Тёмный

Azafady - Jacquis Randria & Njara Marcel (Madalyrics) 

Mada lyrics
Подписаться 6 тыс.
Просмотров 638
50% 1

Azafady - Jacquis Randria & Njara Marcel (Madalyrics)
✔ Hira: Azafady - Jacquis Randria & Njara Marcel
• Azafady - Njara Marcel...
Azafady aho raha toa ka nandratra anao
Be loatra ireo vita sy ditra natao
Tsy nahay nifehy tena nanao ny tsy fanao
Nampirafy aho, nampijaly anao.
Ireo teny marary sy ireo latsa ifonako
Fa zaho anie bandy mety ho solafaka ihany.
Ireo fakam-panahy maro loatra, mamingana.
Izay tia hono adala, hafa ihany malala.
Efa hiova aho
Tsy hamerina intsony aho
Tsy hoe kapain-tsy hita fery ialahy ka
handeha hampijaly vehivavy
Aza faly ny hanimba sy ny hamiravira ialahy
Tsinjovy ny ho avy
Aza anariana mavesatra izy ireo
Tsy kilalao izy azafady
Diniho 'zay atao
Fa ho very ialahy raha toa ka tsisy vehivavy
Aza miandry voadona ialahy vao mba tonga saina
Tsy entam-barotra amidy io fa aza viraviraina
Tsy hoe lany hamamiana ka ho arianao ny faikany
Rendrarendra tsy ho lany fa mba saino ihany
Ireo vehivavy natao fanaja
Hoe afaka miaina ve raha toa ka tsisy azy
Tsy sakafo fihinana io, ka ho atao andramana
Sao ho fatrapifidy elà tandremo lesy zany
Ao fa hiova aho
Tsy hamerina intsony aho
Tsy hoe kapain-tsy hita fery ialahy ka
handeha hampijaly vehivavy.
Aza faly ny hanimba sy ny hamiravira ialahy,
Tsinjovy ny hoavy.
Aza anariana mavesatra izy ireo...
Tsy kilalao izy azafady.
Diniho 'zay atao
Fa ho very ialahy raha toa ka tsisy vehivavy.
Tsy hoe kapain-tsy hita fery ialahy ka handeha
hampijaly vehivavy.
Aza faly ny hanimba sy ny hamiravira ialahy,
tsinjovy ny hoavy.
Aza anariana mavesatra izy ireo...
Tsy kilalao izy azafady.
Diniho 'zay atao
Fa ho very ialahy raha toa ka tsisy vehivavy.
---------------------------------------------------------------------
🇲🇬 Malagasy miara-tafita no tanjona ✊🏽 🇲🇬
Contact: madalyrics2.0@gmail.com

Опубликовано:

 

18 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 1   
@colette1ranivosoa168
@colette1ranivosoa168 Год назад
Далее
ST12 - Saat Terakhir (Karaoke Version)
5:01
Просмотров 6 млн
ХИТРАЯ БАБУЛЯ #shorts
00:20
Просмотров 1,4 млн
JACQUIS RANDRIA  [ HIARINA INDRAY ]
4:07
Просмотров 93 тыс.
Ny ako - Espoir en Jésus (lyrics gasy) Madalyrics
5:09
TOVO J'HAY - Fihin-tananao (Madalyrics)
4:18
KARAOKE•||Azafady ||Boy Black
4:38
Просмотров 4,1 тыс.
Tsiambaratelo (original R.R. Majunga)
1:30
Просмотров 2,4 тыс.
AZAFADY by RYO  | The Voice Africa 2023 | MADAGASCAR
5:16
STEPHANIE - OMBIA (Madalyrics)
4:35
Просмотров 269