Тёмный

HAMPIARAKA - NY AINGA feat Tantely, Njakatiana sy REBIKA 

association veto
Подписаться 638
Просмотров 205 тыс.
50% 1

Tsiaro an'i OM-GUI ao amin'ny Coliseum Antsonjombe, Karakarain'ny VETO Association. iarahan'ny Tarika NY AINGA, REBIKA, MAGE 4, NJAKATIANA, BODO, JERRY MARCOS sy mpanakanto hafa namana.

Опубликовано:

 

26 сен 2016

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 42   
@fleuriarahantarisoanote9342
@fleuriarahantarisoanote9342 3 месяца назад
Le 3 Avril 2024 mbola mihaino ny aty ❤ny atsika roa fitia manadala, adala fa tsy mifankafoy❤❤
@davidrakotorahalahyandriat5300
Mandria am-piadanana izy ary manohana amvacaja anareo tarika navelany mba tsy hitsanga-menatra fa hahatohy hatrany kanto navelany
@JeanRobbieNjaramahasolo-ks8ql
Ity hira ity dia anisany tena tiako sady madona ny atipanahiko trop. Mafinaritra eee
@lucierabeson7617
@lucierabeson7617 4 года назад
Merci !tsara be complet le feo, mampahatsiaro ny clip misy any i Maholiravaka mitsy
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Mahafinaritra bé. Mankasitraka 🙋‍♀️
@eddyratinarilala7929
@eddyratinarilala7929 7 лет назад
Mlay b mits e! sur Tantely a! makasitrak e
@ReMac-ft7hd
@ReMac-ft7hd 8 месяцев назад
Mankasitraka tena feno souvenir mitsy ity hira ity
@razafiperazolalainaandrian4647
MAHAFINARITRA!!!zay n azo amehezana ny fihentseham-po (y)
@maheryrazafindrabe7762
@maheryrazafindrabe7762 5 лет назад
Tena tsar kos ra ohatra ka mika sy tantely no m iaraka ao ny ainga tena tonga d revy manja ny vazo mlay
@m.celine6190
@m.celine6190 7 лет назад
Tsara feo Njakatiana fa tsy mety aminy le vazo milay an'i OM GUI
@ReMac-ft7hd
@ReMac-ft7hd 8 месяцев назад
Sady bitsy no mahatafaboaka ity hirany omgui Tena manque IZY MITSY tarika AINGA
@sheimaclarence4731
@sheimaclarence4731 7 лет назад
Zany ka tena milay.Chapeau eeeee
@andonalinirina5965
@andonalinirina5965 6 лет назад
Chapeau jack daniel ve? hihihihi
@stelizzaharimbola2311
@stelizzaharimbola2311 3 года назад
Tiako lesy zaniii e❤❤
@mariepivaut3907
@mariepivaut3907 3 года назад
M
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 7 лет назад
Tena vazo milay e !!misaotra eee!
@fenotsizaraina9494
@fenotsizaraina9494 7 лет назад
Mbola afa mitsin Tantely nef k zn ts oe Mika ts mahay ee sofina zatr mieno originale Tena mbola manatena Asnah Patty &Noro sy Tantely isy ndray fapiara - peo am tarika
@fenotsizaraina9494
@fenotsizaraina9494 7 лет назад
Mbola afa mitsin Tantely nef k zn ts oe Mika ts mahay ee sofina zatr mieno originale Tena mbola manatena Asnah Patty Noro sy Tantely isy ndray fapiara - peo am tarika
@albertgristeff7809
@albertgristeff7809 7 лет назад
tena tsar aloha le vazo ,akafiziko hatramin'n farana eee
@user-oo6bw5pi4d
@user-oo6bw5pi4d 7 лет назад
tena tsy maty omgy ny fahitako an'iTantely zavadehibe
@Ando-hs2vc
@Ando-hs2vc 5 лет назад
tsara be trop
@ramarosontahirisoafrancis2568
@ramarosontahirisoafrancis2568 4 года назад
Tiko be ty hira ity, fa mbola tiako loatra ko am ty version farany ty, merci annnn,
@dokamidi1974
@dokamidi1974 7 лет назад
sur mints eee!
@ramamonjisoajeananselme2956
@ramamonjisoajeananselme2956 6 лет назад
Tazomy mandrakariva ny hafaliana e @ fiainana fa mahomby Ianao sady toetran'Andriamanitra ny hafaliana.
@mialykolly6501
@mialykolly6501 7 лет назад
manao pub an'i jack daniels ny satrokan' Tantely :D
@angelinefaratina5932
@angelinefaratina5932 6 лет назад
REVY MANJA,VAZO MILAY
@victoriageorges5629
@victoriageorges5629 7 лет назад
betakolaka b le rangah
@mariasolofotianaaronisandy8511
Tiko be ny feonareo.
@fernandrasolofoniaina3243
@fernandrasolofoniaina3243 4 года назад
Ce beau
@diannerasanjy5338
@diannerasanjy5338 7 лет назад
Tiko 💌
@andryrandrianarimanana5998
@andryrandrianarimanana5998 7 лет назад
ok ok mlay e
@andrianinarajoharison7865
@andrianinarajoharison7865 7 лет назад
Tantely moa izany niverina NY AINGA e?
@miami3040
@miami3040 4 года назад
Fa angaha moa i Tantely tsy nifamaly tamin'i OM Guy de sa refa maty i OM Guy de niverina ? 🤔
@patriciachankine1023
@patriciachankine1023 4 года назад
de gaga ane ki zah fa io izy niverina mety tsa henatra nanenina🤔🤔🤔🤔🤔
@miami3040
@miami3040 4 года назад
Manararao-paty.
@ramanitrarivo
@ramanitrarivo 7 лет назад
Ito no tena tsara sady misy an'i Tantely sy Njakatiana
@splendournysoa1800
@splendournysoa1800 7 лет назад
M.France R.
@tsongympankafynyainga6097
@tsongympankafynyainga6097 7 лет назад
milay fon refa ny ainga no titre eo
@nostalgieruisselle
@nostalgieruisselle 7 лет назад
Belle ballade !! :)
@formationqgisamadagascaror287
@formationqgisamadagascaror287 7 лет назад
hafa ihany lay feo ee
@fenotsizaraina9494
@fenotsizaraina9494 7 лет назад
Mbola afa mitsin Tantely nef k zn ts oe Mika ts mahay ee sofina zatr mieno originale Tena mbola manatena Asnah Patty &Noro sy Tantely isy ndray fapiara - peo am tarika
Далее
MALALAKO TSY FOIKO - NY AINGA feat BODO
4:57
Просмотров 98 тыс.
charline any tsaratanana ny ainga
7:01
Просмотров 411 тыс.
REBIKA MEDLEY. 1 (kolokolom-pitiavanay)
16:45
Просмотров 140 тыс.
KAKAJOH 🎬SATA🎬
6:49
Просмотров 31 тыс.
TE HAMANGY - NY AINGA - REBIKA - NJAKATIANA
4:13
Просмотров 262 тыс.
Ny Ainga Fo mitomany.DAT
6:40
Просмотров 378 тыс.
kamary raiki pitia
4:49
Просмотров 533 тыс.
Tarika Hasina sy Rebika ( Vazo ho an'i Dada)
5:06
Просмотров 173 тыс.
Mialy RAKOTOMAMONJY  - "Tiako loatra"
4:26
Просмотров 2,5 млн
Tanalahy ny foko_Mahaleo
4:56
Просмотров 460 тыс.
Sipako Taloha
5:16
Просмотров 381 тыс.