Тёмный

Tsy maintsy mandresy 

Ando Rak
Подписаться 13 тыс.
Просмотров 195 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

6 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 33   
@mahprisca3810
@mahprisca3810 4 года назад
Tsy Maintsy Mpandresy ao Tompo amin Ady rehetra izahay hatrehako eo amin'ny Fiainako...Aoka hitombo hatrany NY finoako dia NY zavatra rehetra dia tanteraka araka ny Sitraponao.Amen 🙏🙏❤❤
@narindrarazafindrahovalain6140
Tsy maintsy mandresy, tena mpandresy aho amin'ny anaran'i Jesosy! Amen
@tefyrandrianarimanana3468
@tefyrandrianarimanana3468 6 лет назад
Mampahery ahy foana ity hira 'ty isaky ny mihaino azy,tena mpandresy e!
@farafenosoarakotomanantsoa3648
@farafenosoarakotomanantsoa3648 3 года назад
NY manompo tsy mba resy zany ,fa manana an,i Jesosy miaro azy.Amen
@jeanpierrechoblet9151
@jeanpierrechoblet9151 9 лет назад
Ray o! tsy maintsy mpandresy aho fa miaraka Aminao ary ts maintsy tafita @ zavatra rehetra.Amen
@marieannafridarakotomavo1380
@marieannafridarakotomavo1380 12 лет назад
mpandresy aho Tompo fa miaraka aminao.Aleloia
@tahinaralitera1702
@tahinaralitera1702 6 лет назад
tsara rangah ity hira ity a!!!!
@rasoanarimangaclara8605
@rasoanarimangaclara8605 7 лет назад
ndriiii tena mahatsiaro fa ten ampanota izaho mihaino zan hira izan
@reneferrari9602
@reneferrari9602 5 лет назад
Tena marina izany , TSY MAINTSY MANDRESY FA SATRIA AO AMINAN'I TOMPO
@touten9385
@touten9385 10 лет назад
Ray ô! Tsy maintsy mandresy aho fa ao Aminao.
@fanjarakoto4186
@fanjarakoto4186 7 лет назад
Bonjour! i Haga zao ve mety mahatadidy ny mpiara nianatra taminy? ny zokiko niara nianatra taminao tao am les lutins , dia taty aoriana niteraka 2vavy kely taminy tonton anao izy 'Ramaroson' boribory n'y tany , dia tena mankasitraka anareo groupe mamelombelona fanahy am feo tsara s'y hira tahian'Jesosy mandrakariva
@rinasoavl2169
@rinasoavl2169 6 лет назад
Tsy hanaiky resy aho Jesosy a,tsy maintsy mandresy aho fa ao Aminao,,
@greysoneduardo471
@greysoneduardo471 3 года назад
a tip : you can watch series at flixzone. I've been using it for watching loads of movies lately.
@terrellbraxton19
@terrellbraxton19 3 года назад
@Greyson Eduardo Yup, have been watching on flixzone} for since december myself =)
@manitrarasolonantenaina1285
@manitrarasolonantenaina1285 7 лет назад
tsy maintsy mandresy aho jesosy o!!!!😍😍😀
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 6 лет назад
Amen!!!
@leroietmoi6852
@leroietmoi6852 4 года назад
Apo "Ho an'izay nandresy "
@lelogishotel5214
@lelogishotel5214 8 лет назад
ts maindresy ah Jesosy satri ao Aminao!tsara be!thizo hatrany antsa an i K isty!ravo
@randrianonyjoelinevirginie4890
@randrianonyjoelinevirginie4890 3 года назад
Tsy maintsy mandresy aho Jesosy❤
@nadiezafisambatra5009
@nadiezafisambatra5009 4 года назад
Amen🙏❤
@RAHARINRINANatacha
@RAHARINRINANatacha 8 месяцев назад
🥰❤
@radomiradoherijaona6079
@radomiradoherijaona6079 7 лет назад
hafa ihany ny miaraka amin'ny Ray tsy maintsy mandresy enao.
@andohariseheno6528
@andohariseheno6528 7 лет назад
TSY MAINTSY MANDRESY AHO TOMPO O!
@absadatecelestinenazah6575
@absadatecelestinenazah6575 9 лет назад
nazah absadate celestine manana any kristy dia ts maints mandresy makasitraka
@oliviannie
@oliviannie 11 лет назад
Amen
@James-gq6of
@James-gq6of 7 лет назад
amin'ny anaran'Ray Masina sy Jesosy Zanaka dia mandresy mandrakariva
@pouniellah9869
@pouniellah9869 8 лет назад
Tsara be
@helenebasine7261
@helenebasine7261 8 лет назад
tsara be ny tonokira fa ny feony mamônamonaina
@sylvaindidierrasolofonjana2973
misaotra Ray o
@moutmoute3891
@moutmoute3891 7 лет назад
sylvain didier rasolofonjanahary. OK
@rojovolarajhon256
@rojovolarajhon256 8 лет назад
Tena mandresy za
@randrianarisoamamy3453
@randrianarisoamamy3453 8 лет назад
MANKASITRAKA
@christianriesser2485
@christianriesser2485 9 лет назад
Amen
Далее
Ansadratro
5:01
Просмотров 127 тыс.
Cheese grater HACK
00:22
Просмотров 2,6 млн
Ny Fanilo - Izay iheverany ahy
4:13
Просмотров 393 тыс.
Poopy - Miverena
6:16
Просмотров 384 тыс.
Zah'MTF (Mpamafy Teny Fiainana) Misafotofoto
5:39
Просмотров 3,8 млн
Jeso Mpanafaka
5:34
Просмотров 78 тыс.
Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison
6:48
Просмотров 7 млн
HAY TEO FOANA I KRISTY
4:43
Просмотров 885 тыс.
Ambany Elatrao
5:26
Просмотров 115 тыс.
Antsa an'i kristy   Fitsaran'olombelona DAT
5:16
Просмотров 115 тыс.
Tu m'as donné - Ndriana Ramamonjy
3:53
Просмотров 1,1 млн