Тёмный

John Oabmar - Adala Aho (Rakitsary Ofisialy) 

John Oabmar
Подписаться 2,5 тыс.
Просмотров 25 тыс.
50% 1

Rakitsarin'i 'ADALA AHO'
- - -
Mpilalao : Fabrice S. Benazy
Mpaka sary : St. Mah
Mpanazava : Toa Balkaina
Mpanatontosa : John Oabmar
- - -
Oktobra 2015
Toamasina - Madagasikara
- - -
FACEBOOK : smarturl.it/oabmarFB
SOUNDCLOUD : smarturl.it/oabmarSOUND
TWITTER : smarturl.it/oabmarTWT
INSTAGRAM : smarturl.it/oabmarINSTA

Видеоклипы

Опубликовано:

 

24 окт 2015

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 50   
@TiaChr
@TiaChr 2 месяца назад
Milay foana ee ❤
@tojosoasedramahefa9810
@tojosoasedramahefa9810 7 лет назад
Reveko mihitsy !! na le CLIP aza ! 'zah manome BRAVO !
@fahamarinanamaharitra
@fahamarinanamaharitra 5 лет назад
Asio fiverenana amin'izay ho'aho e e e. :)
@geraldoraobelinarisoa8012
@geraldoraobelinarisoa8012 8 лет назад
Otran oe mitady anao gweta keli zani leir :) ... mafinaritreeee (y)
@nyyx4
@nyyx4 8 лет назад
Za nefa amin'ny lafiny iray reveko le clip satria sady miavaka... no tena mampiseo an'ilay bandy potika tanteraka, araka ilay tononkira, tsy hors sujet na hafakely aza fa mety amiko... milay rangah fa toizo ah :D
@JohnOabmar
@JohnOabmar 7 лет назад
;-)
@hobiniainaramasindraibe9147
@hobiniainaramasindraibe9147 5 лет назад
💕💕💕 aii, mahafatifaty loatra ity hira ity kaaaa
@rambao
@rambao 8 лет назад
'zao no ilaina e ! 'zaho mirevy !
@rakotoniainafeno3534
@rakotoniainafeno3534 5 лет назад
Tsara be le inspiration @ le clip! tsy mety tadidiko ny hira mitovotovy @ io clip io!
@rojovalisoaandrianantenain9517
@rojovalisoaandrianantenain9517 3 года назад
le clip aloh low cost tsy maka lagy lôtra XD Fa le hira tenaa wow!!!
@herinjakarakotomamonjy1001
@herinjakarakotomamonjy1001 8 лет назад
sady sahirana b mitsy zandry oe ataoko aona ary ty le
@mamyrijaandriamboavonjy3172
@mamyrijaandriamboavonjy3172 8 лет назад
c'est original (y) d'une maniere ou d'une autre, le clip epxrime neanmoins le fait d'etre "adala" :)
@SehenoHanitriniainaRabehasaina
otrn hafa b zan le feeling amty clip ty a! otrn oe gweta révisé zan leiz! le vazo mlay fa le clip tsy nampientana b ana alou!
@rabediamondra166
@rabediamondra166 Год назад
lasa miverina mijery anreto ndray zah fa hoe tsy hihira tsony John Oabmar. :'( ay moa tiko otrzao fona ny clipnao :D
@anjasarah9467
@anjasarah9467 5 лет назад
😂😂😂😂 J'kiff à fond ! 💗💗💗💗
@Jess-fl4uc
@Jess-fl4uc 8 лет назад
oh oh oh oh I got the love that keeps me waiting... :p
@JohnOabmar
@JohnOabmar 8 лет назад
+Jess Samy kôpy isika ;-)
@rakotomalalamalanto6189
@rakotomalalamalanto6189 8 лет назад
Hafa kely ilay rakitsary fa tsara na dia izany :) (y)
@heryrakotonarivo5656
@heryrakotonarivo5656 8 лет назад
Tsy mino kosa aho oe io ny tena clip ofisialy e! Poisson d'octobre kosa ngamba :D
@a.ericka6276
@a.ericka6276 4 года назад
😂😂😂😂😂
@YlaniraiD
@YlaniraiD 8 лет назад
naka style black keys "lonely boy" le clip an? ;)
@tsiryrasolomanana2854
@tsiryrasolomanana2854 Год назад
Ontsaontsa be aho zany nahita ny vaovao 😞
@rotsyrabemiarana
@rotsyrabemiarana 2 года назад
tiako beeeeeeeeeeeee😃
@mattoandoniaina6331
@mattoandoniaina6331 8 лет назад
Tsy afa-po aho tamin'ilay clip fa le vazo milay.
@rakotondrasoamariella8423
@rakotondrasoamariella8423 4 года назад
tsy zaranao aza io toy izay mpisipa mifanenjika dia tsy mety tratra mihitsy ilay vehivavy :D
@rajaonarisontokyniriana7141
@rajaonarisontokyniriana7141 2 года назад
@@rakotondrasoamariella8423 marina mihintsy izany
@miarymickaelrabemanantsoa910
@miarymickaelrabemanantsoa910 8 лет назад
le clip kosa leee!!!
@TheRaya09
@TheRaya09 8 лет назад
+Miary Mickael RABEMANANTSOA efa hoe adala kouh hahaha
