Тёмный
Mada lyrics
Mada lyrics
Mada lyrics
Подписаться
Tongasoa eto amin'ny MADALYRICS 😉


Ity pejy ity dia hahitanao ireo tononkira an-tsary, na koa hoe Lyrics vidéo, malagasy 🇲🇬 🇲🇬

Ireo Lyrics vidéo ireo dia hahafahanao mianatra ny teny malagasy amin'ny alalan'ny hira, sy hahafantaranao ireo hira malagasy vaovao, ary koa fihetsika hanohanana ireo artista-tsika malagasy.

Manantena izahay fa fotoana mahafinaritra no lalovanao eto amin'ny MADALYRICS.
Aza adino ny manoratra "commentaire", ny mizara ary ny mamela "j'aime" ny pejy mba hahafahan'ny hafa mankafy, ary koa mba hitomboan'ny mpikambana.

Aza misalasala mifandray aminay raha misy olana, tsikera, toro-hevitra mikasika ny pejy 🙂


Raiso ny haja atolotray


🇲🇬 Malagasy miara-tafita no tanjona ✊🏽 🇲🇬


Bodo - Ankino (Madalyrics)
5:00
Год назад
Baby - Ventso (MadaLyrics)
3:48
Год назад
LOLA - Manahiragna (Madalyrics)
5:53
Год назад
Lion Hill - Donia (Madalyrics)
3:20
Год назад
STEPHANIE - OMBIA (Madalyrics)
4:35
2 года назад
NY AVO "VITA SEDRA" (Lyrics gasy)
4:16
3 года назад
Arione Joy - Tebiteby (Lyrics gasy)
3:11
3 года назад
Bodo - Dada (Lyrics gasy)
3:55
3 года назад
Tsy mankaleo - Farakely (Lyrics gasy)
3:57
3 года назад
Unik - Chérie (Lyrics gasy)
5:33
3 года назад
"Mitalaho" - Jaw's Band (Lyrics gasy)
6:17
3 года назад
Комментарии
@mariorakoto7749
@mariorakoto7749 5 дней назад
misaotra tompoko ;
@koloinapriscanaivoarilanto1494
@koloinapriscanaivoarilanto1494 18 дней назад
❤ Manina ❤
@randrianaivoambinintsoaars5243
@randrianaivoambinintsoaars5243 21 день назад
❤❤❤❤
@malalatiana9051
@malalatiana9051 29 дней назад
Mandria ampiadanana zany dadako zany 😢 malahelo anao zahay 5 mianadahy sy mama fa tsy maintsy manaiky ny sitrapon'Ilay Ray Tsara indrindra zahay. Veloma mandrapihaona ihany ny antsika fa mbola hihaona indray andro any 😭🥺 Tiako ianao ry Dada ❤ 11/07/1961 - 17/08/2024
@AinaRandriah
@AinaRandriah Месяц назад
🥺🥺🥺🥹😭 Merci beaucoup ❤
@JeanClaudio-d2x
@JeanClaudio-d2x Месяц назад
💓
@FanoFanomezantsoa
@FanoFanomezantsoa Месяц назад
Makasitraka ee❤
@FanoFanomezantsoa
@FanoFanomezantsoa Месяц назад
Tsara ity hira ity
@onjaratsiatosika592
@onjaratsiatosika592 2 месяца назад
@PremiumPlus-sz5de
@PremiumPlus-sz5de 3 месяца назад
Tsara lotra ❤❤❤
@RivoRanaivoson
@RivoRanaivoson 3 месяца назад
@Mytia-xo3vp
@Mytia-xo3vp 3 месяца назад
❤️🎼🎵
@mampiononaraymonde127
@mampiononaraymonde127 3 месяца назад
😢😢😢❤
@Rijadu44
@Rijadu44 4 месяца назад
L’adolescence… 🤩
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 4 месяца назад
❤❤❤
@brunorandria7141
@brunorandria7141 4 месяца назад
Merciii
@jaonarasoarahona
@jaonarasoarahona 4 месяца назад
Mankasitraka 🙏
@JeannetteRalison
@JeannetteRalison 5 месяцев назад
21/ 04/ 2024 😘💐🥂💟🙏
@narcisseakbaraly4946
@narcisseakbaraly4946 5 месяцев назад
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
@Mari-t5q5g
@Mari-t5q5g 5 месяцев назад
Mankasitra tompk!
@CHRISTIANRABENJA
@CHRISTIANRABENJA 6 месяцев назад
tsara be
@user-tw4bg7ht3f
@user-tw4bg7ht3f 6 месяцев назад
🥰🥰
@sidonieralalaoharimbola3691
@sidonieralalaoharimbola3691 6 месяцев назад
Marina loatra aki Bodo a
@josephrandriamanampisoa4522
@josephrandriamanampisoa4522 7 месяцев назад
Tena tiko foana2 ito hira ito❤❤❤
@RaphaelAndriamanampisoa
@RaphaelAndriamanampisoa 8 месяцев назад
Wow...i like 👍👍
@ainasonia-lz8yo
@ainasonia-lz8yo 9 месяцев назад
😍
@mirantoandrianary6000
@mirantoandrianary6000 10 месяцев назад
Nooooeeeellllyyyy. Kamboty
@zomihantafelana3747
@zomihantafelana3747 11 месяцев назад
tsy zakako mihintsy ny maheno ito hira ito nefa tena tiko , mandria ampiadanana DADA TIKO
@BasileRakotoavo
@BasileRakotoavo 11 месяцев назад
Tiko
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 Год назад
Toa rano sy vary. Na ho ratsy na ho soa. Fo mifandrakotra. Ho tafaray ny samy tia. ❤
@colette1ranivosoa168
@colette1ranivosoa168 Год назад
@FanjaRaminoson
@FanjaRaminoson Год назад
❤❤❤
@valentineyolanderasoloheri5284
😪😪😪😪😭😭😭😭
@harivelotsimilaza9474
@harivelotsimilaza9474 Год назад
Sambany henoko❤
@harivelotsimilaza9474
@harivelotsimilaza9474 Год назад
Ho an' Dada
@valentineyolanderasoloheri5284
,,😪😪😪😭😭😭
@ginotrahery
@ginotrahery Год назад
tsara jesosy
@vavisoaesteline7913
@vavisoaesteline7913 Год назад
@dinarakotonandrasana1458
@dinarakotonandrasana1458 Год назад
Tena tsara rangah ty hira ty a, kôzy zany a
@fideranarakotozafindrabe510
Misaotra✨
@sarahmarolleau4878
@sarahmarolleau4878 Год назад
Sa voix est aussi magnifique 😭😭❤️❤️♥️♥️♥️
@MrLOVA22
@MrLOVA22 Год назад
Mbola hafa ihany!
@tahinanicolette5696
@tahinanicolette5696 Год назад
Tomany fa kamboty 😭🥺♥️ , mankasitra o 😍
@olivierrabari5974
@olivierrabari5974 Год назад
Tsarabe
@nazmiratherese4537
@nazmiratherese4537 Год назад
Tafiditry aminy foko hira ty e😍
@pianolights6023
@pianolights6023 Год назад
Misaotra eeee
@sabrinarajaonah8974
@sabrinarajaonah8974 Год назад
tiako loatra amin'ny foko manontolo
@mamyadr1057
@mamyadr1057 Год назад
tiko faona ny mihaino anty hira ity
@jhonicajhoanah8000
@jhonicajhoanah8000 Год назад
❤🎶❤
@hasoamiaro5127
@hasoamiaro5127 Год назад
Tsara ny Tompo, AMEN
@pianolights6023
@pianolights6023 2 года назад
Misoatra e!