Тёмный
Ando Rak
Ando Rak
Ando Rak
Подписаться
chansons evangeliques malgaches, zafindraony, etc...
Dada (comédie)
5:19
4 года назад
Ambetindresaka
2:38
4 года назад
Salamo 73
4:05
4 года назад
Hafaliana
2:54
4 года назад
Inona no avaliko
4:37
4 года назад
Tontolo iainana
3:24
4 года назад
Aminao Jehovah
2:01
4 года назад
La pluie
3:41
4 года назад
Misy feo
4:43
4 года назад
Vato Fehizoro
3:44
4 года назад
Anao ny fahanginana
3:24
4 года назад
Nitady hasambarana
3:22
4 года назад
Maina ny tany
3:30
4 года назад
Hidera ao am-po
3:59
4 года назад
Njao misy feo
3:03
4 года назад
Tadiavo Izy
4:05
4 года назад
Salamo 1
2:45
4 года назад
Tsara Izy e
3:11
4 года назад
Hadalana
3:41
4 года назад
Fitiavana
2:59
4 года назад
Rahalahy
3:33
4 года назад
Misy tànana mitsotra
3:32
4 года назад
Mahery re
2:33
4 года назад
Raha ny oloko
2:50
4 года назад
Mankanesa aty amiko
3:02
4 года назад
Ataoko ahoana no fijery
3:05
4 года назад
Nosy tanindrazako
5:58
4 года назад
Tsy maintsy mandresy
5:44
12 лет назад
Комментарии
@F_MMIX
@F_MMIX 2 дня назад
Ny fisenton'ny foko Angamba fantatrao? Voaratra sy voavono Voageja tsotra izao. Voatohina hatrany! Ny fery ato anaty Mikiky mahafaty Ka mila Anao izaho. Ref: Nahoana loatra Ray? Nahoana no izaho? No hianjadian'ny ratsy Sy loza rehetra izao. Izaho efa ory! No mbola ampahoriana Faingana re Ianao Jesoa Hanavotra ahy izao. .... Ny zavatra ilaiko Dia fiadanam-po! Tsy vola na harena Izay tsy ho zakako! Miangavy Anao aho! Mandady raha azo atao Avoty ny mahantra Mijaly mafy izao. Ref: ... ..... Fa fifaliana ihany Fifaliana ao aminao Faingana re Ianao Jesoa Hanavotra ahy izao. Fa fifaliana ihany hoy aho Fifalian'ny fo hatrany Faingana re Ianao Jesoa Hanavotra ahy izao. Fa fifaliana ihany hoy aho Fifalian'ny fo hatrany, hatrany, hatrany! Faingana re Ianao Jesoa Hanavotra ahy izao. Faingana re Ianao Jesoa Hanavotra ahy izao.
@Seyannemarley
@Seyannemarley 4 дня назад
Mamela ny helokay Jesosy oooh
@MarcellineTolojanahary
@MarcellineTolojanahary 5 дней назад
Misaotra tompoko oo
@nyilojihyraminoarinosy1806
@nyilojihyraminoarinosy1806 7 дней назад
Amen❤
@EricaAimee-te6rn
@EricaAimee-te6rn 10 дней назад
2024 ❤️❤️❤️
@crisolesenlaou-hune774
@crisolesenlaou-hune774 11 дней назад
07/2024 ❤
@ravelonoromariaangela2987
@ravelonoromariaangela2987 13 дней назад
Aro tiako ai, mbola kely tamizay fa i zokiko mandefa hira ty fo de niova tiako izy avy teo tena mahatsiaro zokiko zaha zegny 😊😊😊❤❤❤❤❤
@nytsirorakotoarinoro3537
@nytsirorakotoarinoro3537 16 дней назад
Ry tompo oh, izaho manaiky anao Amin'izay voasoratra ho ahy Vonona aho hankato ny sitrakao Tsy ny heriko fa amin'ny herin'ny fanahy Ny fiainako ankiniko aminao Ny hoaviko eo ampelatananao Ianao mahalala izay iheverana ahy Amin'ny fo no hanekeko anao Tsy angovitra aho, tsy hanantahotra F'ianao jesoa toky sy hery ho ahy Na iza hanenjika na hitsara ahy Tsy hiemotra aho fa hijoro hanompo anao Ny fiainako... x2
@HfhgGfg-bk9rn
@HfhgGfg-bk9rn 17 дней назад
Amen 🙏🏻 hoany Andriamanitra irery Any voninahitra mankasitraka indrindra tompoko
@miravo8164
@miravo8164 20 дней назад
ity no tokon hymne national atsika
@reneramanitra2941
@reneramanitra2941 20 дней назад
L I8
@user-zy7gz7xm8n
@user-zy7gz7xm8n 29 дней назад
Makasitraka,fa tena tsara-be n'y hira🙏🙏🙏
@user-ej3ef3hy6x
@user-ej3ef3hy6x Месяц назад
2024 🎉🎉🎉🎉🎉
@RindraTatum
@RindraTatum Месяц назад
tiko be? teneno mamy!
