Тёмный
jentilisa
jentilisa
jentilisa
Подписаться
Sightseeing Colombo
1:08
6 лет назад
Rivo-mahery Sri Lanka
0:43
6 лет назад
01 Febroary 2017
4:42
7 лет назад
30 janoary 2017
1:16
7 лет назад
Lahatsary Natambatra Diabe Mangina
2:33
8 лет назад
Diabe Mangina (tohiny)
0:46
8 лет назад
Tao Am-pamangiana
0:18
8 лет назад
Diabem-Pahanginana
1:32
8 лет назад
My son's drawing
6:46
8 лет назад
Perturbations connexion?
0:44
8 лет назад
Kilalao azo natao hasoavana
1:42
9 лет назад
Noely Ambanivohitra (2)
0:20
12 лет назад
Noely Ambanivohitra (1)
0:24
12 лет назад
Noely Ambanivohitra
1:36
12 лет назад
Sivily_sa_miaramila.flv
1:39
13 лет назад
fihetsehana_17sept_2010.flv
1:32
13 лет назад
Tao anatin'ny tolona
3:03
14 лет назад
National Anthem of madagascar
2:29
14 лет назад
Madagasikara Tanindrazanay
2:10
14 лет назад
11sept 023
0:17
14 лет назад
11sept 031
0:06
14 лет назад
11sept 033
0:11
14 лет назад
11sept 030
0:11
14 лет назад
11sept 029
0:16
14 лет назад
Комментарии
@casperewing
@casperewing Месяц назад
Ahatsiarovako ireo fianankaviana nitaiza efa lasankorazana
@Hanitriniony
@Hanitriniony Месяц назад
Mitolona foana isika h@ izao,mahantra Gasikara,tsy afa-bela anaty tolona.
@mrelax4570
@mrelax4570 8 месяцев назад
😢😢😢😢
@user-jc3ny4ou7r
@user-jc3ny4ou7r 9 месяцев назад
Azafady ry szkelidalana
@mrelax4570
@mrelax4570 10 месяцев назад
Mitomany foana à rehefa maheno ity hira ity
@user-lm8vi4vn5x
@user-lm8vi4vn5x 10 месяцев назад
merci beaucoup nao f naheno zavatr maro ee d mampandinika bébé kokoa mapalaelo Madagascar ts ee
@svenheilborn1537
@svenheilborn1537 Год назад
Congratulations for your national holiday on 26th June Madagascar from your friends in Germany <3 Madagascar is a beaufitul country with nice landscape, charming people and such a nice culture. I´m really proud to call you our friends. Best wishes for the future from your friends in Germany <3
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 Год назад
😂😂😂😂😂🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤️❤️❤️❤️❤️❤️
@sytrakarak3267
@sytrakarak3267 Год назад
Kanto loatra, mamelona indray ny ambo-po pirenena
@laminamariealicerazafindra1856
@laminamariealicerazafindra1856 2 года назад
🥰❤🙏
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 2 года назад
👍👍👍👍👍👍👍👍❤️❤️❤️❤️❤️❤️
@marianoesteban3351
@marianoesteban3351 3 года назад
Francophone isika, ary hataon'ny Frantsay ny fomba rehetra tsy handrosoana. Izay manao fihetsika mahery dia jereo no nitranga tatsy Afrika. Thomas Sankara (Burkina-Faso), Ahmed Abdallah (Comores), Ratsimandrava (Madagasikara).....
@karimosolo3467
@karimosolo3467 3 года назад
Marina be firenena zanahany frantsay tsy ho afaka mitsy maroc,sy syrie zao tena fa ho potika be ady antrano lava Firenena nizanahan'ny Anglisy dia azo lazaina fa afakafaka jaly
@rainiveloniandrompimasy1493
@rainiveloniandrompimasy1493 3 года назад
Omeo anjara chevaliers izy zao mbl velona zao ry Fanjakana, f mb nitolona ihany koa izy ! Satria ny hirany nalefa @ Radio nandritra ireny tolona nataonareo ireny !
