Тёмный
Sheima Clarence
Sheima Clarence
Sheima Clarence
Подписаться
NY AINGA JMJ MADA IX
6:11
5 лет назад
MESIA MPANAVOTRA   NY AINGA
3:36
6 лет назад
RY JESOA MOFON'AINA Hira Katolika
3:46
7 лет назад
FANANTENANA : NY AINGA
5:08
8 лет назад
NY AINGA : NY EVANJELIKO
4:36
8 лет назад
NY AINGA  FIAINAM-BAOVAO
6:21
8 лет назад
NY AINGA : TOMPO TSY FOIKO
4:42
8 лет назад
NY ENDRIKAO RY JESOA O
3:04
8 лет назад
DIA ILAY FITIA : Haga & R.P Tovo
3:31
8 лет назад
TSY NY AHIAHY
5:00
8 лет назад
ISIKA VORY ETO IZAO hira Katolika
3:45
9 лет назад
ISAORAKO LALANDAVA   hira Katolika
4:01
9 лет назад
Lanto : Rebika
3:33
10 лет назад
Adim-panahy Rebika
4:19
10 лет назад
REBIKA AN-KIRA
5:23
10 лет назад
NAHOANA Rebika
4:26
10 лет назад
AMPY IZAY: Parh-Shon sy Voary
3:30
10 лет назад
NIOVA Njakatiana
4:02
10 лет назад
Parshon sy Voary-IZY INY
3:35
10 лет назад
Комментарии
@sandymalala3762
@sandymalala3762 4 дня назад
❤❤❤❤ anjary lohataona ny andro ririna 🙏🙏
@dignimalala1842
@dignimalala1842 5 дней назад
Tena mahafinaritra ny fifankatiavana fa hoy ny tenin'i Tompo hoe : MIFANKATIAVA ANAREO TAHAKA NY NITIAVAKO ANAREO Merci Seigneur 🙏Que ton Amour 💖💖💖règne et triomphe toujours ALLÉLUIA ALLÉLUIA AMEN
@lalaorandrianarivo729
@lalaorandrianarivo729 8 дней назад
Tena tsara kosa Ty hira Ty ❤ Zao Aho vao naheno azy
@user-zy7gz7xm8n
@user-zy7gz7xm8n 10 дней назад
Makasitraka tanteraka ny hira fiderana! Mamy be ,deraina ny tompo💌💒😍
@bdmillatblogs1172
@bdmillatblogs1172 15 дней назад
Tena tsara tarehy ilay izy
@lalaochababy1759
@lalaochababy1759 21 день назад
1- Ianao 'lay olombelona marefo Ny lalanao mamaky aizim- pito Fa miandry anao 'lay Fahazavana Io ny Tompo miantso anao ka mitsangana ooooooooo! Izao tontolo izao efa jambena Voagejan- drendrarendra sy harena Ianao dia ianao no antenainy Ny fiainanao miova no ilainy ooooooooo!. Réf: Ny fitiavany tsy miova ( Ny fitiavany ) No niantsony anao izao ( No niantsony anao ) Ny rà nalatsany ho Anao ( Ny rà nalatsany ) No nanasany ny fonao ( No nanasany anao ) Ny fitiavany tsy miova ( Ny fitiavany ) No iantsony anao izao ( No niantsony anao ) Ny rà nalatsany ho anao ( Ny rà nalatsany ) No nanasany ny fonao ( No nanasany anao ) Ka dia tsy ho raisinao ve ( Ka tsy ho raisinao ve ) 'lay antso antefany Koa andeha ianao hampijoro hatrany ny lalam- pahamarinana ( a a a! ) F' Izany izany no fiainam- baovao F' izany izany no niantsoana anao. Satria ny Fitiavan' Izy Tompo oo! No niantso anao hanompo sy hanatsara a ha an! Satria ny fitiavan' Izy Tompo ee! Manefy anao tsy handray fa hizara. 2-Tsy hoe fadiranovana tsy manana Fa sahy manome ny aina sy ny ananana Izay no fahantrana am- panahy Tsy voagejan' ny tombon- tsoa sy ny ahiahy ooooooooo! REF ......................................…....................................................................... Satria ny fitiavan' Izy Tompo oo! Manainga anao ho mafy sy ho mpanarina a ha an! Satria ny Fitiavan' Izy Tompo ee! Manainga anao tsy hanaiky ny tsy marina. Tiava ny marina tokoa Dia ataovy izay tianao atao Tiava ny marina tokoa Dia ataovy izay tianao atao ( 2fois)
@fredericrobert5833
@fredericrobert5833 Месяц назад
Anarano io ?
