Тёмный

Tao anatin'ny tolona 

jentilisa
Подписаться 212
Просмотров 142 тыс.
50% 1

Fa tao anaty aizim-pito
Nandrenesana antsoantso
Feo nihiaka nikiaka fahafahana e!
Injao manakoako
Ren'ny tany manako eran-danitra e!
Ny kotroky ny basy
Nefa tsy kivy
tsy kivy
Tsy kivy
tsy miato
ireo MALAGASY MITOLONA.
Fa tao anaty aizim-pito
Nisy ra nipatrapatraka
Ny fahafahany mantsy no zahany
madio mangatsakatsaka
Nefa ra mikoriana mamonto tony tany
no setrin'izany
Fa tanam-polo
ihany
no hany fiadiany
Hahatomombana izay notakiany
Fa iry ery an-danitra
ilay masoandro
Efa lasa tara-pahafahana
Ireo lavo
Efa samy ravo
Ny fanahin'ireo maritiora mifaly
Ny todin'ny ra niombonana mantsy
tsy azo takonana intsony

Видеоклипы

Опубликовано:

 

31 май 2010

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 28   
@Hanitriniony
@Hanitriniony 7 дней назад
Mitolona foana isika h@ izao,mahantra Gasikara,tsy afa-bela anaty tolona.
@pascalramboanasolo799
@pascalramboanasolo799 6 лет назад
.....Nefa tsy kivy, tsy kivy tsy kivy tsy niato; Ireo Malagasy mitolona
@rainiveloniandrompimasy1493
@rainiveloniandrompimasy1493 3 года назад
Omeo anjara chevaliers izy zao mbl velona zao ry Fanjakana, f mb nitolona ihany koa izy ! Satria ny hirany nalefa @ Radio nandritra ireny tolona nataonareo ireny !
@etienneratsizafy
@etienneratsizafy 5 лет назад
Dia sahy mamono konsiansa amin'izany ve ianareo mpanao politika ireo e. Diniho ihany fa mampalahelo ireo Razatsika nitolona
@diannalavignelavigne8933
@diannalavignelavigne8933 5 лет назад
Mbl anatiny tolona fona isika Malagasy atraminy zao nadia efa nandatsaka ny rany ny razantsika ; nohony fitiavantenany panao politika malagasy ; latsaka ny ranomasoko miaino ty hira ty;
@niniratsimba7704
@niniratsimba7704 5 лет назад
Tena voa maika lasa mahantra ilay gasikarako 😭😭😭
@verhonickah
@verhonickah 7 лет назад
Mbakany!!! Dia mbola mitolona foana ny Gasy hatramin'izao :(
@sytrakarak3267
@sytrakarak3267 Год назад
Kanto loatra, mamelona indray ny ambo-po pirenena
@mrelax4570
@mrelax4570 8 месяцев назад
Mitomany foana à rehefa maheno ity hira ity
@julieeliane6809
@julieeliane6809 4 года назад
60 taona nitolomana tsika zao Ary tena mbl miemafy ny ady atrehitsik. Tompo ô mb jereo re ty nosinay malalanay ty e
@marianoesteban3351
@marianoesteban3351 3 года назад
Francophone isika, ary hataon'ny Frantsay ny fomba rehetra tsy handrosoana. Izay manao fihetsika mahery dia jereo no nitranga tatsy Afrika. Thomas Sankara (Burkina-Faso), Ahmed Abdallah (Comores), Ratsimandrava (Madagasikara).....
@karimosolo3467
@karimosolo3467 2 года назад
Marina be firenena zanahany frantsay tsy ho afaka mitsy maroc,sy syrie zao tena fa ho potika be ady antrano lava Firenena nizanahan'ny Anglisy dia azo lazaina fa afakafaka jaly
@mioranirinanambinintsoa7851
@mioranirinanambinintsoa7851 4 года назад
en 2020
@victorrandria5117
@victorrandria5117 3 года назад
Mbola tsy kivy ny Malagasy mitolona hatramin'izao
@gilliorasoatseheno2159
@gilliorasoatseheno2159 5 лет назад
Tiko t'y hira ity, manfatsa dranomaso mintsy, ireo razantsika niady ho any tany MBA ho antsika taranany nefa tsy tsapan' panao politika zany, fitiavantena s'y Matt mboninahitra, manino rah manga la nationalité hafa
@lefanokely4731
@lefanokely4731 7 лет назад
mbola mikika fahafahana hatramin'izao!!!!!
@rahantavololonafanomezants7984
@rahantavololonafanomezants7984 4 года назад
tiako foana ny sakelidalana ny fahafafahany mantsy nozahany
@user-lm8vi4vn5x
@user-lm8vi4vn5x 9 месяцев назад
merci beaucoup nao f naheno zavatr maro ee d mampandinika bébé kokoa mapalaelo Madagascar ts ee
@raynaudratolisoa2442
@raynaudratolisoa2442 6 лет назад
Mahafinaritra e!
@user-jc3ny4ou7r
@user-jc3ny4ou7r 7 месяцев назад
Azafady ry szkelidalana
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 8 лет назад
tiako foana
@mrelax4570
@mrelax4570 7 месяцев назад
😢😢😢😢
@haaandriamihaja7426
@haaandriamihaja7426 7 лет назад
Mankasitraka mankahery
@laminamariealicerazafindra1856
🥰❤🙏
@ericanathalie2464
@ericanathalie2464 4 года назад
2020
@julieeliane6809
@julieeliane6809 4 года назад
Mbl mitohy fon ny tolona tsika atr@ zao fotoana,
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 2 года назад
👍👍👍👍👍👍👍👍❤️❤️❤️❤️❤️❤️
@gertrudebernadette5584
@gertrudebernadette5584 Год назад
😂😂😂😂😂🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤️❤️❤️❤️❤️❤️
Далее
Ravelo j baptiste Adim piainana
5:51
Просмотров 84 тыс.
Ny Sakelidalana - "Eo ambony ankalankeliko"
3:59
Просмотров 168 тыс.
NOOOOO 😂😂😂
00:15
Просмотров 3,5 млн
Ry gasikara oh
3:33
Просмотров 9 тыс.
Hahereto Ny Jiro : SLKM Moria Bemasoandro Itaosy
6:26
-Tambatra -Ny Sakelidalana -
4:51
Просмотров 192 тыс.
Voahangy Ny havako, havako foana
5:16
Просмотров 821 тыс.
Haody ry Analamangako
3:36
Просмотров 380 тыс.
Izy foana hono.mp4
2:45
Просмотров 31 тыс.
Ny Lanitra - Ravelo Jean Baptiste
3:07
Просмотров 81 тыс.
Areheto ny jiro SLKM Moria Itaosy
6:35
Просмотров 419 тыс.
MOUNTAINS
3:08
Просмотров 3,7 млн
Султан Лагучев - Гасишься
3:02
Просмотров 119 тыс.
Tamiga & 2Bad - Tell Me | Official Video Extended
4:45
KIZARU - OBUZA
2:25
Просмотров 551 тыс.
MACAN, A.V.G - Привыкаю
2:55
Просмотров 442 тыс.