@victorrandria5117
@victorrandria5117 4 года назад
Mbola tsy kivy ny Malagasy mitolona hatramin'izao
@rahantavololonafanomezants7984
@rahantavololonafanomezants7984 4 года назад
tiako foana ny sakelidalana ny fahafafahany mantsy nozahany
@julieeliane6809
@julieeliane6809 4 года назад
60 taona nitolomana tsika zao Ary tena mbl miemafy ny ady atrehitsik. Tompo ô mb jereo re ty nosinay malalanay ty e
@julieeliane6809
@julieeliane6809 4 года назад
Mbl mitohy fon ny tolona tsika atr@ zao fotoana,
@ericanathalie2464
@ericanathalie2464 4 года назад
2020
@Anarquistas1
@Anarquistas1 4 года назад
ru-vid.com/group/PLygqavJysUHKvF7fSMjkzbPRQII-MIu5S Ny famaritana ny anarkisma (avy amin'ny grika an-, ary ny arke, mifanohitra amin'ny fahefana), dia anarana nomena ny foto-kevitra na teoria iray ary fiainana izay fiaraha-monina tsy manam-pitondram-panjakana, izay ahazoana ny firindrana. amin'ny alàlan'ny fanekena ny lalàna, na ny fankatoavana fahefana, fa amin'ny alàlan'ny fifanarahana maimaimpoana teo anelanelan'ireo vondrona isan-karazany, teritery sy matihanina, dia natao ho an'ny famokarana sy ny fanjifana, ary ho fanomezana fahafaham-po ny filana sy fetra tsy manam-petra tsy manam-petra. Ao anatin'ny fiaraha-monina novolavolan'ireto torolàlana ireto, ny fikambanana an-tsitrapo izay efa nanomboka nanakona ny sehatry ny asa aman'olombelona dia hahazo ny fanitarana bebe kokoa hatrany amin'ny fanoloana ny Fanjakana amin'ny asany rehetra. Izy ireo dia misolo tena tambajotra mifampitambatra, ahitana vondrona isan-karazany sy Federations amin'ny sokajy sy ambaratonga rehetra, eo an-toerana, faritra, nasionaly sy iraisam-pirenena, tsy maharitra na tsy maharitra intsony, ho an'ny tanjona rehetra azo atao: famokarana, fanjifana ary fifanakalozana. , Sampandraharaha momba ny fahasalamana, fanabeazana, ny fiarovana ny tsirairay, fiarovana ny faritany, sns. ary, amin'ny lafiny iray, ho fanomezana fahafaham-po ny fitomboan'ny isan'ireo siantifika siansa, zavakanto, literatiora ary sosialy. Ankoatr'izay, ny fiaraha-monina toy izany dia tsy mody ho tsy miova. Mifanohitra amin'izany, raha mitranga amin'ny fiainana organika iray manontolo, dia azo avy amin'ny firindrana misy fanitsiana sy fanovana tsy miovaova sy fanavaozana ny fifandanjan'ny hery sy fitaoman-kery, ary ny fanitsiana no ho azo. Voalaza ve hoe raha tsy nisy hery nankafy fiarovana ny Fanjakana. Raha ny fiaraha-monina, araka an'izany, dia nalamina araka ireo fitsipika ireo ny olona dia tsy ho voafetra, amin'ny fampiharana maimaim-poana amin'ny fahaizan'ny asany mamokatra, amin'ny monopoli kapitalista izay tohanan'ny Fanjakana; na amin'ny fampiharana ny sitrapony noho ny tahotra sazy, na noho ny fankatoavana ireo sampy metafizika na olona roa izay samy mitarika ny fampihenana ny fandraisana andraikitra sy ny fanompoana ara-tsaina. Ny olona dia hotarihin'ny saininy manokana, izay hitondra ny fihetsika maimaimpoana sy ny fihetsiky ny tenany sy ny fitsipi-pitondran-tena manodidina ny tontolo iainana.
@mioranirinanambinintsoa7851
@mioranirinanambinintsoa7851 4 года назад
en 2020
@malagasy2619
@malagasy2619 4 года назад
Mitsangana Mitsangana zanaka Malagasy
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 5 лет назад
Tena voa maika lasa mahantra ilay gasikarako 😭😭😭
@gilliorasoatseheno2159
@gilliorasoatseheno2159 5 лет назад
Tiko t'y hira ity, manfatsa dranomaso mintsy, ireo razantsika niady ho any tany MBA ho antsika taranany nefa tsy tsapan' panao politika zany, fitiavantena s'y Matt mboninahitra, manino rah manga la nationalité hafa
@etienneratsizafy
@etienneratsizafy 5 лет назад
Dia sahy mamono konsiansa amin'izany ve ianareo mpanao politika ireo e. Diniho ihany fa mampalahelo ireo Razatsika nitolona
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 5 лет назад
Mitsangana ry Tanora Malagasy Ry Loharano Fototry Ny Soa (ENY)
@diannalavignelavigne8933
@diannalavignelavigne8933 6 лет назад
Mbl anatiny tolona fona isika Malagasy atraminy zao nadia efa nandatsaka ny rany ny razantsika ; nohony fitiavantenany panao politika malagasy ; latsaka ny ranomasoko miaino ty hira ty;
@raynaudratolisoa2442
@raynaudratolisoa2442 6 лет назад
Mahafinaritra e!
@pascalramboanasolo799
@pascalramboanasolo799 6 лет назад
.....Nefa tsy kivy, tsy kivy tsy kivy tsy niato; Ireo Malagasy mitolona
@lefanokely4731
@lefanokely4731 7 лет назад
mbola mikika fahafahana hatramin'izao!!!!!
@haaandriamihaja7426
@haaandriamihaja7426 7 лет назад
Mankasitraka mankahery
@verhonickah
@verhonickah 7 лет назад
Mbakany!!! Dia mbola mitolona foana ny Gasy hatramin'izao :(
@jentilisa
@jentilisa 7 лет назад
Adiny efatra eo ho eo no namoahana ity lahatsary ity, tamin'ny enina sy sasany hariva teo ho eo no nampidirina ny sary ary amin'ny iraika ambiny folo latsaka fahefany alina no vita ny famoahana azy ho hitanareo ampahibemaso.
@EugeneHeriniaina
@EugeneHeriniaina 7 лет назад
Tena ezaka be izany. Isaorana ny ezaka e.
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 8 лет назад
tiako foana <3
@47MDRM
@47MDRM 12 лет назад
Tsara raha ovaina an'ity hira ity ny hiram-pirenena malagasy.
@Ndriana
@Ndriana 12 лет назад
C'est presque émouvant mais le petit sifflet tout mou ruine l'ambiance...