@nivoverin5056
@nivoverin5056 Месяц назад
❤❤❤❤
@nivoverin5056
@nivoverin5056 Месяц назад
❤❤❤❤
@georgesrakotoniaina1639
@georgesrakotoniaina1639 Месяц назад
Tsy mitsahatra misaotra AZY
@MiarisoaRamananiary
@MiarisoaRamananiary Месяц назад
J'adore trop❤❤
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 2 месяца назад
Tena kanto ❤😉
@SERVICEALTO-zr7zn
@SERVICEALTO-zr7zn 2 месяца назад
Merci haga
@soloforanaivo1923
@soloforanaivo1923 3 месяца назад
tiako ity hira ity... na feony na tonony. ❤
@RaniarimananaVerohanitra-xc5ph
@RaniarimananaVerohanitra-xc5ph 3 месяца назад
Merci♥️♥️
@kiruahunter9798
@kiruahunter9798 3 месяца назад
"Vavaka no arosonareo ho an'ny ory, fa tsy ny tenenareo... Ambim-bava ve no omena ny madinika? Sa ny fiainanareo?" Mahatonga saina 😇❤
@rioz3316
@rioz3316 3 месяца назад
Tahio vonjeo fa manantena ny malagasy zay te ho anao
@rioz3316
@rioz3316 3 месяца назад
Hira fanaonau am fetiny sakramenta masina sy mandritrany komonio
@HfhgGfg-bk9rn
@HfhgGfg-bk9rn 4 месяца назад
Tsara lotra misaotra jesosy malala 🙏🏻 ♥
@irinnaandrianarijaona8013
@irinnaandrianarijaona8013 5 месяцев назад
VICTOIRE RASOAMANARIVO
@irinnaandrianarijaona8013
@irinnaandrianarijaona8013 5 месяцев назад
VICTOIRE RASOAMANARIVO MISAOTRA ANAO TOMPO O
@SantosFortunat
@SantosFortunat 5 месяцев назад
Marina lotra
@SheimaclarenceANDRIANARISON
@SheimaclarenceANDRIANARISON 5 месяцев назад
Hoderaina hatraiza hatraiza anie Jesoa Kristy 🙏
@AnnieRamefison
@AnnieRamefison 5 месяцев назад
❤❤❤❤
@user-xt7vc8fm6w
@user-xt7vc8fm6w 5 месяцев назад
Tsara bé le hita e merci
@claudinecartier8742
@claudinecartier8742 5 месяцев назад
Très belle mélodie sur le thème du Seigneur bien aimé. Une traduction au moins du refrain serait appréciable
@Michelherichrandrianary-uv8qk
@Michelherichrandrianary-uv8qk 6 месяцев назад
Hosoavin'ANDRIAMANITRA daholo anie isika rehetra
@user-ri2mf1mi3k
@user-ri2mf1mi3k 6 месяцев назад
Mankasitraka e❤
@sabrinahmahaleo6036
@sabrinahmahaleo6036 6 месяцев назад
Amen 🙏
@irinnaandrianarijaona8013
@irinnaandrianarijaona8013 6 месяцев назад
VICTOIRE RASOAMANARIVO. MISAOTRA. OH
@soloforanaivo1923
@soloforanaivo1923 6 месяцев назад
Mitomany aho izao mihaino ity hira ity. Malahelo loatra an'i Dadako aho, hira tena tiany ity. Mandria am-piadanana izany Dadako izany.
@priscarasoarivelo5200
@priscarasoarivelo5200 6 месяцев назад
Misaotra tpoko!!!
@naturalbeautychallenge2451
@naturalbeautychallenge2451 6 месяцев назад
Fév 2024❤❤❤❤❤❤
@andoniainarasoarimalala5435
@andoniainarasoarimalala5435 6 месяцев назад
2024
@fetrarajonson6669
@fetrarajonson6669 5 месяцев назад
1er Avril
@user-yc2wj6hi3s
@user-yc2wj6hi3s 6 месяцев назад
Mankasitraka Andriamanitra mamela aho fahotako Fantatrao fa tsy velona aho raha tsisy anao Omeo fanahy masina reo😊
@user-gn5mb9zf3b
@user-gn5mb9zf3b 6 месяцев назад
tsara sy raitra, indrindra ilay tontonkira
@hobymarguerite9501
@hobymarguerite9501 7 месяцев назад
Nitomany kely mihitsy tamin'ny sakramentan'ny fankaherezana
@Anja-vatosoa
@Anja-vatosoa 7 месяцев назад
Tena tsara loatra❤
@juliaraharomanana3522
@juliaraharomanana3522 8 месяцев назад
Tiako e ❤❤
@user-yh4vy6kz5n
@user-yh4vy6kz5n 8 месяцев назад
Makasitraka fa tsara ny hira ❤
@user-mx8ys5xl8g
@user-mx8ys5xl8g 8 месяцев назад
Rijade
@antoninstellie4117
@antoninstellie4117 9 месяцев назад
Tena mandona b le feo , tiko be
@antoninstellie4117
@antoninstellie4117 9 месяцев назад
Tena tiako be izy iny 😢😢❤
@yvonrabesson2860
@yvonrabesson2860 9 месяцев назад
tsara loatra le hira🙏🙏🙏
@RavelosonManajasoaStewart
@RavelosonManajasoaStewart 9 месяцев назад
Mpankafy foana izahay e!
@hassaniramanantsoacyril4992
@hassaniramanantsoacyril4992 9 месяцев назад
Tsara marigny le hira. Zagnahary mba zahava madagasikara fa mijaly. Merci
@user-vb7wp9mg2n
@user-vb7wp9mg2n 10 месяцев назад
Tiko loatra!!mankahery ahy loatra ny hafatr'iMb Thérèse Davila.❤❤❤
@ryuko6049
@ryuko6049 10 месяцев назад
mahafinaritra tena kanto misaotra indrindra eeeeh ! 🤩🤗
@ryuko6049
@ryuko6049 10 месяцев назад
tena marina !
@RANDRIANARISOAJoelyThierry
@RANDRIANARISOAJoelyThierry 11 месяцев назад
Hafa ihany lesy zany rebika izany efa 30taona lasa mbola milay fona
@user-kz5oy1so7w
@user-kz5oy1so7w 11 месяцев назад
Mankasitraka an