Тёмный
John Oabmar
John Oabmar
John Oabmar
Подписаться
Alternative/Indie rock band.

- Mialy Rakotonirina (drums)
- Anjatiana Andrianoroarivo (piano & keys)
- Jonathan Andriamahefa (bass)
- John Rambao (guitar & vocal)
Комментарии
@franckierajaonarison7843
@franckierajaonarison7843 7 дней назад
Mahafinaritra loatra ny mihaino ny hira gadoinao rehetra
@user-ym8ds6iw6y
@user-ym8ds6iw6y Месяц назад
Tsara ilay hira, fa miandry an'ilay hoe mbola hihaona ary e.
@lalainarasolojaona8616
@lalainarasolojaona8616 2 месяца назад
Tsara loatra, mateza henoina foana
@n.y.h.u
@n.y.h.u 2 месяца назад
We need this on major streaming services my guy. I love your work and I look forward to hearing more from you!
@TiaChr
@TiaChr 2 месяца назад
Milay foana ee ❤
@arosoaben3015
@arosoaben3015 2 месяца назад
2024 iza no ato?
@user-yx4ti3tv2z
@user-yx4ti3tv2z 3 месяца назад
Mankasitraka e!
@EnzoRANARSON
@EnzoRANARSON 4 месяца назад
tena tsara ny indie Malagasy
@fabienrakoto8782
@fabienrakoto8782 5 месяцев назад
malahelo ihany amin'ilay oe tsy hanao mozika sy hanoratra intsony...fa misaotra tamin'izay be efa vita izay lesy John ah!... mafy elah...🔥🔥🔥👊
@missvalinours
@missvalinours 5 месяцев назад
une de mes chansons préférées !!!! Bravo !!!!
@SolotinaAntonyoRANOMENJANAHARY
@SolotinaAntonyoRANOMENJANAHARY 5 месяцев назад
mahafinaritra fa tohizo hatrany
@mionitrarxz2248
@mionitrarxz2248 6 месяцев назад
2024 but still vibin' on it
@user-eo8xe1qo7p
@user-eo8xe1qo7p 10 месяцев назад
Ahatsiarovako tantara mamy kely ity hira ity💗
@tinaandriantsiorimarosata7019
@tinaandriantsiorimarosata7019 10 месяцев назад
@tinaandriantsiorimarosata7019
@tinaandriantsiorimarosata7019 10 месяцев назад
Mandeha ny fotoana, 8 taona sahady izany. Miarahaba anareo rehetra akoatra izay tsy tia an ty vazo ty 😜
@joachinmichaelrakotoarisoa7540
@joachinmichaelrakotoarisoa7540 11 месяцев назад
Chef-d'œuvre
@rasjulie2849
@rasjulie2849 11 месяцев назад
Mandoalika aho miondrika eto. Miandrandra ny any an-danitra Matoa nareo mbola aheno. Dia mbola avaozina eto an-tany Miha sarotra ny fiainana eto Torovana ny ety ambany Mba jereo.. fa marary ................ fa mijaly Ouuuh ouhh Ny zavatra mitranga hatreto Dia mapanongo tena ihany Izay manana manefo2 Izay kely kosa.. Kely hatrany Ireo tomany izay misento Mba asa tananao ihany Mba omeo tananao ihany Mba vonjeo fa mijaly ✅Aza avela irery fa mila ny fanavotanao Aza avela irery. Asehoy anay ny herinao Aza omena tsiny fa miandry ny fitantananao Aza omena tsiiiny ... Feon-kira..... Ouuouhh ouuuh Ref:Aza avela irery... ....... ....... Besokely:Mandoalika miondrika eto.. aho miandratra ny any andanitra.. Raha toa ianao mbola maheno Dia mila vonjy eto an-tany
@andrianjoharytianaalinoro8112
@andrianjoharytianaalinoro8112 11 месяцев назад
Tsara b. Miandry concert zay
@user-ho1dg7tz8f
@user-ho1dg7tz8f Год назад
2023 mbola eto zah mankafy ito hira ito #Peace and <3
@user-mg7xk6jq8t
@user-mg7xk6jq8t Год назад
Atolotra ho an'izay olona iray izay, na tsy miresaka instony aza izahay dia ity hira ity mijanona ho hiranay foana eny ihany <3
@fofanahyrakotonarivo4971
@fofanahyrakotonarivo4971 Год назад
Ity hira ity dia efa henoko foana tamin'ny andro nivoahany fa zao izaho vao nahita ny rakitsary. Tena tsy itako izay lazaina fa tena mahay ilay mpanakanto, tena tsara be ilay rakitsary mifanaraka tsara amin'ny tononkira. Ilay hira moa efa tsara be raha teo. Tena babo aho. Mendrika anaty ny hira malagasy 25 tsara indrindra atrizay nisian'ny tany ity hira ity
@krohmadreno2903
@krohmadreno2903 Год назад
Au top! Mankasitraka !