@user-ph3ie6of6u
@user-ph3ie6of6u Месяц назад
Mamela n'y helokay Tompo oh. Amen 🙏
@fanaikyfenitra457
@fanaikyfenitra457 Месяц назад
Juin 2024 tsy miova omaly s anio ary mandrakize ny "ilay Ray nahary tongotra amantanana antsika"mivavaka fona tsika mandrakize kou
@fyraharimalala7596
@fyraharimalala7596 Месяц назад
Tiako be iti hira io , fihainoko isa maraina
@marcellinezafimiakajato4399
@marcellinezafimiakajato4399 Месяц назад
Ho an’Andriamanitra irery anie ny voninahitra 🙏🏾
@rianalafelantsoaandonirind5198
@rianalafelantsoaandonirind5198 Месяц назад
Tiako satria vokatry ny fo, miavaka ny feo, tiako ny fitafy, misaotra indrindra tompoko, aza miova, ampahafantaro ny taranaka. Ho tanteraka tokoa anie izany. Misaotra nizara
@user-ph3ie6of6u
@user-ph3ie6of6u Месяц назад
Tsara Jesoa❤
@user-ph3ie6of6u
@user-ph3ie6of6u Месяц назад
🙏Amen🙏❤
@saholyramamonjisoa9603
@saholyramamonjisoa9603 Месяц назад
Ndryyy manina any antanana ah zany
@randriantsoasammael380
@randriantsoasammael380 Месяц назад
itondray tsikitsiky raha ho avy ianao
@cintsmati5009
@cintsmati5009 Месяц назад
❤❤❤❤❤❤❤Ameen
@NadhraMmadihassani
@NadhraMmadihassani Месяц назад
Mmmm ! Tsy maintsy miverina any aminay any Atsimo mba hiaino ny tononkalo !
@nisarazafimasy4175
@nisarazafimasy4175 Месяц назад
❤❤❤❤
@TilahyNathan
@TilahyNathan Месяц назад
6 Juin 2024❤
@faniramia51
@faniramia51 Месяц назад
Izaho anie Jesosy tsy té hiala eo anilanao mba ahalala ❤Ho sakaizanao mandrakizay doria❤️❤️❤️
@diademasantatra2650
@diademasantatra2650 Месяц назад
Andringitra io
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 Месяц назад
👏
@norbertine3688
@norbertine3688 Месяц назад
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
@jeddiamira8791
@jeddiamira8791 2 месяца назад
Amen ❤ tena mampirisika ahy hanakaiky an' Andriamanitra mandrakariva ty hira ho tahina ihany ko ny groupe ❤❤
@elodietantely
@elodietantely 2 месяца назад
Mai 2024 🙏
@YolandeRatovohery
@YolandeRatovohery 2 месяца назад
Tiako loatra ny tonony mampahery
@user-kr7zx2qg4k
@user-kr7zx2qg4k 2 месяца назад
Tsy kamboty. izahayfa manana Anao
@user-kr7zx2qg4k
@user-kr7zx2qg4k 2 месяца назад
Mankasitraka 9
@user-me3wf5ib5z
@user-me3wf5ib5z 2 месяца назад
Tsy misy soa ho ahy afatry ianao Jesoa 🙏🏿❤️
@dorthine123
@dorthine123 2 месяца назад
AMENN: miorena am fivavahana (Izay tsy mino ny Zanak Andriamanitra dia hotetezin alahelobe) : misaotra anareo fa tena maneho Voninahitr Andriamanitra na fitafiana na hira
@mariethereserabakolimihant4640
@mariethereserabakolimihant4640 2 месяца назад
AMEN' 🙏♥️
@SeedilaSeedila
@SeedilaSeedila 2 месяца назад
❤❤❤❤
@rioz3316
@rioz3316 2 месяца назад
Hira tiany president
@rioz3316
@rioz3316 2 месяца назад
Mampatsiaro fianarantsoa
@rajaonarisonnorotiana5184
@rajaonarisonnorotiana5184 2 месяца назад
AMEN ❤️❤️❤️❤️
@RAZANAMINOCelestineLary
@RAZANAMINOCelestineLary 2 месяца назад
Thanks for this beautiful song ❤
@Valis01toky
@Valis01toky 2 месяца назад
amen🙏🙏
@RinaDina-zf6qf
@RinaDina-zf6qf 2 месяца назад
Riana bienvenu misaotra e, jetem ianareo ao
@RasoamarlineChristiana-te1hj
@RasoamarlineChristiana-te1hj 2 месяца назад
Jullien Felix 🙏🏾🙏🏾
@anjalalainarazafindrakoto1973
@anjalalainarazafindrakoto1973 2 месяца назад
Hianao no mbola mampijoro ahy ka misaotra Tompo Malala ❤️🙏
@ndrianjaramanamilanto
@ndrianjaramanamilanto 2 месяца назад
Amen
@heliosthierry6609
@heliosthierry6609 2 месяца назад
Ny tononkira dia momba ny olona iray izay lavitra ny olon-tiany. Voire l'original pour traduction. Samby tsara ê