy ity tena nanaraka hatramin ny farany.
@marysue1146
@marysue1146 Год назад
Hono akia e ! mba lasalasa saina aminao manontany Fa andro iray izay tsy ahitana anao Toa tsaroana ho andro foana re Ny maraina sy ny alina mangina Manontany tena foana akia e Ny ampitso tsy handriko haraina ahitana an-dry Hono akia e ! Mankaiza moa ny fiafaran’ny lalana iny e ! Mba iriko ho fantarina tokoa Fandalovanao matetika e ! Fa iny mirakitra isan’andro ireny ventsonao mangina Mba ho eny aho fa te-hahalala akia ilay tantaran-dry iny e e ! Mba ho eny aho fa te-hahalala akia ilay tantaran-dry . Te-hamangy anao hatrany Te-hamangy retsy aho Izay tiana no tsy mba manahy Fa ny tia dia maro ahiana e Oriory ho'aho ny saiko Te-hiantefa ho any e ! Hono akia e ! mba aiza moa ny ankaninareo avy aty e ! Ilay ankany izay namolavola an-dry Ilay ambanimbanivohitra e ! Ny ampitso aho hiserana mankany Mba hamangy harivariva e ! Hakany aho fa mahasondriana akia Ilay tantaran-dry iny e e ! Hankany aho fa mahasondriana akia ilay tantaran-dry. Te-hamangy anao hatrany Te-hamangy retsy aho Izay tiana no tsy mba manahy Fa ny tia dia maro ahiana e Oriory ho'aho ny saiko Te-hiantefa ho any e ! Eny akia e ! Mba sarotra adinoina tokoa ho'aho ny antsika e ! Iny tsikinao mandroso mankety Avy ery an-kodi-mirana e ! Ny fonao tsy mahafoy ny tiana Niaritra ny mafy anie e ! Hamangy aho hametsoventso akia Ny tantaran-dry iny e e ! Hamangy aho tsy hanadino akia Hatramin’ny farany! Sara-tiana tsy hanadino Tsy hanadino retsy aho Ny havan-tiana tsy mahalavi-tany Fa mba manimanina anie e ! O ry alina mangina Tsy hanadino ireny e e ! O ry volana eny ambony Tsy ho adino ireny e e !
@hyacinthejosia
@hyacinthejosia Год назад
tena hira farany tiako misaotra lucien !!!!❤❤
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Mahafinaritra bé. Mankasitraka 🙋‍♀️
@lantoherynirinarazakasoa8273
@lantoherynirinarazakasoa8273 2 года назад
@jouadr1282
@jouadr1282 2 года назад
Noble
@marieclaireaugustave2337
@marieclaireaugustave2337 2 года назад
5 juin 2016 6ans sahady nandehananao toy ny vao omaly oa
@rasolofontsalamarija4240
@rasolofontsalamarija4240 2 года назад
Mafy le i Lucien. Milay foana e!
@marysue1146
@marysue1146 Год назад
trop be ny feony. tsy dia nanaitra ahy ty hira ty taloha fa depuis an'ity version ty tena lasa hira isan'ny nakafiziko manokana
@papathirisha7546
@papathirisha7546 2 года назад
Makasitra eh! Tohizo fa tsar raha kiaraka atraminy farany nareo tsar feo daholy 🙋‍♀️🙋‍♀️
@marienarsama4365
@marienarsama4365 2 года назад
Tres belle chansons peux êtres une chansons triste que Dieu tes benis dommage on comprend pas
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
❤️
@heryrahajamanana3233
@heryrahajamanana3233 2 года назад
Jolie chanson, merci à OM-Gui, Bodo et Ny Ainga
@karimosolo3467
@karimosolo3467 3 года назад
manantalenta mpihira gasy taloha mankasitraka tanteraka
@papathirisha7546
@papathirisha7546 3 года назад
Lasa enao mandry ampiandanana hontsarona nay ny zavambitanao mampahery reo fianakavina rehetra veloma mbol hihona rehefa tonga eny @ raony lanitra jesoa 😭🙏🙏🙏
@rafanomezantsoaeric4907