@JohnOabmar
@JohnOabmar Год назад
Misaotra indrindra
@madavazotsara
@madavazotsara Год назад
Salut, est ce que qlq peu me donner les accords de cette chanson svp?
@raotoandriamanambe2420
@raotoandriamanambe2420 Год назад
Dia tsy hihiria tsony ve lesy ialahy ry @john
@JohnOabmar
@JohnOabmar Год назад
Na izaho koa aza lesy malahelo indraindray
@henintsoatianjanahary2797
@henintsoatianjanahary2797 Год назад
miverena mihira less eh
@rivotianarafanomezantsoa9189
Tsy heno intsony ny tohiny sa zahay no ts maharaka, live album sns
@hermanranohatrarivola1432
@hermanranohatrarivola1432 Год назад
2023 :p
@diamondratiavinaandrianaso1940
Tes chansons m’ont accompagné de la jeunesse jusqu’à maintenant. Quand est ce que tu écriras à nouveau ? Et quand est ce que tu sortiras ta musique sur spotify? Miandry anao fa tena mila ny mozika anao Rajohn ahhhhhhh <<<333
@anitarakotondrahanta2964
@anitarakotondrahanta2964 Год назад
Je m'en lasserai jamais de tes chansons..
@lovarakotonindrina9320
@lovarakotonindrina9320 Год назад
Mais je te jure, il devrait reprendre son micro
@anitarakotondrahanta2964
@anitarakotondrahanta2964 Год назад
Carrément
@tokyidealymichaelraveloari7689
Tena tsara 👌 mankasitra
@noronyainachristinarabary410
#rambomiverina
@mialyrakotoarison8225
@mialyrakotoarison8225 Год назад
2022 mbola ato iany za katraty katrary lol
@user-yx4ti3tv2z
@user-yx4ti3tv2z 3 месяца назад
2024
@fautpas2259
@fautpas2259 Год назад
Ces chansons qui donnent envie de faire l’amour… au chanteur ❤️❤️
@JohnOabmar
@JohnOabmar Год назад
Haha ! "Faut pas" hoy ny anaranao.
@justinrandrianarivelo3835
@justinrandrianarivelo3835 Год назад
Kanto loatra ❤️
@rohimpitiavanatommie130
@rohimpitiavanatommie130 Год назад
The melody is so electric 💥, however, I'm really really intrigued by the lyrics.... Is this song telling a story of " twin flames " in separation that will eventually come into reunion ?
@rantonirina4657
@rantonirina4657 Год назад
❤❤❤❤❤
@Toandroandrianome
@Toandroandrianome Год назад
Tena tsara ny hira navoakanao ❤❤❤
@confiancenick
@confiancenick Год назад
Eny lesy e. Misaotra nanome an'ity hira ity. Manantena fa mety mbola hisy hafa ihany any aoriana.
@razonarisonravomaevatiana8569
Triste d’entendre que tu arrêtes la musique 😢
@andriamalalajeanclaude5913
@andriamalalajeanclaude5913 Год назад
Vraiment dommage que tu dois arrêter la musique John Rambao.
@rabediamondra166
@rabediamondra166 Год назад
lasa miverina mijery anreto ndray zah fa hoe tsy hihira tsony John Oabmar. :'( ay moa tiko otrzao fona ny clipnao :D
@diallorajerison9140
@diallorajerison9140 Год назад
Vao nahita anle sary dia koboko hoe ramahefa ndray zany le xD
@tanraza35
@tanraza35 Год назад
J'adore ta musique mec !
@tsiryrasolomanana2854
@tsiryrasolomanana2854 Год назад
Ontsaontsa be aho zany nahita ny vaovao 😞
@voaritianamarie-annick8698
@voaritianamarie-annick8698 Год назад
tiako loatra ito hira ito
@mamitianaignace1635
@mamitianaignace1635 Год назад
sur sur
@nicolasramilison8142
@nicolasramilison8142 2 года назад
Tsy hitako izay ho lazaina fa tohizo hatrany! Milay nareo e.!
@prince7883
@prince7883 2 года назад
tena tsara 😭😭😭😭
@Rakakabemaso
@Rakakabemaso 2 года назад
Rambao
@malala_florentina
@malala_florentina 2 года назад
Tsara foana 🤗🤗🤗