@mbolaramiandrisoa9499
@mbolaramiandrisoa9499 8 лет назад
Tsara le hira, concernant le clip, rah any ampita tena "buzz" ny zavatra toy izao, fa hoan'ny gasy mety mbola tsy tontolony loatra angamaba ny zavatra toy izao :) Avis perso iny an! en tout cas: BRAVO!!!
@mamitianaignace1635
@mamitianaignace1635 Год назад
sur sur
@huguesrasolofo3071
@huguesrasolofo3071 8 лет назад
Mêmes avis sur le clip :D
@michelradrianarison2060
@michelradrianarison2060 8 лет назад
indrisy mantsy ilay clip ... tena ts mifanaraka @le vazo mihtsy kosa moa zao e!! na dia hoe "adala aho" aza ny titre. Fa mankasitraka an'ny tompon'ny hira e!
@mamitianaignace1635
@mamitianaignace1635 2 года назад
Mbola miheno foana
@mialyrakotoarison8225
@mialyrakotoarison8225 Год назад
2022 mbola ato iany za katraty katrary lol
@user-yx4ti3tv2z
@user-yx4ti3tv2z 3 месяца назад
2024
@lecollectifnsc647
@lecollectifnsc647 2 года назад
Milay be
@hasiniainakanty5400
@hasiniainakanty5400 8 лет назад
Tena adala marn ve? fa le vazo mlay fon e
@heriasyranjato4035
@heriasyranjato4035 8 лет назад
hahahhaha..mafinaritra kosa le bandy io ko.mirevy tsara
@JohnOabmar
@JohnOabmar 8 лет назад
+Heriasy Ranjato Yes !
@randrianasolosantatra5940
@randrianasolosantatra5940 8 лет назад
hahahah! hafakely... Tiako foana (y) (y) (y)
@kalapeta3988
@kalapeta3988 8 лет назад
maika ery za ijery le clip kinanjo .........
@JohnOabmar
@JohnOabmar 8 лет назад
+kala peta hahaha !
@tojosoasedramahefa9810
@tojosoasedramahefa9810 4 года назад
Tiako ity "clip" ity !
@liantsoaramanankonenana8333
@liantsoaramanankonenana8333 5 лет назад
otran zao v zan ny bandy ref taraiky?? adala b marina !!! hihihi lol
@herinjakarakotomamonjy1001
@herinjakarakotomamonjy1001 8 лет назад
norma le ketrika ra tena izy na tsy izy aza d itako oe eo am le hira alo misy fivoarana b mitsy tsika f akaiky ny an hafa any ivelany, ra le oe clip ndray alo natao v le izy sady apme no oe mba atao mafnaritra ny saina sy ny sofina e,hahhaha, mlay ka, za tsy misy kiana fa ra anao iany d enao le mihira mitsy no mandi otranio,ahahahah
@JohnOabmar
@JohnOabmar 8 лет назад
+Herinjaka Rakotomamonjy Mety izaho ihany anie io mandihy io e... ?
@herinjakarakotomamonjy1001
@herinjakarakotomamonjy1001 8 лет назад
tsy manin mitsy chef a, maita a fa tena f vo maitrisé anao mitsy le gadona,d toizo d mba aseoy amzay ranga le pihira e, tsika tsy naka mpihira zan mitsy fa le iranao matotra mlay b, d toizo fa tsara,enao iany ko no manao ny montage ny vidéo anao v?
@tonyandriamanana4876
@tonyandriamanana4876 8 лет назад
Milay rangaha :) fanontaniana : eto Madagasikara ve i John ? Ra eny ny valiny, dia aiza no misy kalitao ana instrumental otran zany @studio ? Sarotra manko ny mahita tsara
@diamondramamiandrisoa1430
@diamondramamiandrisoa1430 8 лет назад
Otran ts d mfanarak amle ira le clip... le hira mlai be f le clip... ts d itako n tiani apitaina
Далее
Tiako Ianao
4:32
Просмотров 6 тыс.
УРА! Я КУПИЛ МЕЧТУ 😃
00:11
Просмотров 739 тыс.
Hosea Marlyn - Isa Roa Telo (Feo Ofisialy)
3:58
Просмотров 23 тыс.
Ny jihy -  Ahy ianao
4:55
Просмотров 511 тыс.
Hosea Marlyn - Nofy (Tononkira Ofisialy)
4:56
Просмотров 32 тыс.
John Oabmar - Mangatsiaka (HIRA TSOTRA I)
3:12
Просмотров 51 тыс.
Tsiaro :Isa Roa Telo ( clip officiel)
4:39
Просмотров 231 тыс.
John Oabmar - Tsy Misy Ohatr'Izany (Lyric Video)
4:52
Very
5:36
Просмотров 19 тыс.
ALALÁ - Vero (Live Session)
4:20
Просмотров 274 тыс.
Mirjalol Nematov - I love you (Videoklip)
3:56
Просмотров 4 млн
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 126 тыс.
Jaloliddin Ahmadaliyev - Kuydurgi (audio 2024)
3:26
Просмотров 1,7 млн
Malohat
3:35
Просмотров 1,1 млн