@rafanomezantsoaeric4907 3 года назад
manin ko no ovana le fehony e
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 3 года назад
♥️♥️
@andriamalyaimeejacqueline4062
@andriamalyaimeejacqueline4062 3 года назад
😭😭😭😭
@lucierasoamanarivo1144
@lucierasoamanarivo1144 3 года назад
😭😭😭😭😭😭😭❤️❤️❤️❤️❤️
@sylvierazafindranoro2553
@sylvierazafindranoro2553 3 года назад
😭😭😭😭
@valeriejulie4658
@valeriejulie4658 4 года назад
😭😭😭
@stelizzaharimbola2311
@stelizzaharimbola2311 4 года назад
Tiako lesy zaniii e❤❤
@mariepivaut3907
@mariepivaut3907 3 года назад
M
@jonojono4665
@jonojono4665 4 года назад
Ndriiiii tsimaty atom poko ary tsivofafa mandriam piandanana enao 😭😭😭😭😘😘😘😘💔💔💔💔
@fernandrasolofoniaina3243
@fernandrasolofoniaina3243 4 года назад
Ce beau
@marioambinintsoa3726
@marioambinintsoa3726 4 года назад
RIP OM GUI
@comceil9109
@comceil9109 4 года назад
😭😭😭😭😭😭latsaka ny ranomasoko!😭😭😭😭
@rasonangelia2790
@rasonangelia2790 4 года назад
Rip om- Guy
@nyh.gabriel
@nyh.gabriel 4 года назад
Mandri am-piadanana leitsy Zoky a!! malahelo mafy!! mafy !! tena mafy!!! fa afaka ny hankaiza moa e!!
@miami3040
@miami3040 4 года назад
Fa angaha moa i Tantely tsy nifamaly tamin'i OM Guy de sa refa maty i OM Guy de niverina ? 🤔
@patriciachankine1023
@patriciachankine1023 4 года назад
de gaga ane ki zah fa io izy niverina mety tsa henatra nanenina🤔🤔🤔🤔🤔
@miami3040
@miami3040 4 года назад
Manararao-paty.
@dominiquerafalihonenantsoa6178
@dominiquerafalihonenantsoa6178 4 года назад
Otran hoe ratsy daholo le hira amin'izao hoarina amin'izany ! Zany ka tena hira
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Tsy misy tahotra n'y fitia. :-)
@ramarosontahirisoafrancis2568
@ramarosontahirisoafrancis2568 4 года назад
Tiko be ty hira ity, fa mbola tiako loatra ko am ty version farany ty, merci annnn,
@lucierabeson7617
@lucierabeson7617 5 лет назад
Merci !tsara be complet le feo, mampahatsiaro ny clip misy any i Maholiravaka mitsy
@lucasparany
@lucasparany 5 лет назад
Simbanareo lay hira
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 5 лет назад
Simba le hira
@Ando-hs2vc
@Ando-hs2vc 5 лет назад
tena tsara be fa tsy maha monamonaina otranle tena izi.
@Ando-hs2vc
@Ando-hs2vc 5 лет назад
tsara be trop
@philiprakotondramanana6196
@philiprakotondramanana6196 5 лет назад
Mahatsiaro ny fahazazako mihaino ity hira ity
@bachelinralalason1164
@bachelinralalason1164 5 лет назад
Tena mangorintsana mihaino an'ilay hira. Milay e !
@niryniry5718
@niryniry5718 5 лет назад
Dieu soit avec lui
@sitrakaandrianjafy5516
@sitrakaandrianjafy5516 5 лет назад
milay rangah a! mampahatsiahy ny any am tanàna mihintsy!
@henrijoel6040
@henrijoel6040 3 года назад
hermane nantenaina
@bonjourjespere1627
@bonjourjespere1627 5 лет назад
OmGuy ts hoadiniine om Guy amponay lalandav mandriam piadann
@ratsidikainaginah8601
@ratsidikainaginah8601 5 лет назад
Ts mankaleo anah mits n mijer n hiran iret. Mankasitrak e !
@ianjaraniainarazafimahefa1790
@ianjaraniainarazafimahefa1790 5 лет назад
Fa aona Rampal no valaka toy izao eh?
@marysue1146
@marysue1146 Год назад
🤣🤣🤣tsy misy hainy ilay tonon-kira